Fivavahana, finoana

STViha ( 29/06/2016 20:21)
GASIKARA AFAKA! (Isaia 60/1-3) Toa honohono na zary nofinofy ny hoe ''FAHAFAHAN'NY MALAGASY'' na ara-tantara na ara-jeografia, satria tsy arak'izany ny tena toe-java-misy sy ny fomba fiainana nanombo... tohiny
rhaj0 ( 27/06/2016 12:27)
[img]https://img.washingtonpost.com/wp-apps/imrs.php?src=https://img.washingtonpost.com/blogs/worldviews/files/2013/05/atheism-map-1024x506.jpg&w=480[/img]... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/07/2016 20:25
rhaj0 ( 21/06/2016 13:19)
Misy "test multiple choix" hitako dia mba zaraiko.. 1- Izaho dia mino marimarina fa, rahefa mieritreritra mangina, toa ny hoe, "[i]Andrmntra ooo.. ampio aho @ fanadinana izay hatrehiko rahampitso[/i]... tohiny
novalian'i RBNIR ny 18/07/2016 05:15
endriny ( 15/06/2016 04:16)
hihhiihihihi, esy aho hoe ry kristianina..."Tsy mendrika" hono ny fananganana an'io saina io... "tsy mifanaraka amin'ny finoana" hono io... efa "fanjakan'ny devoly sy satana" hono io... "ho avy I Sodo... tohiny
novalian'i RBNIR ny 18/07/2016 18:43
Rylant ( 12/06/2016 15:14)
Miarahaba! Mety hoe, efa lohahevitra efa nandalo teto ity fa mialatsiny, fa izaho dia vaovao. Raha fahiny, nanana ny fomba amam-panaony ny Ntaolo teto amin-tsika. Tamin'izany no efa nahalala ny fisian... tohiny
novalian'i angouz ny 17/06/2016 17:45
radoratsimba ( 10/06/2016 05:04)
À LIRE ABSOLUMENT !!! VERSION FRANÇAISE : Apôtre Martin Aman de la part du Prophète Kacou Philippe : INFORMATION : Le Prophète Kacou a été arrêté par les renseignements généraux de Côte... tohiny
angouz ( 26/05/2016 21:13)
Jenezy 3:24, Apok 22:2 mba azavao kely azafady fa tena tsy azoko ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/06/2016 11:16
rvando ( 26/05/2016 09:14)
mis fetra v ny famelankeloka za mants nanana namana tena nanao ts net tamiko d ts met mamela az mits ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/06/2016 12:23
endriny ( 23/05/2016 17:40)
Tsy hitako hoe hanao sora-baventy eny amin'ny arabe ve aho sa inona? Fa dia eto aloha no alefako ny ventsoventsoko... Toerana lazaina fa natokana eo ambany fitantanan'i Masindahy Laurent sy Masina Ma... tohiny
novalian'i endriny ny 15/06/2016 04:36
rhaj0 ( 18/05/2016 12:17)
Nisy zavatra toa ny "voatavo", rahefa jerena avy lavitra, ary "midorehitra" be, nilatsaka avy "tao ambony tao" omaly, araka ny notaterina tato; http://www.amsmeteors.org/2016/05/huge-fireball-over-nor... tohiny
novalian'i lahindroy ny 04/06/2016 16:20
rhaj0 ( 11/05/2016 13:49)
(tsy) ialan-tsiny kely raha manonona anaran'olona, no mety hors-sujet kely koa :-) FA rahefa nijery ny resaka Panama Papers, ilay scandale eran-tany momba ireo Rampanana manafina vola sy harena any ... tohiny
stahtam ( 10/05/2016 07:12)
Ohatra: "théorie du BIG BANG": finoana ve sa tsy izy; "datation par carbone 14" science sa finoana? nanitikitika ahy mantsy ny zava-boalazan'ity rohy iray ity: http://www.larecherche.fr/savoirs/autre... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/05/2016 19:32
rhaj0 ( 05/05/2016 22:24)
Eto izany misy ny lisitra sy ny mombamomba ireo finoana/fivavahana (lehibe sy lehibebe) eran-tany.. http://www.religionfacts.com/big-religion-chart Ka iza @ ireo no tiatianao azany eee ?? ... tohiny
novalian'i midrou ny 26/03/2024 18:56
rhaj0 ( 03/05/2016 16:14)
Nahita Anjely nidiina avy any an-danitra hono ho'a ity renim-pianakaviana tany Indonezia ity.. http://www.lapresse.ca/actualites/insolite/201605/03/01-4977527-une-poupee-gonflable-prise-pour-un-ange-t... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/05/2016 18:30
rhaj0 ( 29/04/2016 13:29)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=BdWuU-epZ6c[/youtube] Eo izany isika izao. Dia inona hono ny idiran'ny Fivavahana/Finoana @ io ?... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 10/05/2016 12:48
ydifas ( 26/04/2016 01:22)
"Saingy tsy tanterahina vetivety ny famaliana ny ratsy atao, dia izany no ikirizan'ny fon'ny zanak'olombelona amin'ny fanaovan-dratsy. Eny, fa na dia manao ratsy injato aza ny mpanota ka ela velona ih... tohiny
novalian'i endriny ny 29/04/2016 04:44
razafyaina2o15 ( 22/04/2016 12:22)
ankehitriny toy tsy hita taratra intsony zany hoe fihavanana zany ! asanoho ny fiainanamihasarotra hatrany ve sa noho ny fisian ny teknologiavaovao sa noho ny inona tsy hay intsony ; vola ! ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/05/2016 15:30
endriny ( 21/04/2016 04:36)
Hoy ny baiboly: "Raha misy olona roa na telo mivory amin'ny anarako dia eo afovoany aho". Izany hoe raha izaho irery izany no mivabavaka eo dia tsy misy Atra. Fa raha "misy 2 na 3" miara-mivavaka ami... tohiny
novalian'i endriny ny 17/06/2016 05:57
Rafieritreretana ( 19/04/2016 14:44)
jereo eto: https://www.youtube.com/watch?v=tVPZiFDRcTU ... tohiny
novalian'i stahtam ny 27/05/2016 09:37
endriny ( 13/04/2016 05:34)
ahahahahhahaha, Mampihomehy be ilay tantara, fa aleo iny ho any fa ny tantaran'ny razako aza tsy haiko... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/05/2016 10:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.8335