tony zao mitono tena o apôtre hono
41. RBNIR
(
14/06/2016 12:09)
Hoy aho teny ampiandohana hoe hahitsio aho sao mba diso fandray.....
Dia mazava izany fa tsy hoe diso fandray aho akory fa dia tena manitrikitrika tokoa ianao fa dia bado (kely saina, donto saina) ireo kristiainana......

42. rhaj0
(
14/06/2016 12:34)
.. fa VICTIME zareo, mampalahelo, ary mila harenina.
hono ho'a, ahoana kay no fijerinao ireo olona mpanaraka an'i Profeta Tsaratsara ? na koa i Cohen teo iny ?... oooops... kay moa ianao toa ireo olona ireo, manaraka an'i Profeta Herinirina :-)

43. RBNIR
(
15/06/2016 02:36)
rhaj0:
.. fa VICTIME zareo, mampalahelo, ary mila harenina.
Iny indray kosa dia fomba fijerinao manokana tsy hiadiankevitra....
Tsy afaka hiditra ao anatiny mihitsy ianao hahafantatra izay mety ho fiadanana sy fanantenana iainany ao.....
44. rhaj0
(
15/06/2016 03:23)
Eny ho'a eee.. ny "fiadananao"... mpitam-bolan'ny profeta Herinirina ao hoe azany mba tantarao ? :-)
45. endriny
(
15/06/2016 04:24)
Isan'andro aho dia mahita olona miteny hoe: "izaho no vavolom-belona fa velona Jesosy", "Izaho no vavolom-belon'ny finoana", "Izaho no vavolom-belona fa misy Atra"
Dia misora-tena toa voatango eo... ary maro koa moa ny roboka dia manaraka azy mihirahira eo dia mandrotsaka izay foy... "Tsy azo atao majinika intsony ny arotsaka a"
Ilay mopera izay dia vaky vava eo ambony alitara mihintsy hoe: "Amin'izao andron'ny fandrosoana izao dia mbola misy olona sahy mandrotsaka vola vy ihany"
Mandroso amin'ny ahoana aza? Olona firy no maty noana sy zara raha mahita arapaka isan'andro? Olona firy no mody miandry fahafatesana any an-trano fotsiny fa tsy mahaloa izay mety ho saran'ny fitsaboana eny amin'ny hopitaly...
Mba miangatra ianao zalahy, fa ianao no mandroso fa ny olona mihemotra...
(dia hisy hiteny indray izao hoe sazin'Atra no mampahantra antsika, na hoe asan'ny devoly no mahatonga an'io)