RBNIR: « Ka na dia kely aza no niandohanao, dia ho lehibe indrindra no hiafaranao. » (Joba 8:7)
Jesosy niainga tamin'ny 12 lahy, Anjaran'ny tsi11 no mitsara nihalehibe v ilay izy sa TSIA....
Ka misy firy ho'a nareo ao ry RBNIR aaa... toa mifanisa @ volom-pe, hozy ny hadrohadro nandalo teto izay :-)
Dia rahoviana hono i Profeta Herinirina, sy RBNIR mpitam-bolany, no haharesy lahatra ny ondrin'i OMAR ohatra ee... Dia miitatra eran'ny Afrika koa moa ny anjara andraikitrareo ?? Dia ahoana ilay Kacou teo koa ve ho vaotarikareo ??
Sa moa i Kacou koa iray ekipa aminareo ? Sa moa, nareo koa toa an'Andrmntra, ary dia telo no iray, ka aty Dago i profeta Herinirina no anarany, any Cote d'Ivoire, i Kacou, dia ao Senegal... oops, kay moa Senegal moslimo.