Kolob - Xenu

21. Strong3 ( 06/08/2015 12:36)
inona moa no hain'ny pasi sy maopra amin'izany fa ilay saosy tsy hirotsaka amin'ny alahady na sabotsy aza tsy hitany izay hasiana azy hihihi... :-) ry mpanao PUBLICITE moa izany dia manao investisma mihitsy miseho telé sy radio ary afisazy maro mba ho be rakitra sy ampahafolony
hihih... laolina be ny amin'ireny
fa ilay hoe imagination-ko aminareo any toa tsy izay kou... realité ngamba fa tsy imagination

ireo fodamentalista any akaikinareo any ao amerika ao de manana paolitika roa sosina , toa manelingelina anareo ilay fitsabahany amin'ny fandaniana volavolandalana sy firaisana petsapetsa amin'ny kandida ho filoha sy izay lany , mba tsy ahabe ny fahotana (toa hoe , fanala zaza, fametavetana zaza tsy ampy taona , aomaoséksiely sns...)
fa ilay mampiely ny evanjely hatraty afrika sy azia toa mba tsy dia mampaninona anareo any

sa ilay izireo mibahambahana sy miteninteny ny ataon'ny tsimisiAtra no tena olana?
fa satria ny siantista rehefa reraka amin'ny fikarohana ao dia mila midéfoulina kely amin'ny izay tandrifin'ny sainy ao ka tsy tokony elingelenin'ny kristiana be serimaonina??? hihih :-)
22. rhaj0 ( 06/08/2015 13:15)
Ny olona (siantista) ry Strong3 rehefa solide ny saina, tsara orina eo @ fahalalana sy fahalalahana, dia kalamina ny fiainana (andavanandro) a... mitaiza ny ankizy, mitsinjo ny carriere, manaja ny lalampiarahamonina sy ny natiora, dia mirevy ny azoma hariva, mankafia fiainana ny alahady... (mivanitika eraky ny forum isan'andro) ...vive la vie ee... :-)

Ireo taizan'ny finoana no hendratrendratra sy be menomenona lava ao @ finoany ao.. ny fotoana hirevena, na koa hiarahana @ ankizy efa kely, koa mbola lasa indray ny alahady manipy tanana any an-danitra any.. dia avy eo kizitina fa tsy ampy ny fotoana @ metro-boulot-dodo... satria koa ilay magie-miracle-a-la-baiboly TSISY tonga na dia mivavaka be tahak'n'inona azany... angaha tsy ihomehezan'ny Ankizy ao fotsiny.. :-)
23. Strong3 ( 07/08/2015 09:21)
he he he ....!

kalma aiza kou eh? ... terenen'ny fikarohany izy ka tsy manamptoana amin'ny momba ny tenany sy ny fiainampianakaviana kou... dia mitovy amin'ny kristiana teren'ny asa mbola tsy vita koa eh...

ny fahafinaretana dia tsy mitovy tokoa, ny anareo dia voalazanao io
fa ny anay kristiana , rehefa mahita olona babon'ny filazantsara , dia mitantara io olona io na maromaro dia feno fifaliana zahay, toa nahazo fahasambarana tsy misy toa izany
satria aza hanasa azy ireo any antrano hoe andao ianareo misakafo any aminay dia tohizana any ny korana.
fahafinaretana koa ny , mampiankanjo ireo tsy mitafy, ny mamahana ireo noana, ny mihaino ampitoniana ireo feno ratrapo ka miara mivavaka mba hanadinoany ny lasa rehetra

mmm matsiro noho ny mi-boak'alina izany ra rhaj0 an ...!

fa resinay lavitra aloha ny fahafinaretanareo eh, ... nianay izany tena fahasambarana tsy mety adino.
24. rhaj0 ( 07/08/2015 11:13)
ngo dia heverinao fa nareo Kristiana irery azany no manana compassion dia manampy ny marary/marefo/ory... Izaho tany Dago dia tao @ croix-rouge, fa zahay tao no hitako nahavita betsaka lavitra noho ny mpanipy tanana any an-danitra..

Fa manaiky aloha aho fa manao ihany nareo e... fa ny mampanahy fotsiny dia, Itsimanaoafatsynysaimpantany tsy mba misy checking na hoe auditeur externe, fa izay ataony ao hono dia mety daholo fa i Atra no mitondra azy...

Saingy rehefa mipoaka ny scandale-n'ny "pretra (sasany) mpanolana ankizy", na fotsiny koa, ireo "mamera-tsy-ampy-something-noho-ny-finoany-dia-manala-vokona-@-ankizy"... dia izay ianao vao ganga, dia lazainao fa ny Devoly indray no mitondra azy...

