hazon'aina

41. rhaj0 ( 02/06/2016 12:54)
stahtam:
tsy hisy satria ianareo dia hafa firenena..

Iieee.... Io misavisavika ny an'olona (jiosy) io no fataon"i Rakrisy.. ho Jiosy oviana moa i Rakrisy, ka "handova ny fanjakana" (-n'ny lanitra) hono eee... Nisy Belazao nilaza fa "mandova" daholo hono, dia izay no atao fiki-maty ao.. ihomehezan'ny Jiosy fotsiny ho'a eee...

stahtam:
tsy ho an'ny tsy mino ny resaka baiboly, tahaka ny hoe tsy ho an'ny kristiana ny coran, tsy ho an'ny silamo ny resaka momba an'nyi Bouddha...

Ka ianao koa anefa ry Stahtam, zafi-kitrokelin'i Rafohy sy Rangita, inona no hapoakanao?? Ilaozanao misavisavika ny an'olona any koa, nefa ny anao azany re toa tsy fantatrao akoriny eee...
42. angouz ( 02/06/2016 23:13)
Tô lasa niova hafa ndray izy ity izany, EFA HOE NY CHRISTIANISME no tsy tiany rhaj0 fa tsy hoe ny finoana rehetra akory fa ny tsy azoko hoe maninona i rhaj0 no tsy de manankina loatra ary @ resaka odygasy nefa io misy mistery ihany koa
43. rhaj0 ( 03/06/2016 00:18)
angouz:
Tô lasa niova hafa ndray izy ity izany, EFA HOE NY CHRISTIANISME no tsy tiany rhaj0 fa tsy hoe ny finoana rehetra akory fa ny tsy azoko hoe maninona i rhaj0 no tsy de manankina loatra ary @ resaka odygasy nefa io misy mistery ihany koa

Raha nanaraka ny resaka betsaka teto i Angouz, dia hahita fa Atheista aho. Asa raha azonao aloha hoe inona izany Atheista. Aza kingakinga tonga dia mametaka hoe "devoly" fa... ampiasao ilay coco ee.. :-)

Ny Atheista dia TSY minomino izay inoanoan'ny Mpino, na Kristiana io na Moslimo na ny Razantsika. Efa navoitrako teto foana fa absurde/incoherent/ridicule ity finoanoana ity. Ka tsy haiko tsara hoe, inona no hidiran'ny "TIA na TSY tia" @ izany.

Fa (mety) marina ho'a ny ana(re)o : TSY tia HABADOANA aho.

Ohatra izao io ambony io, dia asa raha takatrao ny lojikam-mpino navoitrako eto.
- i Stahtam kingakinga manoga anareo Kristiana mpisavisavika ny an'ny Jiosy.
- Nefa izy Stahtam koa kay misavisavika toa anareo ny an'ny Jiosy koa,
- fa rahefa samy minomino foana ihany, TSY mba ny an'ny Razany no aboakany,
- satria dia izy Stahtam ihany no mitory teo fa "tsy ho an'ny kristiana ny coran",
- ary lojikan-javatra.. "tsy ho ana(re)o gasy petaka ny an'ny Jiosy sy Kristiana".
44. rhaj0 ( 03/06/2016 00:59)
Aleo aloha azany hanala azy @ Moslimo indray.. ngo dia te-hiara-hivanitika amiko iana(re)o..

Ka tonga indray ity ny Ramadan. ka dia tsy hisakafo, ary na ny rano aza tsy ho sotroin-dRAmoslimo, raha mbola manazava "io ambony io" ilay masoandro.

Dia hoe, ahoana ny olona voan'ny diabete na koa ny insufisance renale.. hi hi hi... mazanabe io, satria ilay masoandro aty @ ila-bola-tany avaratra izao, manodidina ny solstice izao, ka dia ho lavabe ny andro eeee.. Dia kay hono, rahefa tena mamaky tsara an'io Quran io, dia misy ny (sora-madinika) hoe, raha marary ianao, dia... mandoa ilay aumone fotsiny izany isan'andro dia afa-panadinana eee...

Dia hoe, dia ahoana koa izany.. tsy mahatsikaiky (maharikoriko) ve hoy iana(re)o ???

