Fivavahana, finoana
Strong3
(
09/11/2015 10:07)
nga tsy misy confidence izy ity fa misokatrokatra ??? virus ve...
mba azavao hoe fa tena fanina za !
...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 11/11/2015 05:49
endriny
(
07/11/2015 05:39)
Ny an'i Jesosy dia ny zavatra bitika tonga lehibe:
Indray andro diso voky trondro loatra I Jesosy nohon'ny hamaroan'ny tondro noratoiny niaraka tamin'ny mpianatra. Teny ambony sambo moa ry zareo tami...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/12/2015 13:36
rhaj0
(
06/11/2015 16:25)
inty misy fikarohana nataon'olo.. Io izy io, na tianao na tsy tianao.. :-)
http://www.cell.com/current-biology/pdf/S0960-9822(15)01167-7.pdf
Dia ny fanontaniana dia hoe, rahefa "religieux" ve ny olo...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/11/2015 13:09
tealala
(
05/11/2015 16:26)
Ireto nisy vanim-potoana 3 :
1- Famoronana ka hatramin'i Jesosy Kristy : Andriamanitra (Ray) no niditra an-tsehatra mivantana, miseho sy mifidy izay olona tiany hitondra sy hitondra hafatra ho an'ny v...
tohiny
novalian'i tealala ny 18/11/2015 14:20
Strong3
(
05/11/2015 06:22)
https://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=1&cad=rja&uact=8&ved=0CC0QFjAAahUKEwi_0paRzfjIAhUKWxoKHZfqCQ4&url=http%3A%2F%2Fwww.lefigaro.fr%2Factualite-france%2F2015%2F11%2F04%2F01016...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/11/2015 16:41
Strong3
(
02/11/2015 12:54)
https://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=1&cad=rja&uact=8&ved=0CB0QFjAAahUKEwisre-UrPHIAhXM7hoKHYp8Cl0&url=http%3A%2F%2Fwww.infochretienne.com%2Fla-premiere-plus-grande-eglise-de-...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 05/11/2015 12:44
rhaj0
(
30/10/2015 15:12)
[i][b]Matio 19
[/b]16 Ary, indro, nisy anankiray nanatona Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô [Na: (Mpampianatra tsara ô)] , inona no tsara hataoko hahazoako fiainana mandrakizay?
17 Fa hoy Jesosy tami...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/11/2015 12:55
Strong3
(
23/10/2015 11:28)
« Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata; » (Kolosiana 2:16)
« aloky ny zavatra ho avy ireny, fa ny ...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 03/11/2015 12:37
Yahl
(
21/10/2015 10:54)
TSY MBOLA FENO 200 TAONA AKORY NO NIDIRAN' NY BAIBOLY TETO MADAGASIKARA, DIA SAMY VOAFITAKA DAHOLO NY MALAGASY FA SAMY NIHINANA AMIM-BOLONY AVOKOA. DIA NISY NY FIANGONAN-DEHIBE ROA. NIFORONA KOA NY MB...
tohiny
novalian'i psam ny 09/12/2015 09:30
endriny
(
16/10/2015 16:09)
Ny Ejipsianina izay raiben'ny finoana tao amin'ny faritra arabo fehizay dia manana ny ambarany amin'io:
"Taloha fony mbola tsy nisy tanimaina, dia rano no nameno ity tontolon'ny tany. Ka indray andro...
tohiny
novalian'i endriny ny 18/11/2015 05:53
endriny
(
15/10/2015 12:04)
MIsy ireo olona sy ankizy didididiana amin'ny areza ny andriny mba amoahan'ny ombiasa ireo atao hoe poizina sy bilo ao aminy.. Dia gaga ianao fa tsy maintsy izay ve no atao?
Ny Silamo dia mikapo-bata...
tohiny
novalian'i endriny ny 07/11/2015 05:26
rhaj0
(
13/10/2015 19:35)
Lava izay fifanakalozana izay, fa raha ny fahitako azy, dia efa manomboka TSY mino ny Baiboly intsony i Strong3. Ka miasa kosany ilay saina, fa tsy hoe dia matory lava ao, ary dia mahita ny aberration...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 16/10/2015 11:04
napou
(
13/10/2015 08:40)
Iza no mba manana hira na tantara na dihy fataon'ny ankizy amin'ny fety krismasy, sao mba afaka mizara traikefa eto isika izay mahay, mankasitraka an'izay mamaly...
tohiny
novalian'i napou ny 19/11/2015 06:16
Strong3
(
09/10/2015 10:33)
Strong3 - 09/10/2015 08:30
[quote=rhaj0]
http://lmgtfy.com/?q=how+does+human+evolution+happen
Human evolution is the lengthy process of change...
Lavabe ny resaka hono eee... Fa dia ataovy ny devoa...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 13/10/2015 13:01
rhaj0
(
07/10/2015 14:19)
Tena mba te-hanampy ny Finoan'i Strong3 ny @ io safo-drano io aho, ka dia inty ny kisary eee...
[img]http://www.religioustolerance.org/cosmo_paga.gif[/img]
- ilay "floodgates" etsy ambony, ilay goa...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 29/10/2015 16:25
bor2lais
(
07/10/2015 12:33)
Ahoana ny hevitrao amin'ity resaka iray tao amin'ny midi ity : [url=http://www.midi-madagasikara.mg/a-la-une/2015/10/07/eglise-secte-envoi-douteux-dune-centaine-de-jeunes-a-letranger/]tsindrio eto[/ur...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 19/11/2015 13:29
rhaj0
(
05/10/2015 13:58)
Nakisako kely teto ity [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m55fd1c6a2ba89/40#m560e81606a65a]resaka tatsy[/url] ity fa tena hitako tena zava-dehibe @ "Finoana"...
[quote=rhaj0]Amiko Atheista ...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 14/10/2015 08:33
endriny
(
02/10/2015 06:19)
Ho ahy tsara ry zareo satria mba mampifalifaly ny olona amin'ity fiainana mandala ity. No sady tsy manao sorona olom-belona....
tohiny
novalian'i endriny ny 24/10/2015 06:16
Yahl
(
29/09/2015 10:03)
Tena PUB tokoa izao, hiantsoana izay rehetra mitady ny marina. EPISKÔPÔ Samuelson Edward
no Ambasadôr'ny lanitra avy @Yahoshuah sy ny Ray. Ary izy irery ihany no tsilovin'izany Fanahin'Yahoshuah iz...
tohiny
novalian'i Yahl ny 05/11/2015 10:14
endriny
(
29/09/2015 08:25)
Hihihihihi
Dia mahita holazaina mihintsy ireto mpino an'i Jesosy ireto ry namana hajaian ao amin'ny Tompo
Taonan'ny Demonia hono ity taona ity. Ataoko D fa tsy d satria izay no mba tiako. Sady izah...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/10/2015 08:49