hazon'aina
81. RBNIR
(
08/06/2016 07:23)
endriny:
Dia ilazao koa fa efa nahita ny lanitra ianao?
Misy zavatra fantatro tsy fantatrao, misy zavatra iainako tsy hiainanao.....
« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra* hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, [*Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jao.14:16)
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jao.14:17)
« Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankaty aminareo Aho. » (Jao.14:18)
Raha mbola fikirinao mafy ny tsy finoanao sy ny fankafizanao ny fiainan'izao tontolo izao, dia tsy mba hahafantatra mandrak'izay koa ianao....satriao hoy ny teny hoe "tsy azon'izao tontolo izao horaisina satria tsy hitany na fantany........
82. RBNIR
(
08/06/2016 07:24)
Hoy IZY hoe : Tsy hamela anareo ho kamboty Aho, hankaty aminareo Aho..........
83. rhaj0
(
08/06/2016 12:19)
RBNIR:
Misy zavatra fantatro tsy fantatrao, misy zavatra iainako tsy hiainanao.....
Io izany ilay hoe, izy RBNIR irery ao no Itsimahalalaafatsynysaimpantany eeee....
84. RBNIR
(
08/06/2016 13:39)
rhaj0:
RBNIR:
Misy zavatra fantatro tsy fantatrao, misy zavatra iainako tsy hiainanao.....
Io izany ilay hoe, izy RBNIR irery ao no Itsimahalalaafatsynysaimpantany eeee....
Misokatra ho an'ny be sy ny maro kosa io rhajo fa ianao mihitsy ange no tsy te hiditra e!
85. rhaj0
(
08/06/2016 14:55)
eny ho'a ee... asainao miditra ao @ "pataloha-terin'ny saim-pantatrao" ao izany ny olona eee... Nefa ho'a ilay patalohanao ao matevina, sady ao ianao manao couche, satria ho'a ilay mi-carbure @ tahotra dia manahirana ee... :-)
86. stahtam
(
09/06/2016 04:57)
radoratsimba:
[quote=stahtam]
Azoko atoro tokoa ilay izy verset misy azy saingy ny tenako dia tsy mpitory na mpanoro hoe mandehana ary na atsy, fa ny azoko lazaina dia izao: na mbola tsy hitanao aza izay verset izay dia miharihary ho azy eny kosa izay tsy izy raha mazoto mikaroka ianao. Ohatra: betsaka mihitsy ny miantso ankehitriny hoe "araho ity" na "ekeo izao" na "aty aminay no marina". Jereo fa toetra iombonan'izy ireny ny hoe: fampianarana tena izy sy mahavonjy no omeny, sns... nefa jereo ny serasera teo ambonimbony teo fa misy na dia ny anaran'Ilay Mesia arahiny aza tsy fantany akory ("mbola saritaka be hono...) fa litera iray fotsiny no mba fantany (Y...) nefa dia sahy miantso vahoaka hoe "avia araho ity e! jereo e!...
ny tinao tenenina zany enao tsy manao evangelisation tahaka ireo sasany ireo?
[quote=stahtam]
Azonao tsara, fandinihana sy fampieritreretana no zaraiko ka anjaran'ny tsirairay ny mandinika. Raha mbola tsy afa-po kosa anefa ilay olona mangataka fanazavana dia miezaka mameno izany hatrany ny tenako. Izao mantsy dia voasoratra ao anaty baiboly: "...ary hataony ahoana no fitory raha tsy nirahina?..." ka tsapako fa tsy nirahina aho dia tsy hanao bingo manao matso, saingy fantatro kosa anefa ny olona nirahina dia izay no atoroko ho an'izay liana @ izany.
87. radoratsimba
(
09/06/2016 05:08)
stahtam:
[quote=radoratsimba]