Dia nefa anie, ny Katolika (taloha) koa mpanao an'io eee...
- Zahavo anie hoe inona ity hoe "indulgence".
- Dia zahavo hoe, vola taiza no nananganana io Basilique St-Pierre, toerana manjaben'ny Katolisisma io..

Ka io izao raha ho hitan'i Angouz ihany farany ity "hazon'aina"... bizna tsara io ry Angouz fa tena ampiasao ilay coco, dia hanontanio hatreto @ serasera eto, ary tsongoy dia hoe, aiza ilay "hazon'aina" eeee... :-)
45. stahtam ( 03/06/2016 05:42)

rhaj0:

[quote=stahtam]tsy hisy satria ianareo dia hafa firenena..

Iieee.... Io misavisavika ny an'olona (jiosy) io no fataon"i Rakrisy.. ho Jiosy oviana moa i Rakrisy, ka "handova ny fanjakana" (-n'ny lanitra) hono eee... Nisy Belazao nilaza fa "mandova" daholo hono, dia izay no atao fiki-maty ao.. ihomehezan'ny Jiosy fotsiny ho'a eee...

stahtam:
tsy ho an'ny tsy mino ny resaka baiboly, tahaka ny hoe tsy ho an'ny kristiana ny coran, tsy ho an'ny silamo ny resaka momba an'nyi Bouddha...

Ka ianao koa anefa ry Stahtam, zafi-kitrokelin'i Rafohy sy Rangita, inona no hapoakanao?? Ilaozanao misavisavika ny an'olona any koa, nefa ny anao azany re toa tsy fantatrao akoriny eee...
[quote=stahtam]
Satria malalaka ny fanehoan-kevitra eto dia izay no tsy dia ifanomezan-tsiny @ izay aposaky ny hafa. Fanazavana izay azo avoaka angamba no homeko: Anti-finoana ianao dia misy ampahan-javatra (farafahakeliny) tsy ho azonao (mihitsy) ao anatin'ny finoana.
Ohatra: Misy "nuances" kely izao @ izay nolazainao hoe "Io misavisavika ny an'olona (jiosy) io no fataon"i Rakrisy" sy ny tena zava-misy. Tsy hoe misavika loatra angamba ny teny mahalaza azy fa ny Kristiana dia tena mametraka azy ireo hoe EFA VOAILIKA (satria hono mpamono olona) mihitsy ny Jiosy fa ry zareo (indray) no MISOLO AZY ka izy ireo indray no mitondra ny baolina ankehitriny.
Ka eto no ampidirako ny fanazavana manaraka: raha raisintsika izao hoe karazana finoana iray ny "Athéisme" dia afaka miditra ao ianao Malagasy (adepte, na partisan) na Frantsay na Jiosy... Fa ianao tsy afaka hilaza hoe izaho no nahita voalohanay na mpitarika ny Athéisme. Izay no lalàna. Dia toa izany koa: ny Jiosy no nomena ny baiboly ho adidiny ka malalaka ny olona rehetra raha hiditra ho adepte (na partisan) ao; tahaka ny hoe ny Amerikana dia afaka miditra ho Silamo fa tsy afaka ny ho mpitarika sy mpitondra ny Kor'an @ fananganana secte akory izy.
46. stahtam ( 03/06/2016 05:52)

rhaj0:

[quote=angouz]Tô lasa niova hafa ndray izy ity izany, EFA HOE NY CHRISTIANISME no tsy tiany rhaj0 fa tsy hoe ny finoana rehetra akory fa ny tsy azoko hoe maninona i rhaj0 no tsy de manankina loatra ary @ resaka odygasy nefa io misy mistery ihany koa

Raha nanaraka ny resaka betsaka teto i Angouz, dia hahita fa Atheista aho. Asa raha azonao aloha hoe inona izany Atheista. Aza kingakinga tonga dia mametaka hoe "devoly" fa... ampiasao ilay coco ee.. :-)

Ny Atheista dia TSY minomino izay inoanoan'ny Mpino, na Kristiana io na Moslimo na ny Razantsika. Efa navoitrako teto foana fa absurde/incoherent/ridicule ity finoanoana ity. Ka tsy haiko tsara hoe, inona no hidiran'ny "TIA na TSY tia" @ izany.

Fa (mety) marina ho'a ny ana(re)o : TSY tia HABADOANA aho.

