Fivavahana, finoana

Rafieritreretana ( 05/08/2015 10:35)
Eo andalam-panaovana fanandramana mivantana amin'ny aterineto ilay Radio mitory an'i Yahoshuah, ilay MANDRAVA DIDY FOLO (Episkopo Samuelson Edouard). Miditra eto: http://www.holydestination.mg/ http:... tohiny
novalian'i stahtam ny 16/05/2017 04:54
Hajarilala7 ( 05/08/2015 07:21)
Aza mihoatra noho ny voasoratra ao anaty Soratra Masina fa lasa mpamitaka no voafitaka. 1 Korintianina 4/ 6. Tsy maintsy araka ny Soratra Masina ihany. ... tohiny
novalian'i ranthson ny 21/08/2015 08:14
rhaj0 ( 03/08/2015 12:06)
Ankamantatra hafa koa... inona ary Kepler 452b raha fantatrao... [size=8][url=http://www.lapresse.ca/sciences/astronomie-et-espace/201507/31/01-4889490-kepler-452b-le-vatican-juge-improbable-une-renc... tohiny
novalian'i Strong3 ny 13/08/2015 12:33
rhaj0 ( 31/07/2015 01:38)
Ankamantatra no atao, inona raha fantatrao... Kolob sy Xenu..... tohiny
novalian'i Strong3 ny 12/08/2015 06:44
Hajarilala7 ( 30/07/2015 07:00)
Ny Baiboly dia tsy tenin'Andriamanitra fa Soratra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra. - Satria misy Tenin'Andriamanitra ao, misy tenin'olona ao ary misy tenin'ny devoly sy Satana ao. - Hita ao k... tohiny
novalian'i endriny ny 13/08/2015 04:50
hajarilala7 ( 23/07/2015 06:00)
Fantatrao ve ny BATISA MARINA?... tohiny
novalian'i RBNIR ny 13/02/2023 14:14
rhaj0 ( 23/07/2015 01:44)
Ka hoe io hono izany no Fiangonana na koa "[i]le plus important édifice religieux du catholicisme[/i]" hozy [url=https://fr.wikipedia.org/wiki/Basilique_Saint-Pierre]wikipedia[/url]. Dia hoe... nio... tohiny
Hajarilala7 ( 21/07/2015 07:27)
Tsy izay misy olona miangona rehetra dia lazaina fa Fiangonan'i Kristy daholo.... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 25/08/2015 11:01
Strong3 ( 17/07/2015 12:53)
ny tontolo iainana efa mihasimba, de hoe misy planeta mitovy amin'ny planeta tany hoe any amin'ny 4milles km lavitra be any ka mety hafindra any hoe ny olombelona sao lany taranaka amin'ny fahampoteha... tohiny
novalian'i Strong3 ny 29/07/2015 11:06
Strong3 ( 08/07/2015 09:43)
« Ary ianao, ry Kapernaomy, hasandratra hatrany an-danitra va ianao? Hietry hatrany amin'ny fiainan-tsi-hita* ianao; fa raha mba tany Sodoma no natao ny asa lehibe izay natao teo aminao, dia ho naha... tohiny
novalian'i Strong3 ny 06/08/2015 09:09
tojonjanahary ( 08/07/2015 06:35)
Mbola tsisy vokatsoa azon'ny firenena hatsamzay nahakristiana antsika katsamzao!! Zanahary ian no mitahy! :)... tohiny
novalian'i WAISI ny 21/02/2023 05:35
JAOANJARA ( 06/07/2015 10:16)
NY TANTARAN’NY DIDY FOLO Nampahoriana nandritra ny Efajato taona tany Ejipta ny vahoaka isiraely,ka ny ankamaroan’izy ireo dia tsy nahafantatra intsony ny lalàn’Andriamanitra ,noho izany dia na... tohiny
novalian'i Strong3 ny 06/08/2015 09:13
endriny ( 23/06/2015 15:05)
Ny finoana ny Sampy Kelimalaza sy Rafataka ... dia nifototra tamin'ny sorona toy ny akoholahy mena sy ny ondry. Ny fijoroana Zanahary dia mifototra amin'ny sorona omby vositra marijy na mazava loha. N... tohiny
novalian'i Radavison ny 21/09/2015 09:04
anicetmartial ( 20/06/2015 13:03)
Mba Mandalova ao,fa ao ny fiasany fanahy masina,ny fahamasinana,ny fanantenana,...etc. Mirary anao hitsidika anay.... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 24/06/2015 13:01
gasysud ( 20/06/2015 08:13)
Hay ve efa mankatoa ny YOGA ny ONU e! Vaovao tsara kosa. [quote] 11 DÉCEMBRE 2014 AG/11601 L’Assemblée générale proclame le 21 juin, Journée internationale du yoga Soixante-neuvième session... tohiny
novalian'i endriny ny 24/06/2015 12:10
endriny ( 17/06/2015 14:35)
Dia mino aho fa rahampitso be ny Malagasy hiova fo ka hanaiky ity firahan'ny samilahy sy ny samivavy ity... Reveko be ity Papa Foranisoa ity! Tena Soa araka ny anarany!... tohiny
novalian'i endriny ny 24/06/2015 12:06
rhaj0 ( 16/06/2015 16:02)
Taratasin'i Einstein tany @ taona 1945... I Einstein izany, araka ny voasorany io ambany io, dia nilaza fa Atheist ny tenany.. Fa, raha ny fahazoako ny resaka (ataon'ny mpandinika), dia somary mirona ... tohiny
novalian'i gasysud ny 19/06/2015 06:16
rhaj0 ( 16/06/2015 15:50)
http://www.cnn.com/2015/06/15/world/pope-climate-change/index.html Dia miandry ny fantsin'ny Papa ny @ ity "climate change" izany ny vahoaka tsy mandady harona ee... r@ herinandro hono.. Ngo dia efa ... tohiny
novalian'i endriny ny 17/06/2015 14:06
rekinbelo ( 10/06/2015 16:38)
Fa nahoana kay no tsy tazana tao @ testamenta vaovao mihitsy i Mikaela anjely izay tena natanjaka sy nanana ny heriny. T@ andron'ny Jesosy tsy teo izy, tao taratasy rehetra nosoratan'ireo apostoly tsy... tohiny
novalian'i endriny ny 18/06/2015 14:00
rhaj0 ( 05/06/2015 15:26)
Nijerijery wiki dia nahita an'ity lisitry ny fialan-tsiny nataon'ny Papa JPII http://en.wikipedia.org/wiki/List_of_apologies_made_by_Pope_John_Paul_II Ka dia io izany fa niala tsiny hono izany ny Pap... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/06/2015 14:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.1201