hazon'aina

101. radoratsimba ( 09/06/2016 07:26)
Rivolala ve izany? miala tsiny kel fa noho ny faasimban'ny Tv am delestagy d tena tsy mahita an zany a, fa tsy manaraka an drangahy iny alo ny tenako manokana fa tena arnaque e :)
102. stahtam ( 09/06/2016 07:37)

[quote=radoratsimba]
Rivolala ve izany? miala tsiny kel fa noho ny faasimban'ny Tv am delestagy d tena tsy mahita an zany a, fa tsy manaraka an drangahy iny alo ny tenako manokana fa tena arnaque e :)
[quote=stahtam]
Iny rangahy iny tokoa dia nilaza fa kohaen saingy migadra izy @ izao fotoana izao ka izay ilay nolazaiko hoe alefa miadana tsara ny fandinihana, ary fantatrao tsara (sy fantatro tokoa) fa raha olona ambaran'ny faminaniana fa hitarika ny Zanak'Israely ho @ famonjena (manana dimension internationale sy interplanétaire izany io fiangonana io) dia tsy ho olona toy ireny velively sanatria. Koa mahereza mikaroka e!
103. radoratsimba ( 09/06/2016 07:52)
misy fôna ane le charlatanisme e , ireny zao tonga d tsy iz mints
104. stahtam ( 09/06/2016 08:07)

[quote=radoratsimba]
misy fôna ane le charlatanisme e , ireny zao tonga d tsy iz mints
[quote=stahtam]
Tahaka ny hoe misy ny volamena sandoka, fa ny olona vonona hitady ny tena volamena dia hafa ny fisainany: ny fisian'ny sandoka no vao mainka mampisisika azy hitady ny tena authentique (pur) mba hahafahany milaza hoe "nahita ilay harena nafenina tena izy aho"
105. radoratsimba ( 09/06/2016 08:45)

stahtam:

[quote=radoratsimba]
misy fôna ane le charlatanisme e , ireny zao tonga d tsy iz mints
[quote=stahtam]
Tahaka ny hoe misy ny volamena sandoka, fa ny olona vonona hitady ny tena volamena dia hafa ny fisainany: ny fisian'ny sandoka no vao mainka mampisisika azy hitady ny tena authentique (pur) mba hahafahany milaza hoe "nahita ilay harena nafenina tena izy aho"

marina zany, ny lainga dia misy ampahany marina
106. rhaj0 ( 09/06/2016 10:42)
radoratsimba:
misy fôna ane le charlatanisme e , ireny zao tonga d tsy iz mints

Ka manontania-tena hoe... raha manana esprit scientifique ve ny olona, dia ho mora voarebirebin'i Charles Tan ???

Dia eritrereto tsara, fa INTRINSEQUE @ Finoana io f(if)anambakana sy fahabadoana io.

Na Finoana inona io na Finoana inona.

Rahefa Mino, dia Mino foana, dia Mino foanafoana dia.. MINOMINO FOANA.
107. endriny ( 09/06/2016 14:41)
NY Papa aza izao efa miaky fa:

1) Tsy misy ny Helo
2) Nisy ny Evolution
3) Tsy mampaninona ny homosexual
4) Azo amindrana fo ny mpanala zaza
5) Ny mpino ihany no miady an-trano
108. radoratsimba ( 09/06/2016 15:00)

endriny:

NY Papa aza izao efa miaky fa:

1) Tsy misy ny Helo
2) Nisy ny Evolution
3) Tsy mampaninona ny homosexual
4) Azo amindrana fo ny mpanala zaza
5) Ny mpino ihany no miady an-trano

d aleo ho any e anay zany :D , tô enao n marary fo be le ? reefa ao dia sam maita hoe ty mety ty ts mety . efa manaraka ny fombanareo ar iz zany ko inona mo
109. rhaj0 ( 09/06/2016 15:48)
radoratsimba:
d aleo ho any e anay zany :D

IO ange ry RAdoratsimba raha ianao moa no misafidy ho bado ao, dia anao tokoany ny anao ao, ary dia ivanitihan'ny Ankizy ao ianao arak'ilay hoe, Bien Sur Qu'On Peut Se Moquer Des Religions.

- Fa raha misy olona marefo na ara-pahasalamana na arak'izay filany ao, na ara-batana na ara-tsaina, na hoe ny Ankizy, ka raha ireo no tsindrianareo @ habadoanareo ao..
- Fa raha ny Habadoanareo koa no hanindrinareo ny fiaraha-miaina eto @ ity tany ity..

dia ho avy foana zahay hiteny sy hanadrohadro eee...