Ohatra izao io ambony io, dia asa raha takatrao ny lojikam-mpino navoitrako eto.
- i Stahtam kingakinga manoga anareo Kristiana mpisavisavika ny an'ny Jiosy.
- Nefa izy Stahtam koa kay misavisavika toa anareo ny an'ny Jiosy koa,
- fa rahefa samy minomino foana ihany, TSY mba ny an'ny Razany no aboakany,
- satria dia izy Stahtam ihany no mitory teo fa "tsy ho an'ny kristiana ny coran",
- ary lojikan-javatra.. "tsy ho ana(re)o gasy petaka ny an'ny Jiosy sy Kristiana".
[quote=stahtam]
Hoy i Rhaj0 hoe: "Ka ianao koa anefa ry Stahtam, zafi-kitrokelin'i Rafohy sy Rangita, inona no hapoakanao?? Ilaozanao misavisavika ny an'olona any koa, nefa ny anao azany re toa tsy fantatrao akoriny eee..."
Dia hoy aho hoe:
Relatif loatra io resaka resahinao io satria mifamatotra @ temps, ka tsy i Rafohy sy Rangita no tokony hatao point de départ raha @ io hevitra io fa ny dadaben'ny dadaben'ny dadaben'ireo koa ange ka mbola Gasy e! ary fantatra ve hoe nitovy finoana t@ Rafohy sy Rangita (zafikitrokeliny) ireo dadabeny ireo; dia mety ho azo apetraka koa ve @ izay ilay teny hoe "nefa ny anazy (an-dRafohy sy rangita/an'ny dadabeny) azany tsy fantany akory"
47. angouz ( 03/06/2016 12:11)
Izaho kosa aloha tsy nitsara anao hoe devoly an ! fa hoy fotsiny za hoe poizina ho any olombelona hoa ny very fanahy dia izay fotsiny fa na izaho na ianao dia samy mahalala fa isika rehetra ireto dia samy manana ny fomba nitaizana an'azy daholo ka raha mpino ny Iray amandreninay ve moa tsy ho mpino daholo izahay fa raha athe ianao maninona moa fa samy mitazona ny azy fa na izaho koa ary mba gaga hoe maninona no lasa ady hevitra no ato fa tsy fifanankalozan-kevitra no tokony ho izy sa diso ve izany !
48. angouz ( 03/06/2016 12:28)
Bizna hazon'aina :-) aza mba mampiomehy e ! io kosa aloha tsy hazo maniry izany hoa fa aza manonofy an'izany fa raha nisy tokoa ve izany tsy nozaraiko maimaim-poana mba samy ho ela velona ; ary ny any musilman rehefa tsy salama dia tsy manao ramadan izany,
49. lahindroy ( 04/06/2016 11:20)
Miarahaba ny rehetra
ialan-tsiny amin'ny rehetra fa tsy afaka mifanakalo hevitra eo no eo ka somary efa lasa lavitra aty aoriana vao miverina indray amin'izay voalazanareo

stahtam
Mety mahafapo tokoa ve ny filazana fa noho ny nataon-dRaolombelona (ny fihinanany ny " hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy ") dia lasa nihatra tamin'ny " ny biby, ny bacterie, ny virus, ny zava-maniry..." ny fahafatesana satria nambara fa "mpanjakan'ny zava-boary" Raolombelona ?
Araky ny baiboly izay inoan'ny kristiana rehetra era-tany fa marina tsy misy iandian-kevitra izay voalaza ao(misy mihintsy aza ireo mandray ara-bakiteny ny famarinan'izay voalaza ao!) fa...amin'ny biby fiompy sy ny biby dia rehetra misy dia ...ny menarana ihany no voahozona , tsy hoe ho faty akory fa kosa...handeha amin'ny kibony ary ny vovo-tany no hohaniny mandritry ny ...andro rehetra iainany

Tena marina tanteraka tokoa ve izany ? tena vovo-tany fotsiny tokoa ve no foto-tsakafon'ny menarana sy ny bibilava ?

Ary raha ny hoe mahakasika ny fahafatesan'ireo biby sy ny zava-manan'aiana hafa dia i Zefania izay niaina tamin'ny andron'i Josia mpanjakan'ny Joda , no anisan'ny nampitondran'i YHWH ny hafany
"Eny , hakifako ny olona sy ny biby ,...ny vorona eny amin'ny habakabaka sy ny hazandrano any andranomasina ..."

