tony zao mitono tena o apôtre hono

21. rhaj0 ( 13/06/2016 11:40)
Dia mbola hita taratra ao @ io tantaran'i Jaona io ihany izany ny mba paikan'i Jesosy ee...

Dia ao @ ilay tantara, misy ny "mpandahatra" sy ny "mpanompo".. io izao dia nadikan'i Andrianaivoravelona vilana indray, fa @ teny anglisy dia mazavabe hoe, "master" sy "servant".

Dia i Jesosy kosa ho'a, tsy ny inégalité sociales no nanitikitika ny sainy sy ny fony, fa ny tsy fisian'ny toaka, divay mantsy eee... ny tsy fisian'ny divay no nanitikitika ny tendany eee....

Dia mbola manamafy ilay resaka indray mandeha hoe, tena tia-misotro, tena mpisotro-gaigy i Jesosy ity... Derao ankalazao fa mahay m(amp)irevy Izy eee... :-)
22. RBNIR ( 13/06/2016 12:09)
lasa mitovy fijery an'ny fariseo sy ny mpanora-dalana ianao izany....

« Tonga ny Zanak'olona mihinana sy misotro kosa, ka hoy ny olona: Indro, olona fatra-pitia hanina sy mpisotro divay, sakaizan'ny mpamory hetra sy ny mpanota. Fa ny fahendrena dia hamarinin ny asany*.[*Na: (ny zanany)] » (Mat.11:19)

Hoy Jesosy namarana ny teniny "fa ny fahendrena dia hamarinin'ny asany.......


aleo hitsara izay hitsara fa ny fahendrena dia hamarinin'ny asany.....
23. rhaj0 ( 13/06/2016 12:17)
eny ho'a ee... na mpigoka sy mpidoroka izany ianao (ry Jesosy), na mpamingavinga olona (h@ reninao), dia tsy quoi daholo izany, hozy i RBNIR, fa
1- ka ilay voavingavinga azany mi-comprendre
2- ilay "mpijery" koa anie ka Fariseo eee..
3- fa ny "asany" no manamarina azy eee...
4- sady tsara ny divay (12 degree d'alcool)

Dia izany ohatra fitondra-tena mba amen'i Jesosy izany no alain'izao adala (miseho ho hendry) rehetra izao tahaka... dia ganga ianao..
1- rahefa mamingavinga sy manafokafoka i Rakrisy
2- rahefa manilikilika ny fijerin'ny mpijery i Rakrisy, satria fotsiny ilay mpijery dia Fariseo
3- rehefa midoroka i Rakrisy
IZA moa no nianarany an'ireo...
24. RBNIR ( 13/06/2016 13:14)
rhaj0:

Dia izany ohatra fitondra-tena mba amen'i Jesosy izany no alain'izao adala (miseho ho hendry) rehetra izao tahaka... dia ganga ianao..

Rhajo : hendry ny olona kosa adala ???? Ahitsiho ao raha diso fandray....
Teny iditra foka
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Famaritana malagasy Adala, tsy misy saina, ketrina. [Rajemisa: Rakibolana]
Dikanteny anglisy a simpleton.
¶ insane, mad [Richardson 1885]
an idiot, an utter fool [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay qui a perdu la tête, tête l& [...] [tohiny Abinal 1888]
imbécile [Hallanger 1974]
Sampanteny afokaina, anafokana, fanafoka, fanafokana, fokaina, fopoka, fokafoka, mahafoka, manafoka, mpanafoka
Fitovian-keviteny fokafoka

Famaritana (hoy ny rakibolana malagasy) adala = ketrina = tsy misy saina = Foka......

Humm!!! Hahitsiho aho sao mba diso fandray rhajo an!!!
25. RBNIR ( 13/06/2016 14:20)
IMBECILE (IDIOT) sns???? sahin'i rhajo v ny manao olona an'izany???
26. RBNIR ( 13/06/2016 14:22)
Jesosy kosa anefa dia nampianatra hoe : « ........ ary na zovy na zovy no hanao hoe: Foka ialahy, dia miendrika ho ao amin'ny helo** mirehitra afo. » (Mat.5:22)

Aoka marina e!!! mba mandiniha ihany tena hoy aho sao dia.....Misy mijery ange isika eto e!!!
27. radoratsimba ( 13/06/2016 15:07)

RBNIR:

IMBECILE (IDIOT) sns???? sahin'i rhajo v ny manao olona an'izany???

Ie sahiny mints ko izy ar zao sa anisa ny olona tsirairay d anao statistique hoe zao no isatsika eto an tany d ataony ny porcentage d fatany aveo ny isan'ny athée sy ny pino enjana io zoky io tena kôzy e
28. rhaj0 ( 13/06/2016 15:38)
RBNIR:
IMBECILE (IDIOT) sns???? sahin'i rhajo v ny manao olona an'izany???