Dia avelao ho'a ianareo ivanitihan'ny Ankizy ao, arak'ilay hoe, Bien Sur Qu'On Peut Se Moquer Des Religions.

Hitako ery, rahatrizay antitra ilay (ianareo) Kristiana be mafanafo @ izao 2016 izao, dia nefa io hita io, fa miitatra hatrany ny fahalalan-dRaolona, exponentiellement, ary dia ...

... dia ho inona no ho ataonao Bainina sy Baofy aaa ??
- mbola hanao fiki-maty @ Cherubin ao foana ve??
- sa antitra vao tonga saina, ary dia giravy ny depression ho'a, satria eo vao hoe, fa mba ahoana koa azany ity tenabe no voarebirebin'izao abobo rehetra izao.. very sy lany ny andro sy ny angovo...

110. radoratsimba ( 09/06/2016 16:36)

rhaj0:

ay tena tsy zakanareo mints le oe zay mino , ahy manokana alo ra oe enao mahay sady tsy mino tsy blem mints zany e f le iz marary mints le fokely nareo refa maeno oe misy bado mino , za bado a e tsy misy ninin aiko na teny anglisy na zeografi 0 za efa fatatro zany tsy makarary ah zany e zany ar mo no marina ko ny QI ko ar zay ko tsy contagieux zany zara aza misy anareo maay mamorona technologie tahak'izao mba afaanay mapiakatra ny faaizanay , ny zavatra ainay fotsiny zao dia misy Andriamanitra mety oe ny atidoanay ko no kamo be tsy te anakatra oe avy aiza iz na inona izy sns fa faly zay misy izy enao ary mo namboariny ko nataony nisy ko
111. RBNIR ( 09/06/2016 17:34)
Ary tsy mba nosain'i rhajo mihitsy koa v ity scenario iray ity???
Tena toy izay ihany aho nino an-dry zalahy tary amin'ny serasera tary.....
Kay tena izaho no adala fa iza.....« ...... Ny adala manao anakampo hoe: tsy misy Andriamanitra. Manao izay ratsy sy vetaveta izy; tsy misy manao ny tsara. » (Salamo 14:1)
112. rhaj0 ( 09/06/2016 20:20)
radoratsimba:
ny zavatra ainay fotsiny zao dia misy Andriamanitra mety oe ny atidoanay ko no kamo be tsy te anakatra

voalazanao.. rahefa tsy takatry ny hoza-doha, dia akapohy ho Andrmntra. Ohatra hoe, t@ 100 taona lasa, tena i Andmntra mihintsy no mandefa rano avy "ao ambony ao" eee.. Izao ianao mba miasa ilay coco, dia tena hoe, tsisy an'izany kay..

Ilay hoe "bado" anie, tsy hoe "tsy zaka" sns.. fa mampalahelo fa victime ee.. Jereo fa ianao koa ohatra, raha ianao ilay tsy manaiky ny revin'ny temoins de Jehovah, na ilay an'i Profeta TSaratsara, dia tena TSY miteny ianao izany mahita ny habadoan-dreo ??

RBNIR:
Tena toy izay ihany aho nino an-dry zalahy tary amin'ny serasera tary.....

Ka ny ahy ilay saina mba ampiasaina ka dia... mifototra @ inona azany hoe ilay "finoambe"-nao ao ry RBNIR ?
- Mifototra @ .. "Finoana" (mino = manaiky-tsisy-porofo).
- Dia mifototra @ ... fahalalana-de-l'an-zero tao moyen-orient tao koa.

Dia hoy ianao ve hoe, tahaka izay aho mba TSY nampiasa saina, dia nanaiky bontolo izay abobo nolazain'olo t@ l'an-zero sns...
113. radoratsimba ( 10/06/2016 04:08)
zay mints zany le tsy zakanao ry haja e? le oe zay bado b dôly d mifandresy laatra eo . aleo zay ifapaka sopapa eo e d aleo zay victime ny abadonay e reefa manaiky voarebirebin sect sy ny fengonna sasany d anay zany refa tsy zakanao izy mande mitory d torio eny am tribnaly e hahaha!!! zay d tsy maintsy mino na ataonareo any canada oe bado aza sady io ko ane safidy e ny zafikelinao mety iino ny zafikeliko mety tsy o pino d atao akory fa zay ny fiainana e refa tsy zaka akapoy am vato indray ny lo fa iny tena ita mivaingana
114. rhaj0 ( 10/06/2016 10:42)
radoratsimba:
aleo zay ifapaka sopapa eo e d aleo zay victime ny abadonay e

dia aleo zahay hivanitika miaraka @ ankizy sy ny lehibe izany eee...