Taona firy taorian'ny fandroahana an'i Adama sy Eva tao Edena no nampiaran'i YHWH ny hatezerany tamin'ireo biby ...ka nitakiny ny handringanana azy ireo ?
Tena ringana nanomboka tamin'izany ka hatramin'izao tokoa ve ireo zava-drehetra ireo tsy ho eto ambon'ny tany intsony ?

" Ohatra iray hafa koa ny nahafaty an'i Abela ", hoy ihany i stahtam :
"nitaraina" (koa) ny tany teo: izay hoe misy fiantraikany @ firindran'ny fiaina teto ambonin'ny tany ny fidiran'ny fihinanana ilay hazo voarara."

Ny tany tokoa ve no nitaraina nohon'ny "fihinana an'ilay hazo voarara " ?
Hoy YHWH tamin'i Kaina
"Inona no nataona ? NY FEON'NY RAN'NY RALAHINAO " mitaraina amiko avy amin'ny tany "
no comment

"Ny finoana hafa, @ maha-hafa azy dia tsy misy ifandraisany firy @ io"
Ity ho zaraiko amintsika mpifanakalo hevitra eto ohatra iray avy etsy Afrika , mahakasika ny niandohan'ny fahafatesana io :
-avy ao anatin'ny ony no nihavian'ny olombelona voalohany ; koa rehefa nijanona tety an-tany maina ny olombelona dia naniraka tanalahy ny lehiben'ny ony nihaviany mba hitondra hafatra hoe "ho faty ianareo kanefa na izany aza dia mbola ho velona hitsangana amin'ny maty ihany any aoriana any "
niova hevitra tampoka kanefa ilay vy nahitana ka nandefa iraka faharoa nentin'androngo fainga-mpandeha nitondra hafatra hoe "ho faty ianareo ary ho lo sy levona mandrakizay "
ka izay hafatra voarahy volohany no ho tanteraka
...dia izao hitantsika izao no valiny
Misy tokoa fomba fijery sy finoana maro hafa araky ny volazanao ry stahtam
Iza amin'izy ireny no tena fahamarinana ?

Ny azo antoka dia marina tsy misy ady hevitra ho an'ny mpanaradia an'ilay finoana (kristiana , thonga , boudista , hindouista ...) ny fomba nentin'io finoanaio hanazavana ny nisian'ity na iry!

Fa kosa ilay "vieillissement de cellules" na zavatra mifandraindraika @ izany no mety mitombona lavitra kokoa

Amin'ny manaraka mety mba hanambara koa ny hevitro mikasika ny tohin'ity fifanakalozan-kevitra eto ity ny tenako

50. rhaj0 ( 05/06/2016 12:39)
angouz:
mba gaga hoe maninona no lasa ady hevitra no ato fa tsy fifanankalozan-kevitra no tokony ho izy sa diso ve izany !

Ka rahefa mandeha ilay "fifanakalozana" toa izao :
:-) Hozy ny Baiboly ao @ Apoks hoe, ny Kerobima no manakana antsika TSY hihazo ny "hazon'aina"
;-) Mba hainao tsara ve hoe, inona hono 'ty Kerobima?
:-) Iieee... Ny Kerobima dia Anjelin'Andrmntra, lohany fotsiny fa manan'elatra
;-) Kerobima = Chérubin @ teny frantsay

Dia tsy hitanao ve fa hoe, dia "fifanakalozana ... habadoana" izany resaka izany? Dia "gaga" ve ianao ry Angouz, fa ny olona dia tsy dia hitaza-potsiny an'izao?

Ka hoe, ny tokony atao, ary tsy maintsy atao, dia ny "Ady @ habadoana" ??
51. angouz ( 06/06/2016 08:56)
non ! ilay tiko tenenina dia hoe lasa adim-pinoana samihafa foana ilay izy rehefa misy lohahevitra miposaka eto fa tsy any @nao no olana fa to lasa mivona zavatra hafa foana, rehefa miresaka baiboly otrany hoe samy miseho te ho mahay daholo izany dia farany hifandrafy otrany mankaleo ihany ilay izy rehefa tsy misy fiombonan-kevitra
52. stahtam ( 06/06/2016 10:22)

