Ireo karazana Fivavahana sy Finoana

61. RBNIR ( 29/05/2016 18:15)
rhaj0:

Ka dia ataovy matevina azany ny pataloha, ary ampio couche mihintsy ho'a eee...
Nareo izany mi-carbure @ "tahotra"...

????!
62. RBNIR ( 29/05/2016 18:18)
Aiza ilay adihevitra mahasoa ry rhajo fa toa lasa mivadika zavatra hafa a? Sa tapitra ny hevitra dia zavatra hafa indray sisa no afaka arosonao eto???.....


63. rhaj0 ( 30/05/2016 10:53)
rhaj0:
Ka dia ataovy matevina azany ny pataloha, ary ampio couche mihintsy ho'a eee...
Nareo izany mi-carbure @ "tahotra"...
RBNIR:
????!

tsy haiko hoe, tsy azonao ve ilay hoe "mi-carbure @ tahotra", nefa dia izany mihintsy ny ataonao ao lava io?

Hozy Ralarosy:
carburer = Avoir besoin de quelque chose pour travailler...

ka ianao izany dia, araka ny toko aman'andininy hirahirainao lava ao, dia "tahotra" no ilainao ahafahanao mi-fonctionne.


Sa indray ilay "pataloha matevina sy couche" no tsy azonao, nefa anie ka dia izay no anaovanao ao?

Io ho'a tsy voa-controle-nao ny sphincter, satria ianao dia matahotra lava ao, ka dia nasain-janakao mitondra ireo ianao fa manahirana eee... :-)
64. angouz ( 31/05/2016 12:51)
mandray an-tendrony tiko tenenina dia izao ohatra misy kristianina anankiroa nifanakalo hevitra dia niara nanaiky fa ny hoe tsy resy tsy akory ny olo-mangina sy ny hoe raha misy mamelaka ny takolakao an-kavia dia omeo azy koa ny an-kavanana dia mitovy fa milaza fandeferana hono ireo fa amiko dia tsy mitovy ireo satria ao anatiny fahanginana dia mety hitsiriana hevitra bediabe mety ho lasa racune ao am-pony voadona ny iray ary ilay iray koa voatery ho fandeferana izany akory fa arakarany toe-java misy eo, amiko izay alo no fahitako azy fa raha misy ny diso dia avereno aty amiko
65. harenadanny ( 01/06/2016 15:00)
ra zah alo de tsy manaiky an zany! refa mifamelaka d mifamelaka! sady refa misy ady tsy misy fandeferana zany! maso solon maso d nify solon nify! zay ihany!
66. angouz ( 02/06/2016 21:59)
IZANY AN ??? GORAVY be
ary tena mbokona be izany ianao ! sa mahay kungfu wisa, tena tsy manambana ady aminao aho raha izany soa ihany fa tsy nisy totondry virtuel fa mety misy dododa be tato :-)
merci e ! milay rehefa matoky tena
67. harenadanny ( 03/06/2016 14:38)
tsy mikotrana zany eh! fa fotsiny we tsy misy milefetra fotsiny eh!
68. angouz ( 06/06/2016 21:24)
Mba sangisangy ny ahy iny ka !
69. midrou ( 26/03/2024 18:48)
harenadanny:
ra zah alo de tsy manaiky an zany! refa mifamelaka d mifamelaka! sady refa misy ady tsy misy fandeferana zany! maso solon maso d nify solon nify! zay ihany!


Mbola misy zavatra mila esorina ao anatinao ao raha izany..
70. midrou ( 26/03/2024 18:56)
RBNIR:
Fa inona marina no hidiran'ny rhajo lalina amin'ny finoana rehefa tsy mino rhajo, tsy tokony mijanona hatreo amin'ny fanaporofoanao hoe tsy misy Andriamanitra v ny resakao...

Indraindray mantsy ianao io lasa miara miady hevitra lalina amin'ny mpino eto amin'ny lohahevitra amin'io efa tokony resahin'ny samy mpino ihany sisa fa satria efa resaka doctrine sy antsipirihany lalina amin'ny finoana ilay izy.....Sa izay ilay misintona lakilosy??

Zarazarao anjakana hoy ny fiteny.....Ampiadio amin'izay dia tsy maharitra.....Saingy raha izaho aloha tsy ho tratranao amin'izany mihitsy satria aho efa nampianarin'i Jesosy hoe « Fa raha misy fanjakana miady an-trano, dia tsy haharitra izany fanjakana izany. » (Mar.3:24)

Dia asakasak'izay manaiky ampiadinao koa.....

Ny ady hevitra ara-tsoratra masina dia mikendry ny hanitsy izay diso, ny handresy lahatra ireo mihanahana, hampianatra ny tsy mahay ary hifampitaiza amin'ny fahamarinana fa tsy voatery ho diso fandray hiady avokoa

(ny mpisintona lakilosy indray dia efa hafa mihitsy ny tanjony)......


« Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, » (2 Tim.3:16)

Ka iza amin'ireo ny toerana misy anao rhajo:
1- Ilay efa manomboka resy lahatra ka manomboka manadihady, sa
2- Ilay efa ao anatiny ka mampianatra ny tsy mahay ary manitsy ny diso ho an'izay tafalatsaka sa
3- Ilay mpisintona lakilosy mampiady angely????

Raha tsy tianao ilay 1 sy 2 dia mazava ho azy fa ilay 3 ianao izany ka anjaranao ny safidy e,

HOY AHO HOE IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!! IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!!


Tohizo fa tsara RBNIR a:-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2544