hazon'aina
142. radoratsimba
(
14/06/2016 16:17)
rhaj0:
nndddrrrooooooo... hay ve i Radoratsimba mbola ato tsara mihintsy eee.. :-)
manjavozavo
143. rhaj0
(
14/06/2016 17:13)
h ihi hi ... ilay mbola mino fa i God no mametraka ny masoandro sy ny volana toa ny punaise eo @ toile-n'ny lanitra :-)
IO ilay TSISY iadian-kevitra, mivaingana, ary ara-panahy, ary efa nahabotrabotra ny kristiana rehetra h@ izay.

145. rhaj0
(
14/06/2016 18:10)
o ry RBNIR aaa... mba toroy kely i Radoratsimba zandrilahinao ity, fa tena "sahala @ punaises @ toile-n'ny lanitra" hono hozy Radoratsimba ny masoandro amam-bolana.. ianao RBNIR efa mba mahatakatra ny trou noir ihany, ary efa miaiky fa tena nidogaigy i Jesosy nilaza fa misy izany "kintana miraraka" eto @ planeta Latera izany ...
146. RBNIR
(
15/06/2016 02:42)
Niaiky fa nidogaigy Jesosy? oviana marina moa aho no niaiky an'izany rhajo????
Ary mandeha be izany imagination-drhajo izany an??,
Mahita zavatra tsy hitako akory???

147. RBNIR
(
15/06/2016 02:52)
rhaj0:
o ry RBNIR aaa... mba toroy kely i Radoratsimba zandrilahinao ity, fa tena "sahala @ punaises @ toile-n'ny lanitra" hono hozy Radoratsimba ny masoandro amam-bolana.. ianao RBNIR efa mba mahatakatra ny trou noir ihany, ary efa miaiky fa tena nidogaigy i Jesosy nilaza fa misy izany "kintana miraraka" eto @ planeta Latera izany ...
Aleo taomiko i rado ratsimba hamaky tsara ny bokin'i Joda.....
Fantaro aza ry rado ratsimba fa eto amin'ity sehatra hifampizarantsika amin'ny finoana ity dia misy "olona miditra misokosoko" (mody nanafina endrika mafy izy tamin'ny voalohany fa ny tenin'Andriamanitra moa dia marina foana raha nilaza hoe tsy misy miafina izay tsy haseho)
Ireny olona ireny dia manao tsinontsinona ILAY MANANA FAHALEBIAZANA (JESOSY IO) sady mandà AZY TSY HO ANDRANTOKANA.....
Izy ireo dia miteny ratsy (izay zavatra tsy fantany akory) ary ny fahalalan'ny tenany (ny fahaizany sy ny fahalalany momba ny siansa) no hanimbany ny tenany........
Koa arovy tsara ny finoana namana isany (tsy ho an'i radoratsimba irery ihany) fa io finoana io dia natolotra indray mandeha monja ho an'ny olona masina araka ity tenin'i Joda ity...
3 Ry malala, raha manao izay zotom-po rehetra hanoratra aminareo aho hilaza ny amin’ ny famonjena iombonantsika, dia nisy nahatery ahy hanoratra aminareo, hananatra mba hiezahanareo mafy hiaro ny finoana izay efa voatolotra indray mandeha monja ho an’ ny olona masina.
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!
148. RBNIR
(
15/06/2016 02:54)
fanitsiana kely rado ratsimba mandà an'i Jesosy tsy ho andrian-tokana no tiako ambara....Mino aho fa efa voahitsinao raha namaky tsara ilay bokin'i joda ianao....
149. RBNIR
(
15/06/2016 02:58)
17 Fa tsarovinareo, ry malala, ny teny voalazan’ ny Apostolin’ i Jesosy Kristy Tompontsika fahiny;
18 fa efa nilaza taminareo hoe izy: Amin’ ny andro farany dia hisy mpaniratsira, mandeha araka ny filan’ ny haratsiam-panahiny.
19 Ireo no mahatonga fisarahana, dia olona araka ny nofo ihany, fa tsy mba manana ny Fanahy [Na: tsy mba manana fanahy] .
20 Fa hianareo kosa, ry malala, dia ataovy izay handrosoanareo amin’ ny finoanareo masina indrindra, ka mivavaha ao amin’ ny Fanahy Masina;
21 ary tehirizo ny tenanareo ao amin’ ny fitiavan’ Andriamanitra, miandry ny famindrampon’ i Jesosy Kristy Tompontsika ho fiainana mandrakizay.