[quote=lahindroy]
Miarahaba ny rehetra
ialan-tsiny amin'ny rehetra fa tsy afaka mifanakalo hevitra eo no eo ka somary efa lasa lavitra aty aoriana vao miverina indray amin'izay voalazanareo

stahtam
Mety mahafapo tokoa ve ny filazana fa noho ny nataon-dRaolombelona (ny fihinanany ny " hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy ") dia lasa nihatra tamin'ny " ny biby, ny bacterie, ny virus, ny zava-maniry..." ny fahafatesana satria nambara fa "mpanjakan'ny zava-boary" Raolombelona ?
Araky ny baiboly izay inoan'ny kristiana rehetra era-tany fa marina tsy misy iandian-kevitra izay voalaza ao(misy mihintsy aza ireo mandray ara-bakiteny ny famarinan'izay voalaza ao!) fa...amin'ny biby fiompy sy ny biby dia rehetra misy dia ...ny menarana ihany no voahozona , tsy hoe ho faty akory fa kosa...handeha amin'ny kibony ary ny vovo-tany no hohaniny mandritry ny ...andro rehetra iainany

Tena marina tanteraka tokoa ve izany ? tena vovo-tany fotsiny tokoa ve no foto-tsakafon'ny menarana sy ny bibilava ?

Ary raha ny hoe mahakasika ny fahafatesan'ireo biby sy ny zava-manan'aiana hafa dia i Zefania izay niaina tamin'ny andron'i Josia mpanjakan'ny Joda , no anisan'ny nampitondran'i YHWH ny hafany
"Eny , hakifako ny olona sy ny biby ,...ny vorona eny amin'ny habakabaka sy ny hazandrano any andranomasina ..."

Taona firy taorian'ny fandroahana an'i Adama sy Eva tao Edena no nampiaran'i YHWH ny hatezerany tamin'ireo biby ...ka nitakiny ny handringanana azy ireo ?
Tena ringana nanomboka tamin'izany ka hatramin'izao tokoa ve ireo zava-drehetra ireo tsy ho eto ambon'ny tany intsony ?

" Ohatra iray hafa koa ny nahafaty an'i Abela ", hoy ihany i stahtam :
"nitaraina" (koa) ny tany teo: izay hoe misy fiantraikany @ firindran'ny fiaina teto ambonin'ny tany ny fidiran'ny fihinanana ilay hazo voarara."

Ny tany tokoa ve no nitaraina nohon'ny "fihinana an'ilay hazo voarara " ?
Hoy YHWH tamin'i Kaina
"Inona no nataona ? NY FEON'NY RAN'NY RALAHINAO " mitaraina amiko avy amin'ny tany "
no comment

"Ny finoana hafa, @ maha-hafa azy dia tsy misy ifandraisany firy @ io"
Ity ho zaraiko amintsika mpifanakalo hevitra eto ohatra iray avy etsy Afrika , mahakasika ny niandohan'ny fahafatesana io :
-avy ao anatin'ny ony no nihavian'ny olombelona voalohany ; koa rehefa nijanona tety an-tany maina ny olombelona dia naniraka tanalahy ny lehiben'ny ony nihaviany mba hitondra hafatra hoe "ho faty ianareo kanefa na izany aza dia mbola ho velona hitsangana amin'ny maty ihany any aoriana any "
niova hevitra tampoka kanefa ilay vy nahitana ka nandefa iraka faharoa nentin'androngo fainga-mpandeha nitondra hafatra hoe "ho faty ianareo ary ho lo sy levona mandrakizay "
ka izay hafatra voarahy volohany no ho tanteraka
...dia izao hitantsika izao no valiny
Misy tokoa fomba fijery sy finoana maro hafa araky ny volazanao ry stahtam
Iza amin'izy ireny no tena fahamarinana ?

Ny azo antoka dia marina tsy misy ady hevitra ho an'ny mpanaradia an'ilay finoana (kristiana , thonga , boudista , hindouista ...) ny fomba nentin'io finoanaio hanazavana ny nisian'ity na iry!