TSy haiko hoe ahoana ny lojikan'i RBNIR ka mahatonga azy hiteny an'io.. NIlaza aho hoe"ady @ habadoana".. milaza io daholo ny miady @ analphabetisme sns..


FA i JEsosy no nanipaka an-dreniny @ hoe "moa mifaninona akory Izaho sy hianao?".., na koa ilay hoe "Iza no reniko sy rahalahiko?", dia TSY asiany sira ny reniny sy ireo rahalahiny fa ny mpianany sy ny fiangonany no zava-dehibe aminy, dia izaho no ampilaharinao an'i JEsosy, nefany azany aho io mi-denoncer an'i Jesosy sy ireo vavany ireo...

Fa manavoitra ny toetrany fotsiny aho fa tsy mitsara azy eee... Ka izay azany no soatoavin'ny taona zero ka inona indray..
29. radoratsimba ( 13/06/2016 15:52)
Ary ty rhajo ty maaraka bible a vakio atram farany e mazto
30. rhaj0 ( 13/06/2016 15:57)
hi hi hi.. io ry Radoratsimba mi-google aho fa TSY mi-bible aaa... efa hoe.... aoka aho tsy hiteny intsony, fa tsindrio azany io rohy ambany io e..

http://lmgtfy.com/?q=absurdity+in+the+bible+rado+ratsimba
31. radoratsimba ( 13/06/2016 15:59)
ary mazaka taimbaka a :D mlay zany a
32. radoratsimba ( 13/06/2016 16:05)
nareo zany ry haja tena tonga d av am le dérivation ana babakoto be reny ? d mety anioany am tena fir taona any indray zao le tena taranaka no miova kotobaba hafa sa mety rôvina zao cycle ny faaratsin'ny tany zao no mety oe tena tonga d manova ny gène tsika d lasa especes afa tsika aveo le? mbô googler o ao oe tena tsy maaraka ny aty
na aleo manao babakoto kel alo : http://lmgtfy.com/?q=raovina+i+rado+ratsimba+na+ireo+taranak+'+i+rhajo+no+lasa+gidro+vaovao io oe mba tsindrina ra mety
33. RBNIR ( 13/06/2016 23:55)
rhaj0:

RBNIR:
IMBECILE (IDIOT) sns???? sahin'i rhajo v ny manao olona an'izany???

TSy haiko hoe ahoana ny lojikan'i RBNIR ka mahatonga azy hiteny an'io.. NIlaza aho hoe"ady @ habadoana".. milaza io daholo ny miady @ analphabetisme sns..

Tsara mijery fitaratra ihany rhajo an!!! satria "tsy izaho irery" ange no mahatsapa an'ilay izy e!!
34. RBNIR ( 14/06/2016 00:00)
rhaj0:

FA i JEsosy no nanipaka an-dreniny @ hoe "moa mifaninona akory Izaho sy hianao?".., na koa ilay hoe "Iza no reniko sy rahalahiko?", dia TSY asiany sira ny reniny sy ireo rahalahiny fa ny mpianany sy ny fiangonany no zava-dehibe aminy, dia izaho no ampilaharinao an'i JEsosy, nefany azany aho io mi-denoncer an'i Jesosy sy ireo vavany ireo...

Tsy misy "fanafokana" eo amin'io teny io fa fanehoana amin'ny olona hoe tsy misy kitranoantrano ny fanompoana an'Andriamanitra fa izay manao ny sitrapony irery ihany no ankasitrahana,
Ka na mère porteuse aza rehefa tsy manao ny sitrapony dia ampitoviny amin'ny sasany ihany....
Ka inona no olona amin'izany??? te hametraka Andriamaniira hoe rehefa olona dia ampitoviany tantana avokoa fa tsy misy iangarana na dia iray akory aza????
35. RBNIR ( 14/06/2016 00:03)
tsy misy iangarana na dia 1 aza eny fa na dia ilay voafidy nitondra AZY tany ambohoka sy nitaiza AZY aza.......ka aiza ho aiza amin'izany ny tenantsika ry rhajo o!!! mbola tsy tonga saina ihany v e,
Ny reniny aza tsy iangarany ka maika ve ka?????

MATAHORA HOY AHO AN'ANDRIAMANITRA ARY OMEO VONINAHITRA IZY FA EFA AKAIKY NY FITSARANY E!!!!
36. rhaj0 ( 14/06/2016 02:15)
RBNIR:
Tsara mijery fitaratra ihany rhajo an!!!

hi hi hi.. izaho manao ny kristiana hoe "bado", sahala @ ireo tsy mahay mamaky teny eee..

RBNIR:
"moa mifaninona akory Izaho sy hianao?"... Tsy misy "fanafokana" eo amin'io teny io fa fanehoana amin'ny olona hoe tsy misy kitranoantrano ny fanompoana an'Andriamanitra

Dia "bado" mihintsy ianao izany ry RBNIR. Tsy bado mantsy fa fetsy mahay manako-maso eee.. Araho ny Tantara fa tsy ampianao imagination-nao ao foana fotsiny izy ity, dia afangarogaronao @ tantara hafa any @ tsy fantatra any.

