Fivavahana, finoana
Strong3
(
31/12/2015 08:33)
DIA MIRARY SOA ANTSIKA MPISERA REHETRA EH!!
ny ady hevitrao adihevitra fa ny mahaolona dia mahaolona
ho ambinina noho ny tamin'ny taona lasa anie isika rehetra amin'io taona vaovao io eh!
na dia ...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 04/01/2016 12:01
rhaj0
(
24/12/2015 11:51)
Ndao atambatra eto ny sarin-drizareo profeta/ambasadaoro/apaositaoly/ets...
[u]Numero 1[/u]: i Epicospo Son of Samuel, na i Samuelson izany ee... :-)
Ka inty izany hono ny Ambasadaoro eee... ato ny ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 26/01/2016 11:21
rhaj0
(
22/12/2015 12:15)
Nakisako eto [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5677a2716c5e3#m56793e33d4429]ity resaka ity[/url], fa hotrahotran'ny mila avoitra mazava tsara :-)
[quote=rhaj0]http://lmgtfy.com/?q=how+o...
tohiny
novalian'i stahtam ny 05/01/2016 08:41
rhaj0
(
21/12/2015 12:02)
(akisako eto ny [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5656d88f772a3/20]resaka tatsy[/url], fa ny resaka jiosy tokoany mila sainina tsara..)
Ilay namako Jiosy dia avy any Maroc. Niparitaka to...
tohiny
novalian'i tealala ny 29/12/2015 18:28
endriny
(
21/12/2015 06:55)
INdray andro tany an-danitra nanontany an'i Paoly sy I Petera hoe: "Ialahy ve ry Paoly mino marimarina hoe Virjiny tokoa I Maria?". Dia hoy I Paoly: "Fa atao inona moa izany e, tsy efa voamarina ve iz...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/12/2015 16:09
endriny
(
19/12/2015 08:03)
hehehehheheh
Sabata ary izao dia aiza ianao?
Misy lohan'osy ao Ambohitsorohitra o!...
tohiny
novalian'i endriny ny 21/12/2015 06:43
rhaj0
(
18/12/2015 15:59)
T@ vaovao taty ho'a, dia nisy Bandy #1, ni-braquer epicerie. MIrangaranga ny basy, ary nitsongolo-body t@ comptoir ilery, manery ny caissier hanome ny vola. Fa nisy Bandy #2 ho'a, notsoriahan'ilery ny...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/12/2015 03:04
rhaj0
(
17/12/2015 17:09)
(nakisako teto ny reska [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5654a11b99604/100]tatsy[/url])
mifohaza @ izay rizareo a... mba ataovy resolution @ taona vaovao io.. hoe, tena mba ampiasaina @ ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/01/2016 12:58
Strong3
(
17/12/2015 12:28)
« Andro sy volana sy fotoana ary taona no tandremanareo fatratra. » (Galatiana 4:10)
« Fa na iza na iza mitandrina ny lalàna rehetra, nefa diso amin'ny iray loha dia meloka amin'izy rehetra. ...
tohiny
novalian'i Notiavina Rasamiharimanana ny 06/04/2018 19:13
Strong3
(
17/12/2015 08:44)
eto jerena eh, ity no tena izy eh, very izay tsy any aminay eh, devoly ianareo eh ... hoy hoy eeeh... Blablabla [img]http://www.smilchat.net/emoticone/show-biz/oye.gif[/img]
nga tsy mahay miadihevitr...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 21/12/2015 05:41
bor2lais
(
15/12/2015 12:58)
Averiko eto indray ity fa mba isan'ny mahafinaritra ahy !
Dia mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra (na ny magy na ny heroda na ny lohan'ny mpisorona na ny mpanora-dalàna na ny mpiandry ondr...
tohiny
novalian'i Yahl ny 23/01/2016 09:27
rhaj0
(
14/12/2015 14:43)
Asa raha efa tonga a Dago koa ny Satanistes..
http://www.cnn.com/2015/12/11/living/5-things-satanists/index.html
Kay moa ilay ampiasainy ny hoe "satan" dia arts sy symboles fotsiny hono eee...
Ho ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/12/2015 16:55
endriny
(
14/12/2015 04:42)
Izay fiara andehanana rehetra eto Madagasikara na an'olon-tsotra, na taxi, na taxi-borosy, na taxibe, dia samy misy andininy avy amin'ny baiboly avokoa. Saingy dia variana ianao hoe soratra fostiny ve...
tohiny
novalian'i endriny ny 17/12/2015 15:06
McRay
(
10/12/2015 20:59)
Inona tokoa ny tena fomba amapanao sy ny tanjon ireo fikambanana miafina, Franc macon sy iluminaty..d mis club b d b noforoniny......
tohiny
novalian'i endriny ny 21/12/2015 06:46
rocelrabearivelo
(
04/12/2015 09:24)
Slt dol e!z mipetrk at ambanivohatr Antsirabe,d mahit
aniren miompy "dadibe"&"Ikalanoro" ,d mb niezak
z oe amantatr ny momb az iren d nand tan mits.Kay
ono iz ts az vazivazian,
d ten ts azok mits oe i...
tohiny
novalian'i endriny ny 17/12/2015 15:29
endriny
(
01/12/2015 15:16)
Ny angolam-panahy mahafanina dia teti-panorona entin'ireo mpandrebireby hisintonana ny saina amam-panahin'ny olona ho babo sy hanara-drenirano ny fotom-pisainana iray, na marina na diso io fotom-pisai...
tohiny
novalian'i endriny ny 18/12/2015 05:03
Yahl
(
27/11/2015 12:10)
Mbola manentana antsika am-pifaliana hatrany hanaraka ny fampianaran' i Yahoshuah entin' i Samuelson Edward ilay Ambasadaoron' ny lanitra notendren' Andriamanitra Ray sy Yahoshuah hamerina ny tena fam...
tohiny
novalian'i Yahl ny 25/12/2015 17:42
bor2lais
(
26/11/2015 10:01)
Efa nampoizina ihany fa dia zaraiko ihany :
[url=http://www.midi-madagasikara.mg/faits-divers/2015/11/25/soeur-fabiola-mijanona-eny-antanimora-tsy-mitsahatra-mitombo-ireo-mpitory-azy/]any am-ponja i F...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 30/12/2015 15:43
rhaj0
(
24/11/2015 17:40)
http://www.lapresse.ca/sciences/201511/24/01-4924157-en-chine-une-usine-geante-va-cloner-vaches-et-chiens.php
[i]Le plus grand site mondial de clonage d'animaux est en cours de construction en Chine, ...
tohiny
novalian'i endriny ny 21/12/2015 14:32
endriny
(
23/11/2015 07:50)
Ny zanako dia tena mino fa I Dadabe Noely dia entin'ny kalesin'ombimanga manidina eny an-danitra eny. Ary mipetraka any amin'ny tany mangatsiaka izy manamboatra kilalao ho an'ny zaza Hendry. Ka rehefa...
tohiny
novalian'i endriny ny 17/12/2015 15:12