tena manjavozavo ny fambaranao azy amiko a
89. RBNIR
(
09/06/2016 05:11)
Izany hoe raha azoko tsara dia efa nahavita nanamarina ny arbre généalogikan'ireo olona milaza ny tenany ho jiosy izany stahtam ka sahy manoro sy mitaona ny olona ankehitriny fa any marina tokoa ilay tena marina???
90. radoratsimba
(
09/06/2016 05:19)
miverina amin'ilay hoe jiosy ny gasy izany !!!? hahahahha! ts mino an zan kosa a e
91. stahtam
(
09/06/2016 05:19)
[quote=radoratsimba]
ôtrn itako ftsny zany i Stahtam te izara fa ts mizara e
[quote=stahtam]
Raha mangetaheta ny olona iray ka mitaraina amiko, dia milaza aminy aho hoe tsy misy rano aty amiko fa iry misy lava-drano. Azonao ve?
92. radoratsimba
(
09/06/2016 05:22)
azoko hoe tinao izaho no itady, fa ilay izy anefa tsy tondroinao, 7 milliards ane tsika eto an tany e :D
93. stahtam
(
09/06/2016 05:51)
[quote=radoratsimba]
azoko hoe tinao izaho no itady, fa ilay izy anefa tsy tondroinao, 7 milliards ane tsika eto an tany e :D
[quote=stahtam]
Eny àry e! Izao àry no voalaza: "Lazao @ fiangonana dia ny Zanak'Israely !"; iray izay. Ny fiangonana tokony hotadiavina izany dia io Zanak'Israely io. Ny hafa firenena (izay mivavaka) dia mivavaka @ izay tsy fantany (Jao 4/22) fa avy @ Jiosy ny FAMONJENA? SATRIA IZY IHANY NO NOMENA NY TENINY T@ firenena rehetra teto ambonin'ny tany (Salamo 147/19/20); roa izay. Izy ireo no nomena ny teniny ho adidiny (Romana 3/2); telo izay. Ka izaho dia mba nangetaheta toa anao ka ireo directives ireo no arahiko hatr@ izao. Ary @ izay mino, ny famonjena dia HARENA MIAFINA sy VATOSOA SAROBIDY ka tokony hokatsahina fatratra na dia handaniana ny fananana rehetra aza. Dia asa raha mahafa-po anao izay valin-teny izay ho point de départ ho anao.
94. radoratsimba
(
09/06/2016 05:57)
zanak'israely, ny jiosy izany, ka i Jesosy anie jiosy dia ny teniny sy ny zavatra nataony no torina e, sa tsy izay mo?
95. stahtam
(
09/06/2016 06:11)
[quote=radoratsimba]
zanak'israely, ny jiosy izany, ka i Jesosy anie jiosy dia ny teniny sy ny zavatra nataony no torina e, sa tsy izay mo?
[quote=stahtam]
Ilay Romana 3/1,2 dia milaza hoe: "Inona no tombony ananan'ny Jiosy? ...Voalohany...Izy no notolorana ny TENIN'... ho ADIDINY" ka raha ny tenin'ny Mesia izany no hotorina dia tokony ho Jiosy no mitory izany, fa tsy olona hafa firenena (Malagasy, Frantsay, Anglisy, Amerikana, Afrikana...). Azonao @ izay ve ilay fizarana andraikitra?
96. radoratsimba
(
09/06/2016 06:26)
ay zany hoe aminao izany tsy tokony hisy pasitera na mopera na tsy aiko, fa eto anie ry Stahtam misy milaza fa taranaka jiosy e , tsy sur zany hoe tena jios no mitory aminao, sa ve hoe tokony isy missionnaire av any Israel indray?
97. stahtam
(
09/06/2016 06:51)
[quote=radoratsimba]
ay zany hoe aminao izany tsy tokony hisy pasitera na mopera na tsy aiko, fa eto anie ry Stahtam misy milaza fa taranaka jiosy e , tsy sur zany hoe tena jios no mitory aminao, sa ve hoe tokony isy missionnaire av any Israel indray?
[quote=stahtam]
Efa mikatsaka ianao matoa tonga @ ireo "grandes questions" ireo ka famporisihina no omeko mba hahita izay tena izy ianao. Izao no azoko ambara mikasika ireo fanontanianao ireo: ny fivavahan'ny Zanak'israely dia "FANJAKAM-PISORONA", izany hoe mpisorona no mitondra ao @ ilay fanjakana, i Petera Apostoly aza dia mbola nanamafy an'io hoe: fanjakam-pisorona io, ka tena marina ny teninao hoe: "tsy tokony hisy pasitera na mopera na tsy aiko...", dia efa hitahitanao soritra izany ilay "domaine de définition" ka mazotoa mikaroka ao anaty baiboly (raha mino ianao) raha tena hikatsaka ilay famonjena ianao fa tsy maintsy ho hitanao foana io @ farany na dia betsaka koa aza ireo fanontaniana mifamahofaho sy mety mampisalasala anao.
99. radoratsimba
(
09/06/2016 07:02)

d izan hoe mitady mpisorona izany? fa eto amitsika tsy misy mpisorona ko
100. stahtam
(
09/06/2016 07:13)

Raha maharesy lahatra anao izany làlana izany (hoe fanjakam-pisorona ilay izy) dia makà saina tsara aloha. Aza tonga dia miteny hoe: tsy misy eto amintsika na misy. Atombohy indray ny fikarohana, tsikelikely, amim-pahamalinana, aza maika hanao intérprétation na conclusion amim-pahataitairana. Asa raha efa hitanao fa ao @ TNTV (isaky ny Alahady maraina @ 06h 30mn) dia misy "milaza fa Cohen" ka asa raha tianao ny hitrandraka izay làlana iray izay. Io izany no mba fantatro hatreto fa ny tsirairay moa samy mikaroka araka izay fahafahana eo am-pelatanany e. Raha mahita hafa koa ianao dia mba ilazao aho satria samy mbola eo an-dàlana isika izao.