hazon'aina

121. radoratsimba ( 10/06/2016 13:10)
tena antramina fomba fiteny avy nama d asina resaka le hahahahaha !!! miome tena miome ah io zao samy mba mivanitika tsika zao io ry rhaja
122. radoratsimba ( 10/06/2016 13:12)
tena itako blem nao zao a maita an le ol mino , ra oatra ka iresaka amn pino reetra eratany enao d asa angamba d faaro ra olona tsy d maay fenarana ôtranay ko manairana anao ny fisinay e :-D zay nefa eto madagasika tahaka ana n bobaka :-D
123. rhaj0 ( 10/06/2016 15:45)
Ka ahitsiko izany ny fanontaniana eee..

Dikan'ny teny : manenjika
1 (enjika) mt p. (manenjeha): Manaraka
• Mihazakazaka avy aorian'ny olona ixay ka manao izay hahatratrarana azy
• Mihaza
• Mamely an-kolaka na mivantana izay tsy azoazo
• MamPijalijaly olona, izay trandrahina hatraiza hatraiza

ka inona @ ireo no ataoko, na ataon'ny Atheista, @ Kristiana, toa anao, ry Radoratsimba ??

HOtry ny te-ho sahala @ Kristiana de l'an zero fotsiny ianao, dia te-hiboloky ny ao @ Baiboly, dia hoe misy "manenjika" koa hono...

(ntss.... manenjika bado ahoana azany ny olona k'leee....)
124. radoratsimba ( 10/06/2016 16:24)

rhaj0:

125. rhaj0 ( 10/06/2016 19:24)
hi hi hi... mila mivavaka mafy ianao, dia Izy mihintsy no hibitsika anao izany eee..

Ilazao eto rahefa mikOzy aminao Jesosy ny @ io :-)
126. rhaj0 ( 10/06/2016 19:59)
radoratsimba:
nefa eto madagasika tahaka ana n bobaka :-D

Ngo dia ilay ao @ vohitrakelinao, eny izay anao ao irery ao, no bobaka ianareo? :-)

Fa jereo azany ny statistika ee

https://en.wikipedia.org/wiki/Demographics_of_atheism
ao Frrrance, izay nampianatra anao nivavaka izao, dia efa ho 40% no TSY-mino

Fa ny @ Siantista dia inty ny statistika faramparany hitako

127. radoratsimba ( 11/06/2016 14:45)

rhaj0:

radoratsimba:
nefa eto madagasika tahaka ana n bobaka :-D

Ngo dia ilay ao @ vohitrakelinao, eny izay anao ao irery ao, no bobaka ianareo? :-)

Fa jereo azany ny statistika ee

https://en.wikipedia.org/wiki/Demographics_of_atheism
ao Frrrance, izay nampianatra anao nivavaka izao, dia efa ho 40% no TSY-mino

Fa ny @ Siantista dia inty ny statistika faramparany hitako

chiffre io rhajo a lol!!!
128. radoratsimba ( 12/06/2016 16:23)
ra tena anao recherche d milatsa mints isatokantrano d antanio dôly ny ol reetra fa mis Andriamanitra tetezo ny tany ray manontolo e d isao tsirairay d atero eto aveo hahahaha!!!
129. rhaj0 ( 12/06/2016 20:54)
radoratsimba:
chiffre io rhajo a lol!!!...
ra tena anao recherche d milatsa mints isatokantrano
Saika hoy aho hoe, ngo dia ny an'i Radoratsimba azany, raha misy n'inon'inona tiana ho fantatra, dia TSY iliaina izany sondage/chiffres izany, fa .. (mahay) mivavaka mafy fotsiny dia ho bitsihin'i Jesosy ao ny isa marina... Kay moa toa asainao mitety isan-tokatrano mihintsy indray k'nouh... Hotry ny tsy hainao kosany ho'a hoe, ahoana ny fanaovana ireny sondage sy enquete ireny izany eeee.. ndana ho'a mba mi-google dia ahita eee..