Fa kosa ilay "vieillissement de cellules" na zavatra mifandraindraika @ izany no mety mitombona lavitra kokoa

Amin'ny manaraka mety mba hanambara koa ny hevitro mikasika ny tohin'ity fifanakalozan-kevitra eto ity ny tenako

[quote=stahtam]
Resaka finoana moa izy ity ka sarotra ny hilaza hoe mahafa-po ve ilay valin-teny nomena sa tsia? Ireto misy éléments vitsivitsy resahiko ihany sao mba mety hanampy anao.
Ny baiboly original dia voasoratra @ teny hebreo ka raha baiboly dikan-teny (traduction) izany tsy ho azo antoka hoe tena milaza izay hevitry ny voasoratra t@ tena izy. Ny baiboly teny gasy fotsiny no misy version telo farafahakeliny, dia mampametra-panontaniana hoe diso ve ny nataon'ny hafa ka nisy nanao hafa indray taty aoriana? raisiko ohatra ny Salamo 23/1: "... no MPIANDRY ahy", "l'... est mon BERGER" hoy ny traduction frantsay; midika hoe mpiandry ve ny hoe berger?.Faharoa, ny olona tokony hanazava ny baiboly koa dia efa voasoratra ao anatiny ao ka raha tsy io karazan'olona io izany no manazava azy dia olona manao "usurpation de fonction" fotsiny ihany izay manazava eo, na iza izy na iza, na marina toa inona aza ny fanazavana avoakany.
53. radoratsimba ( 06/06/2016 10:50)

Ny olona tokony hanazava ny baiboly koa dia efa voasoratra ao anatiny ao ka raha tsy io karazan'olona io izany no manazava azy dia olona manao "usurpation de fonction" fotsiny ihany izay manazava eo, na iza izy na iza, na marina toa inona aza ny fanazavana avoakany.
Iza mo zany le ol tokony anazava ra tsy madiso?
54. RBNIR ( 06/06/2016 10:52)
stahtam:

Faharoa, ny olona tokony hanazava ny baiboly koa dia efa voasoratra ao anatiny ao ka raha tsy io karazan'olona io izany no manazava azy dia olona manao "usurpation de fonction" fotsiny ihany izay manazava eo, na iza izy na iza, na marina toa inona aza ny fanazavana avoakany.

« Ary hoy Pilato taminy: Mpanjaka va ary Hianao ? Jesosy namaly hoe: Voalazanao fa mpanjaka Aho. Izao no nahaterahako, ary izao no nihaviako amin'izao tontolo izao, dia ny hanambara ny marina. Izay rehetra avy amin'ny marina dia mihaino ny feoko. » (Jao.18:37)

Tsy misy olona hahafantatra "ilay marina", afatsy izay nampianariny mivantana irery ihany......

Fahamarinana io, tsy misy mahalala an'io na dia hamaky ny teny fahazato sy arivo eo aza, afats'izay nampahafantariny irery ihany......
« Ary Filipo nihazakazaka nankeo aminy, dia nandre azy mamaky teny tao amin'Isaia mpaminany, ka niteny taminy hoe: Moa fantatrao va izay vakinao? » (Asa.8:30)
« Fa hoy izy: Hataoko ahoana no fahay, raha tsy misy mampianatra* ahy? Ary izy nangataka an'i Filipo hiakatra sy hipetraka eo aminy. [* Gr. mitari-dalana] » (Asa.8:31)
« Ary izao no tenin'ny Soratra Masina novakiny: Nentina hovonoina tahaka ny ondry Izy, Ary tsy niloa-bava, Tahaka ny zanak'ondry moana eo anoloan'ny mpanety azy; » (Asa.8:32)

Na dia namaky aza ilay tandapa dia tsy nahafantatra.........

IZY irery ihany no mahafantatra ny marina, matoa misy olona iray mahafantatra apetraho ihany ny fanontaniana hoe tamin'ny fomba ahoana no nahafantarany ny marina?????

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
55. radoratsimba ( 06/06/2016 11:00)

RBNIR:

Iza lay olna kay azafady? d inona le marina lazaina eto?
56. rhaj0 ( 06/06/2016 11:17)
radoratsimba:
Iza mo zany le ol tokony anazava ra tsy madiso?
Iza lay olna kay azafady? d inona le marina lazaina eto?

Ilay "olona" (anaovana "culte" de la personnalité) ve no tianao ho fantatra?
57. RBNIR ( 06/06/2016 11:45)
rhaj0:

radoratsimba:
Iza mo zany le ol tokony anazava ra tsy madiso?
Iza lay olna kay azafady? d inona le marina lazaina eto?