25. Strong3 ( 07/08/2015 11:32)
hahahah.... miaiky anao ya izay hihihi mdr
hainao mihitsy ny filazan'ny damaopra azy hihihi... sur

io moa izany dia samby amin'ny checking aby ny ougna ... arakarak'izay maniraka azy ao , tsy hidrako iny fa ny fantatro dia misy rafitra manokana izay

inona no idiran'ny croix-rouge amin'izay ara-panahy eh? ny mizara zavatra angaha ka itovizantsika

fa ny manintsy ny olona amin'ny lalana tsara tsy vonja foana akory fa mba eo koa ny toro-lalana malefaka sy feno hatsarampanahy ka tsy tahotra ny tsy hanaovany ratsy fa fahatsapa tena !
ary misy ezaka vaovao ao aminy , ny hanao ny tsara sy mendrika , na ho an'ny fireneny na hoan'ny Atra nampahalalana azy hihih..
26. gasy1zay ( 07/08/2015 14:12)

rhaj0:

Ny olona (siantista) ry Strong3 rehefa solide ny saina, tsara orina eo @ fahalalana sy fahalalahana, dia kalamina ny fiainana (andavanandro) a... mitaiza ny ankizy, mitsinjo ny carriere, , dia mirevy ny azoma hariva, mankafia fiainana ny alahady... (mivanitika eraky ny forum isan'andro) ...vive la vie ee... :-)

Ireo taizan'ny finoana no hendratrendratra sy be menomenona lava ao @ finoany ao.. ny fotoana hirevena, na koa hiarahana @ ankizy efa kely, koa mbola lasa indray ny alahady manipy tanana any an-danitra any.. dia avy eo kizitina fa tsy ampy ny fotoana @ metro-boulot-dodo... satria koa ilay magie-miracle-a-la-baiboly TSISY tonga na dia mivavaka be tahak'n'inona azany... angaha tsy ihomehezan'ny Ankizy ao fotsiny.. :-)

Mapme be ianao rhaj0 @ ty manindraindra siantista ity ka manaja ny lalampiarahamonina sy ny natiora fa tsy siantista ve ny namboatra baomba atomika? Namboatra ny gaz namonoana jiosy t@ hitler, ny polution sy ny GES ary ny fako radioactif ve tsy avy @ fivoarana siantifika daoly sa i Satana no nanao ireny na i Jesoa aminao?
27. rhaj0 ( 07/08/2015 14:51)
hi hi hi... jereo tsara ny firafitry ny fiaraha-monina sy ny famokarana ry Gasy1zay a... nareo anie ho'a conditionnE @ io Baibl io, dia mitady foana hoe, olona iray dia manao miracle-mazia, fa tsy mba mandinika mandalina eeee...

- ny siantista any @ U (70% amin-dreo TSY-mino) hafa ...
- ny Inzeniera mampihatra ny fahalalana navoitran'ny siantista hafa...
- ny indostrialy manapa-kevitra ny hampiasa ny vitan'ny inzeniera hafa...
- ny investisera manapriatika ny indostrialy hamokatra hafa...
- ny consaomatera maneho ny filany ary manosika ny investisera ankolaka hanao ny ataony hafa...

Ohatra izao nahita ilay filma "Food Inc." aho ho'a... Dia jereo tsara anie e...
- Hozy ny Siansa hoe, ny ammonia dia mamono bakteria..
- dia hozy ilay inzenera hoe, afaka amboarana douche mandef aammonia dia madio ny akoho..
- dia hozy ny indostrialy sy ny investisera hoe, tairo azany dia ameo dia accelerer-o..
- dia ianao consaomatera no mihinan'ny ammonia... f'angaha tsy loza ?...

Na koa, fantaro ny tantaran'i Einstein ee...
- nanavoitra ny fahalalana ny fusion ataomika izy Siantista...
- fa ny Inzenera no namboatra ny baomba..
- dia ny politisiana no nanapa-kevitra ny nampamboatra, sy koa ny ampiasa ilay baomba... ary ianao no nifidy ilay politisiana handray izay fanapaha-kevitra izay
- dia ny miaramila no nanapoaka ny baomba...
- dia ianao io izao tsy tratran'ny fanandevozana-nazi...

DIa aiza ho aiza @ ireo ny responsabilite-n'ny Siantista ???

28. gasy1zay ( 07/08/2015 16:05)

Ny siantista izany tsy responsable ny vokatry ny asany sy ny ampiasain'ny olona azy? Ka ilay mampiasa azy zany no tena ratsy? izay ve?

Raha zay no izy hiaiky koa zany ianao fa tsy responsabilitén'Andriamanitra ireo zay mampiasa ny baiboly sy ny fivavahana ho amin'ny tombotsoany manokana (mpanao politika, mpanjanaka, mpitondra fivavahana manao zay tiany, etc...)?
29. rhaj0 ( 07/08/2015 18:04)
Ahoana koa azany no ampitovianao ny Siantista sy ny Andriamanitra k'le ???

Ny Siantista anie mety ho diso ny arosony, ary dia mifanitsy miroso mivoatra hatrany raolona, fa ny Andriamanitra angaha moa tsy @ ilay hoe, tsy mety diso ?

Ny Siantista manazava sy manavoitra ny zava-misy fotsiny, angaha izy manana controle an'izany? fa ny Andriamanitra angaha moa tsy tena namorona an'izao sy izao, ary omnipotent, ary sitrapoNY daholo izay mitranga ?