150. rhaj0
(
15/06/2016 03:20)
RBNIR:
"olona miditra misokosoko" (mody nanafina endrika mafy...
esy aho e ry RBNIR... asio sary k'lou ilay eo akaikin'ny anaranao io ee.. na dia "masony fotsiny" aza :-)
Dia i RBNIR anefa ho'a tsaroako nafeniny mafy mihintsy ny identitE-ny nony nosokirin'ny namana hafa izy.. fa sirika ihany farany fa (toa) izy no mpitam-bolan'ny Profeta Herinirina ao. Sa tsy izany ry RBNIR ? Mandeha ny bizinareo, dia mitady hanjono eto koa an.... :-)
Ka tandremo ry Radoratsimba sao dia voarebireby voajono ao koa ianao.. ny paosy goaka, ny fotoana aman'angovo verivery @ tsisy dikany, ny lohanao ho'a ampanantenainy ho tafiditra ny vodi-fanjaitra, nefa ny aoriananao giladibe dia mety mi-coince eee... :-)
152. RBNIR
(
15/06/2016 04:49)

Tsy maharaka mihitsy anie i rhajo izany e! efa taloha ela no nilazako ny momba ahy ary "tsy nafenina".....
153. rhaj0
(
16/06/2016 19:48)
Eny ho'a.. ilay conversion-nao iny efa hitako, ary deraiko manokana anao ny fahasahianao..
FA ilay ianao ankehitrio, mitady client satria mandeha ny bizinareo sy Herinirina ao.. izay ilay resaka eee... hoe ahoana ny fiadananao... ianao @ io mpitam-bola :-)
Sa diso izany ?

155. RBNIR
(
17/06/2016 06:03)

Tsy misy tombotsoako (ara-bola) io rhajo!!!
156. rhaj0
(
17/06/2016 12:18)
Ka hoe vohizin'ny V ny olona.. Ka ianao ve ngo dia @ ilay hoe V..oninahitra, sa V..azim-boana... sa Vodi-fanjaitra...
FA tena tsy bevola toa an-dry Mailhol izany Herinirina ao ??
Fa raha tena tsy be vola sahala @ Mailhol na koa ry Papa kosany aloha izy dia mba tsara eee... Eritrereto fotsiny hoe, raha ny volabe-n'i VAtican anie ka hanavotana ireo noana sy tsisy tafo eran-tany, tena tsy mila mampanantena paradisa intsony fa efa miadana ny olona eee.. TEna tsy haiko ho'a ny ao an-tsaina sy fon'ireny (Papa) Katolika ireny, miavavaka mafy ho an'ny mahantra hono ohatra izany izy, nefa miaina ao anaty luxe-be...

157. RBNIR
(
17/06/2016 12:25)
« ary rehefa tonga ao an-trano izy, dia mamory ny sakaizany sy ny namany ka manao aminy hoe: Avia hiara-mifaly amiko; fa efa hitako ilay ondriko very. » (Lio.15:6)
« Lazaiko aminareo fa hisy fifaliana toy izany any an-danitra ny amin'ny mpanota iray izay mibebaka noho ny amin'ny olona marina sivy amby sivi-folo, izay tsy misy tokony hibebahany. » (Lio.15:7)
Fifaliana lehibe no tombony raha misy olona (na dia 1 fotsiny ihany aza) mibebaka noho ny asa ampanaoviny ahy rhajo,
Indrindra moa fa raha ianao sy ry endriny sns....dia aoka fotsiny e!!!

158. RBNIR
(
17/06/2016 12:26)
P.S : amin'ny fomba ahoana moa no hitaomako an'i rhajo any dilambato hankaty mada (ianao ange any afaka mibebaka e, toy izany koa amin'ny fomba ahoana no hilako voatsiary an'i endriny hiakatra aty tana???
Mba alefaso ihany hoy aho ny fisainana fa aza dia manenjika sy manaratsy b fahatany.....

159. rhaj0
(
19/06/2016 23:17)
hi hi hi.. Ka izaho izany aty dilam-bato, i Endriny tsy ao Tana... Ka i Herinirina profeta #12, sy RBNIR mpitam-bolany, kay izany TSY mahavita azy k'nouh...
Dia kOpy ianao, fa resak'hehy izany profeta #12 hanavotra ny tany aman-danitra izany...
Mifohaza ho'a, fa hafa ny taloha tao @ vohitrakely, ka hoe, i profeta #12 no mikarakara ny any atsimo.. Izao ny taona 2016 nefa ianao mbola manao mentalitE-na vohitrakely ao ??

160. RBNIR
(
20/06/2016 04:58)

« Ka na dia kely aza no niandohanao, dia ho lehibe indrindra no hiafaranao. » (Joba 8:7)
Jesosy niainga tamin'ny 12 lahy, Anjaran'ny tsi11 no mitsara nihalehibe v ilay izy sa TSIA....
DIa toy izany ihany koa amin'ny farany.......