Averina indray : "tsisy divay ao @ ilay fety" hozy ny renin'i Jesosy t@ Jesosy, fa hotry ny hoe, mba ampazahoy izany ilay tompo-pety eee.... Fa tonga dia nahazo teny-jesosy ramatoa, hoe, "fa mifaninona akory izaho sy ianao".. Fety io naleha io, fa tsy hoe, nivavaka tao ampiangonana zareo. Dia avy eo anie, ka kinafinafina tao kay, dia nataony tao ihany koa kay izany ity mamadika ny rano ho lasa pi ee... satria izay izany vao "tonga ny fotoanany"... :-)

Dia hoe "tsy misy iangarana" eo, fa mahazo teny-jesosy na reny niteraka na renin'Ikotokely... Izaho kosa aloha "tsy sahy manao olona amina teny-jesosy eee..." :-)


Ianao ve ry RBNIR mahasahy miteny ahy, rahefa mandaginina aho, ka hoy ianao RBNIR hoe, "fa mifaninona akory izaho RBNIR sy ianao Rhaj0" ??

Misahia eee ... misahia... mba tahaka an'i Jesosy ianao @ izay...
37. radoratsimba ( 14/06/2016 04:10)
"milaza io daholo ny miady @ analphabetisme sns" anakonana an le fantsy bdb io , sa ko zany firy % amnay no analphabète eto ry rhajo?
38. RBNIR ( 14/06/2016 04:45)
rhaj0:

hi hi hi.. izaho manao ny kristiana hoe "bado", sahala @ ireo tsy mahay mamaky teny eee..


bado
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheve [...]
Mitovy hevitra: mifanahin-jaza bado ~ mora amidy ~ olom-be ~ tsobe ~ tsotra loatra ~ tsy mahay olakolaka [tohiny Rajemisa: Rakibolana]
Dikanteny anglisy stupid; illiterate [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay qui a l'esprit obtus, un peu bête [Abinal 1888]
stupide; illettré [Hallanger 1974]
Ohatra Lehibe Rasendrasoa, bado tokoa sady lava no vaventy: [Callet: Tantara, takila 600]
Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 167]
Sampanteny anabadoana, badobado, badoina, fanabado, fanabadoana, habadoana, manabado, mpanabado
Kamban-teny, lohateny, anarana
badolahy
badovavy
Teny nalaina Soratra misy io teny bado io
Teny iditra bado
Sokajin-teny anarana
Dikanteny frantsay nom d'une espèce de serpent; sorte de boa. [Antankarana] [David 1952]
Voambolana Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Teny nalaina Ohabolana misy io teny bado io


Dia mitovy amin'ilay tamin'ny voalohany ihany e!

Ianao dia sahy miteny olona (mitovy aminao) hoe :
Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana.......

Jesosy kosa anefa dia mampianatra ny olona hoe « ....... ary na zovy na zovy no hanao amin'ny rahalahiny hoe: Olom-poana ianao, dia miendrika hohelohina amin'ny Synedriona; ary na zovy na zovy no hanao hoe: Foka ialahy, dia miendrika ho ao amin'ny helo** mirehitra afo. » (Matio 5:22)

Bado = olom-paona = stupide
Foka = adala = imbecile....

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!

RHAJO VS JESOSY Iza no tianao e????!!!

39. RBNIR ( 14/06/2016 05:39)
Education io rhajo a! Jesosy nandray éducation mivantana avy tamin'Andriamanitra, ianao kosa tsy aiko na taiza na taiza.......

« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)

40. rhaj0 ( 14/06/2016 10:44)
Eny "bado" ary "bado be" mihintsy ny Kristiana ... "bado" miolotra @ fahalalan-draolona-2016 (Siansa). Satria dia ilaozany mikobona ao @ fahalalana-taon-jato-zero ao foana.

Eny, mila "education" be dia be mihintsy ny Kristiana, mba hi-depasser-ny ny habadoany io.


Fa io ho'a efa mahavelom-bolo, fa @ Ankizy sy ny interinety dia efa mandeha ho azy eee... Mihomehy foana aho rahefa mahare ireo Ankizy mianatra any @ sekolim-pinoana, fa ... hivanitihany fotsiny ilay "fampianaram-pinoana". Koa na ny Lehibe nefa Kristiana (katolika) ao koa ho'a, mangarika fotsiny @ "fahateren-tsaim-pinoana".


[size=10]hi hi hi... dia izaho koa ve ry RBNIR dia ampilaharinao @ Jesosy ho'a ee... Io ho'a TSY toa anareo daholo ho'a anie ny olona ee.. i Herinirina no te-hilahatra @ Jesosy, dia ny olona hafa koa heverinao ho midegadega @ imagination-ny @ izany..[/size]

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6393