Tsara raha mba manazava misy misy marina tokoa sthatam......Manantena ny mba hahita azy hamangy ahy ato amin'ity lohahevitra ity aho izao saingy...... tsy tonga mihitsy izy.....
58. stahtam ( 06/06/2016 11:55)

radoratsimba:

[quote=stahtam]
Resaka finoana moa izy ity ka sarotra ny hilaza hoe mahafa-po ve ilay valin-teny nomena sa tsia? Ireto misy éléments vitsivitsy resahiko ihany sao mba mety hanampy anao.
Ny baiboly original dia voasoratra @ teny hebreo ka raha baiboly dikan-teny (traduction) izany tsy ho azo antoka hoe tena milaza izay hevitry ny voasoratra t@ tena izy. Ny baiboly teny gasy fotsiny no misy version telo farafahakeliny, dia mampametra-panontaniana hoe diso ve ny nataon'ny hafa ka nisy nanao hafa indray taty aoriana? raisiko ohatra ny Salamo 23/1: "... no MPIANDRY ahy", "l'... est mon BERGER" hoy ny traduction frantsay; midika hoe mpiandry ve ny hoe berger?.Faharoa, ny olona tokony hanazava ny baiboly koa dia efa voasoratra ao anatiny ao ka raha tsy io karazan'olona io izany no manazava azy dia olona manao "usurpation de fonction" fotsiny ihany izay manazava eo, na iza izy na iza, na marina toa inona aza ny fanazavana avoakany.

Ny olona tokony hanazava ny baiboly koa dia efa voasoratra ao anatiny ao ka raha tsy io karazan'olona io izany no manazava azy dia olona manao "usurpation de fonction" fotsiny ihany izay manazava eo, na iza izy na iza, na marina toa inona aza ny fanazavana avoakany.
Iza mo zany le ol tokony anazava ra tsy madiso?
[quote=stahtam]
Azoko atoro tokoa ilay izy verset misy azy saingy ny tenako dia tsy mpitory na mpanoro hoe mandehana ary na atsy, fa ny azoko lazaina dia izao: na mbola tsy hitanao aza izay verset izay dia miharihary ho azy eny kosa izay tsy izy raha mazoto mikaroka ianao. Ohatra: betsaka mihitsy ny miantso ankehitriny hoe "araho ity" na "ekeo izao" na "aty aminay no marina". Jereo fa toetra iombonan'izy ireny ny hoe: fampianarana tena izy sy mahavonjy no omeny, sns... nefa jereo ny serasera teo ambonimbony teo fa misy na dia ny anaran'Ilay Mesia arahiny aza tsy fantany akory ("mbola saritaka be hono...) fa litera iray fotsiny no mba fantany (Y...) nefa dia sahy miantso vahoaka hoe "avia araho ity e! jereo e!...
59. radoratsimba ( 06/06/2016 11:55)

rhaj0:

radoratsimba:
Iza mo zany le ol tokony anazava ra tsy madiso?
Iza lay olna kay azafady? d inona le marina lazaina eto?

Ilay "olona" (anaovana "culte" de la personnalité) ve no tianao ho fantatra?

misôtr mamaly e, ny tena mo zany tsy dia maaraka ilay resaka finona tsy dia piditra am piangonana tahak'anareo fa mino iany anefa
ie izy daolo izany ramsé rhajo a
60. radoratsimba ( 06/06/2016 12:04)
stahtam:

Azoko atoro tokoa ilay izy verset misy azy saingy ny tenako dia tsy mpitory na mpanoro hoe mandehana ary na atsy, fa ny azoko lazaina dia izao: na mbola tsy hitanao aza izay verset izay dia miharihary ho azy eny kosa izay tsy izy raha mazoto mikaroka ianao. Ohatra: betsaka mihitsy ny miantso ankehitriny hoe "araho ity" na "ekeo izao" na "aty aminay no marina". Jereo fa toetra iombonan'izy ireny ny hoe: fampianarana tena izy sy mahavonjy no omeny, sns... nefa jereo ny serasera teo ambonimbony teo fa misy na dia ny anaran'Ilay Mesia arahiny aza tsy fantany akory ("mbola saritaka be hono...) fa litera iray fotsiny no mba fantany (Y...) nefa dia sahy miantso vahoaka hoe "avia araho ity e! jereo e!...

ny tinao tenenina zany enao tsy manao evangelisation tahaka ireo sasany ireo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3126