Fa izay izany no "inoanao" ao e... "tsy responsabilitén'Andriamanitra ireo zay mampiasa ny baiboly sy ny fivavahana ho amin'ny tombotsoany manokana"...

hi hi hi... dadany mihintsy ity amour inconditionnelle-nao @ A.tra ity.. sahala @ ireny "tia adala" ireny, ka na feno t.. azany ilay tiany, dia manitra ihany :-)
30. rhaj0 ( 08/08/2015 12:58)
gasy1zay:
"tsy responsabilitén'Andriamanitra ireo zay mampiasa ny baiboly sy ny fivavahana ho amin'ny tombotsoany manokana"...

Dia tena mampone ity iray ity... "tsy responsabilitén'Andriamanitra" koa izany izay m(p)anota rehetra any.. Izany hoe koa hoe, raha lasa any afobe ianao, dia aza A.tra no amena tsiny..

hi hi hi "Rainao" IZY fa TSY responsabilité-ny izany... ("rahefa TSY mahay mampiasa ny baiboly sy fivavahana ianao")

Ary raha itarina totsotra @ fiainana ankehitrio io, dia raha marary/marefo/malemy/ory... ianao, dia aza mba A.tra koa no amena tsiny... fa TSY responsabilité-ny izany... ("rahefa TSY mahay mampiasa ny baiboly sy fivavahana ianao")

Ka izay azany ve ilay @ lojikanao ry Gasy1zay ?
31. Strong3 ( 11/08/2015 12:20)
miseho milalao jerin'olo rhaj0 ity eh hihihih

:-) :-) :-)

eto izao misy olona manaraka ity serasera ity , tsy mandray anjara izy fa mamaky fotsiny, fa mety ho kristiana izy (saingy irony zara raha miditra lalina ireno) ... fa raha lasa tsimisiAtra izy dia tsy responsabilité an'i rhaj0 fa an'izay kristiana tsy nahay namaly an'i rhaj0
32. gasy1zay ( 11/08/2015 13:47)

rhaj0:

gasy1zay:
"tsy responsabilitén'Andriamanitra ireo zay mampiasa ny baiboly sy ny fivavahana ho amin'ny tombotsoany manokana"...

Dia tena mampone ity iray ity... "tsy responsabilitén'Andriamanitra" koa izany izay m(p)anota rehetra any.. Izany hoe koa hoe, raha lasa any afobe ianao, dia aza A.tra no amena tsiny..

hi hi hi "Rainao" IZY fa TSY responsabilité-ny izany... ("rahefa TSY mahay mampiasa ny baiboly sy fivavahana ianao")

Ary raha itarina totsotra @ fiainana ankehitrio io, dia raha marary/marefo/malemy/ory... ianao, dia aza mba A.tra koa no amena tsiny... fa TSY responsabilité-ny izany... ("rahefa TSY mahay mampiasa ny baiboly sy fivavahana ianao")

Ka izay azany ve ilay @ lojikanao ry Gasy1zay ?

Ny afobe efa mazava be hoe asaina misafidy ianao ka inona no responsabilitén'Andriamanitra @ safidinao? Efa niteny izy hoe mila mino an'i Jesoa Kristy dia hoy ianao hoe tsy mino aho, ka Andriamanitra ve no tsy nampino anao sa ianao no nisafidy tsy hino? Toy izay koa ny fahotana, izy nilaza hoe aza manota dia ianao no misafidy hoe hanaiky ny teniny sa mbola hanota ihany.

Mikasika ny aretina indray dia tsotra be ihany koa, efa voalaza fa ety @ izao tontolo izao no misy fahoriana fa aza matahotra fa izaho hoy izy efa nandresy izao tontolo izao, mety marary ianao saingy izy mahay manasitrana e! Anjaranao ny mametraka ny aretinao eo aminy. Fa io ilay nambara tatsy hoe na tsy ho sitrana aza fa ho faty vao maika tombony rehefa tafaraka aminy fa tsy maty tao @ fahotana satria dia zay vao hiditra ny paradisa e!
33. rhaj0 ( 11/08/2015 15:06)
gasy1zay:
...inona no responsabilitén'Andriamanitra @ safidinao?
Ekena eee... manja ee... ny fiainanao, ny ataonao, na ny ho alehanao dia SAFIDINAO.. Ka TSISY "responsabilitén'Andriamanitra" izany ny fiainanao e... na dia Rainao azany IZY...

Dia tena hitako mitombona tsara kosany izany eee... misaotra Gasy1zay.

Dia amafisiko fotsiny koa, fa raha ny fahazoako azy, dia "rahefa TSY mahay mampiasa ny baiboly sy fivavahana ianao", dia tena anao koa ny anao, fa TSISY "responsabilitén'Andriamanitra" koa izany...

Hay mitovy hevitra tsara ihany izaho sy Gasy1zay k'nouh... :-)
34. gasy1zay ( 11/08/2015 17:09)

Ndao @ zay mba hiara hivavaka e! :)
35. rhaj0 ( 11/08/2015 17:38)
akipio azany ny masonao ee...

geez.. mbola misokatra matoa mbola mamaky an'ity.. :-)
36. Strong3 ( 12/08/2015 06:44)
nga moa tsy maintsy mikipy rehefa mivavaka ? :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1708