Fa dia hotry ny dia Rainizeloza aho ho'a rahefa milaza hoe, zareo (Kristiana) sy ny mentalitE-na vohitrakeliny ho'a ka dia mba loza ee.. F'isaka ny mipoitra dia.. maha-valalanina eee :-)
130. radoratsimba ( 13/06/2016 15:11)
ilayna ny sondage fa ra oatra enao zavatra démographique be zany, manao enquete enao ol firy sur firy no itanao ataoko oe androany enao nfanena t@ athée betsaka ndrindra rapitso enao efa pino dôly ndray no itanao d aveo isan le ol teo n atao calcul ktic ktac kdou d vitsy ny pino no ny tsy pino
131. rhaj0 ( 13/06/2016 16:01)
tsy amena tsiny ianao raha tsy azonao ny fanaovana sondage, census, sy izay statistics fataon'ny olona izao.. Ka any DAgo angamba tsisy manao an'io. T@ andron-dry mpanongam-panjakana tokony natao fa tsy nataony; ary na nisy koa azany ny statistika, ny an-dry jiolahim-boto angaha misy lojikany, fa revirevy peta-toko eny, manara-penitra hono, dia tonga dia mety foana io rahefa avy tsofin'i OMAR rano...
132. radoratsimba ( 13/06/2016 16:08)
ka zay ar oa alo , za zany mila valiny mivaingana e fa tsy hoe tokotokony ho tsy mety amiko reny nareo siantifika no mety amreny oe verité relativa e nena tonga verité e taktakn le hoe ny andro 1 mis al 1 mis atoandro 1 d zay f nen le zavatra foron'ol manko otrar relative b fôna e
133. rhaj0 ( 14/06/2016 03:16)
radoratsimba:
za zany mila valiny mivaingana

hi hi hi.. nefa toa any @ Finoana (manaiky-tsisy-porofo-"mivaingana") ho'a ianao no milentika eee... :-)
134. radoratsimba ( 14/06/2016 04:02)

rhaj0:

radoratsimba:
za zany mila valiny mivaingana

hi hi hi.. nefa toa any @ Finoana (manaiky-tsisy-porofo-"mivaingana") ho'a ianao no milentika eee... :-)

hahahhaa !!!zany v n mba remarque nao le? lol b a ny finoana dia mino an Andriamanitra fanahy, tsy mivaingana zany fanahy zany e :D , fa nenao azoko atao tsara mints ny manisa ol eto am fokotaniko ohatra , mba ertrereto iany le zavatra kôzina alo fa lasa resin'ny abadona eto am clavier eto a
135. rhaj0 ( 14/06/2016 10:50)
Tsy amena tsiny ianao ry Radoratsimba raha toa ka tsy azonao ny Siansa, ny fahalalana sy koa ny toe-tsaina na esprit scientifique. Efa noresahina lavabe teto moa izany. Efa natambatro atsy @ bilaogiko izay ventiny ho'a eee..
136. rhaj0 ( 14/06/2016 10:55)
Atsy @ resak'ilany atsy izao i Rado Ratsimba mamoaka indray ilay resaka "ragidro"... esy e ry Radoratsimba... eny azany fa hanaovako resaka garabola ianao eee..

:-) 'dain 'ty 'ty hotsan'ny Lagidro fa Lagidro vaovao.. petak'orona sy ngita volo.. aaaaououououhhh...
;-) ary 'ty... dain 'ty 'ty fa mitomany ho zanak'i Madame Eva izay blonde aux yeux bleus. Nefa 'ty petak'orona sy ngita volo.. aaaaououououhhh...
137. radoratsimba ( 14/06/2016 11:30)

Ay ve ny siansa nao ane zany mianatra ny zavatra vitan'Andriamanitra e :) tsara rehefa manaporofo ny fisiany ankolaka ka.
138. radoratsimba ( 14/06/2016 11:40)
tsy voavaikiko atram farany fa lavalava b e , za zany tsy mitana forongon-javatra b ôtrzao anaty loha e fa bango tokana tahaka izao fotsiny ny verité V dia verité izy rehefa misy mifanoitra ny ilazana azy, oatra oa zao le oe journée V io satria misy jour+nuit mande tsara ny tantana humanité lahy+vavy ao tsara iany ko, ny "work in progress" nao dia tonga amny oe lahy+lahy na vavy sy vavy ny iafarany fa zany ono ny fivoarana oetiny. dia izay mapetipety atsika iany no raisitsika fa zay ngamba ilay natiora tsika ry haja a
139. rhaj0 ( 14/06/2016 12:07)
mba ampatsotsotra ny "in progress" dia... eritrereto tsara fotsiny hoe
- 100 taona lasa, dia tena Andrmntra en personne mihintsy no mandatsaka io orana io
- izao.. miezaka ihany ny meteo mi-prevoir hoe ho avy io orana io.. lasantsy 40%.
- rahampitso.. tena mety 100% sur izy, ary mety tena raolona akoriny aza no mandatsak'orana fa eellaa aaa....

hi hi hi.. fa tsy ao anaty Baiboly izany eee :-)
140. radoratsimba ( 14/06/2016 13:07)

nianinga avy t@ ena nisy dia nanao etude d nanatanteraka ko nga ao anaty baiboly misy miteny oe zao ny fanaovana orana? ny ao dia hoe misy ny mazava dia nisy ny mazaba nisy zavatra bdb nitranga teo zay vô tateraka ny mazava
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.395