Bien sûr qu'on peut se moquer des religions

(jereo tsara ao @ io rohy io, fa ny Praiministra kebekoa mihintsy no sefo-be manipika an'io :-)
115. radoratsimba ( 10/06/2016 10:54)

rhaj0:

radoratsimba:
aleo zay ifapaka sopapa eo e d aleo zay victime ny abadonay e

dia aleo zahay hivanitika miaraka @ ankizy sy ny lehibe izany eee...

Bien sûr qu'on peut se moquer des religions

(jereo tsara ao @ io rohy io, fa ny Praiministra kebekoa mihintsy no sefo-be manipika an'io :-)

d mijanona eo ar ko tsy izay anie no marary fo am abadonay e hahaha! enao no misairana mitady site etsy sy eroa eo zao za zao tsy mivakl amzany mints eo enao tsy blem ts eo enao ts blem fa le fisinay mints n tena blem nao d mba natoroko fika fotsny enao e hi3!
116. endriny ( 10/06/2016 11:14)

angouz:

Jenezy 3:24, Apok 22:2 mba azavao kely azafady fa tena tsy azoko

Izaho aloha tsy dia tena hamaly anao amin'ny toko sy andininy, fa mba mamerina kely fotsiny hoe niandohan'ireto Jenezy sy Apokalipsa ireto.

Ny Jenezy izay niainga tamin'ny anganon'ny Israelita.

Apokalipsa izay niainga tamin'ny nofin'ilay mpianatr'i Jesosy iray.
117. rhaj0 ( 10/06/2016 11:18)
radoratsimba:
.. tsy izay anie no marary fo am abadonay e

nareo ilay bornE anie no io efa ivanitihana io fotsiny sisa ee.... Dia hoz'enao hoe zahay mivanitika indray no "marary fo" ?? hi hi hi.. vaovao angamba ianao eto, fa maro ireo bornE nivanitihana teto.. avadibadiho ny serasera dia zahavo (ny resaky) ry Strong3, Gasy1zay, Bor2lais, Yahl, Radavison, Tefigasy, Maranatha, sy ny maro tsy voatanisa... fa lasa niridana-ka-tsy-tana zareo fa oainina teto ankalamanjana... ary ny eto @ interinety moa tavela eto, ary dia ... hi hi hi... ivanitihan"i Dimby sy Fara sy izay Ankizy rehetra mandalo eto daholo zany nareo eeeee... :-)

Ka ireo namen'i Endriny ireo ilay Kerobiman'ny Baiboly azany ry Radoratsimba raha te-ho Cherubin ianao aaa :-)
118. radoratsimba ( 10/06/2016 11:39)

tsy olana mintsy anie izany e :-) za manokana tsy olana mihitsy izany reefa tonga ny andro hoe tokny tonga saina d tonga saina mbola tsy ai io na za na ianao mivanitika enao tsara zany marary fo enao tsy blem za miaina fôna isanandro ny tany miodina fôna fa saingy hoe matsiaro velona ny tena reefa misy manenjka e :-D
119. rhaj0 ( 10/06/2016 12:57)
ilay teny malagasy hoe "manenjika" aloha dia nopotehin'ny kristianisma mihintsy ny dikany eee.. izao ampiasaina foanafoana @ tsisy dikany toa ity ataon-dry Radoratsimba. Ndao iverrenana ny rakibolana:

Dikan'ny teny : manenjika
1 (enjika) mt p. (manenjeha): Manaraka
• Mihazakazaka avy aorian'ny olona ixay ka manao izay hahatratrarana azy
• Mihaza
• Mamely an-kolaka na mivantana izay tsy azoazo
• MamPijalijaly olona, izay trandrahina hatraiza hatraiza

ka inona @ ireo no ataoko aminao ry Radoratsimba ??

Resaka gilobaloba no atao, koa ry RAdoratsimba mihevitra ny tenany ho centre du monde sa centre de la conversation.. Io ho'a dia reflexe-na kristianina eee.. hoe, 7 milliards de voisins, fa tena izy Kristiana tenabe-ny, izy irery io mihintsy, ary izy ao mihintsy no tena @ tena izy aminy.. ka "enjehin'olo" ???
120. radoratsimba ( 10/06/2016 13:09)
anatin le kristianina e d zay reo no "kianina" ra zay ny teny tadiavinao , za tsy miteny oe za rery ko ane enao ol tsy apafirn zay mba tsy mino enao zao tsy mino za mbola tsy niteny anao hoe nareo tsy mino o lasa any am afobe na oe ndana nareo mino na oe nareo ko nandra be fa tsy mino n fatatro ftsiny d misy nareo na iod-kavy za na iodi-kavanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2396