DISO ny (mpandika) Baiboly (3)

21. rhaj0 ( 18/08/2015 13:01)
wow... hay tsy monogame i Abrahama fa polygame? i Agara dia avy eo i Sara... ngo dia izany koa no ianaranao ao ry Strong3... dia hoe, tsy diso mihintsy ianao @ io, fa ara-baiboly dia "ianao no lohan'ny viavy" ao...

(ntsss... tsy te-hiresaka ny @ Lota intsony aho fa tena maharikoriko ny anao)
22. Strong3 ( 19/08/2015 11:30)
nga maharikoriko indray ny fiainan'ny hafa eh? mdr .... :-)

i strong de nateraka tao amin'i Kristy fa tsy tao amin'ny patriarka polygami ry ngahy ti ah ahhahaha

toa ilay natao voalohany tao amin'ny saha edena io Strong io , za iray dia vady iray no sahaza ahy pas plisss :-)

toa izany koa za iray dia Atra iray ihany no andriamanitro , pas plisss
23. rhaj0 ( 24/08/2015 14:16)
Ilay "maharikoriko" lazaiko eto aloha ry Strong3 dia i Lota eee... asa raha mahafinaritra na hoe soa fianatra aminao ny nataon'i Lota. Ianao Strong3, lehilahy (tahaka an'i Lota) no lohan'ny vehivavy an...

Dia i Strong3 koa izany no "Adama vaovao" an... na hoe, "Adama vaovao" daholo ny Kristiana (toa i Strong3) an....

Ekena azany ny @ ireo kouh...


Fa ny @ "patriarka polygame" kosany, dia aoka hazava r'ingahy Strong3 fa ireo dia isan'ny namen'i Kristy voninahitra aaa... Sa lazao mazava eto azany ry Strong3, amafiso amina toko aman'andininy, fa nahilika, na hoe no-renier-n'i Kristy ireo patriarka polygame toa an'i Abrahama ireny eee...
24. Strong3 ( 25/08/2015 06:06)

rhaj0:

Ilay "maharikoriko" lazaiko eto aloha ry Strong3 dia i Lota eee... asa raha mahafinaritra na hoe soa fianatra aminao ny nataon'i Lota. Ianao Strong3, lehilahy (tahaka an'i Lota) no lohan'ny vehivavy an...
fa aminao i Lota no nanota sa ny zanany vavy?

Dia i Strong3 koa izany no "Adama vaovao" an... na hoe, "Adama vaovao" daholo ny Kristiana (toa i Strong3) an....
hihihi efa mahay hoa ny tsimisiAtra :-) tsara fa tohizo , izay mihitsy toka-po, toka-pilana

Ekena azany ny @ ireo kouh...


Fa ny @ "patriarka polygame" kosany, dia aoka hazava r'ingahy Strong3 fa ireo dia isan'ny namen'i Kristy voninahitra aaa... Sa lazao mazava eto azany ry Strong3, amafiso amina toko aman'andininy, fa nahilika, na hoe no-renier-n'i Kristy ireo patriarka polygame toa an'i Abrahama ireny eee...
« Lozanareo! fa manao ny rarivatom-pasan'ny mpaminany ianareo, nefa ny razanareo ihany no namono azy. » (Lioka 11:47)
« Dia vavolombelona ianareo ka manaiky ny asan'ny razanareo; fa izy no namono azy, ary ianareo kosa manao ny rarivatom-pasany. » (Lioka 11:48)
« Koa izany no nanambaran'ny fahendren'Andriamanitra hoe: Haniraka mpaminany sy apostoly ho any aminy Aho, ka ny sasany hovonoiny, ary ny sasany henjehiny, » (Lioka 11:49)
« mba hadinina amin'ity taranaka ity ny ran'ny mpaminany rehetra izay nalatsaka hatramin'ny nanorenana izao tontolo izao, » (Lioka 11:50)
« dia hatramin'ny ran'i Abela ka hatramin'ny ran'i Zakaria, izay novonoina teo anelanelan'ny alitara sy ny tempoly. Eny, lazaiko aminareo marina tokoa fa hadinina amin'ity taranaka ity izany. » (Lioka 11:51)

« Hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Fony tsy mbola ary Abrahama, dia Izy Aho. » (Jaona 8:58)

« Ary nisy Fariseo nanatona Azy*, dia naka fanahy Azy hoe: Mahazo misaotra ny vadiny va ny lehilahy noho izay rehetra entiny iampangany azy na inona na inona?[*Na: (Ary nanatona Azy ny Fariseo)] » (Matio 19:3)
« Ary Izy namaly ka nanao hoe: Tsy mbola novakinareo va ny teny, fa Izay nahary azy tamin'ny voalohany dia nahary azy ho lahy sy vavy (Gen. 1. 27), ka dia nanao hoe: » (Matio 19:4)
« Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin'ny vadiny; ary dia ho nofo iray ihany izy roroa. (Gen. 2. 24)? » (Matio 19:5)
« ka dia tsy roa intsony izy, fa nofo iray ihany. Koa amin'izany, izay nampiraisin'Andriamanitra dia aoka tsy hampisarahin'olona. » (Matio 19:6)
« Hoy ireo taminy: Nahoana ary Mosesy no nandidy hanome taratasy fisaoram-bady sy hisaotra azy? (Deo. 24. 1). » (Matio 19:7)
« Ary hoy Jesosy taminy: Ny hamafin'ny fonareo no namelan'i Mosesy anareo hisao-bady; fa tamin'ny voalohany dia tsy mba toy izany. » (Matio 19:8)

« Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana ihany, ka mampakatra ny hafa, dia mijangajanga; ary izay mampakatra ny voasaotra dia mijangajanga koa. » (Matio 19:9)


25. rhaj0 ( 25/08/2015 10:50)
Sarotra be amiko ireo toko aman'andininy namenao ry Strong3... mila miakatra 3eme etage io, hozy Bor2lais izay...

fa dia amafiso fotsiny ny fehin-kevitra azany : marina sa tsy marina ??
"no-renier-n'i Kristy ireo patriarka polygame toa an'i Abrahama"
26. Strong3 ( 27/08/2015 10:51)
mazava hoazy , fa nanilika ny fomban'ireo i Kristy !

fa ny finoany sy ny fiekeny heloka dia nasainy lain-tahaka :-)
27. rhaj0 ( 27/08/2015 12:00)
Io izany no ianaran'ny polifikana sy ny tsimifaditrovana rehetra an...

"Aza ny ataoko no jerena (sy alain-tahaka) fa izay teneniko (sy izay inoako)"...


Dia ao nareo izany eee... mahasoava amin'azy ao...
28. Strong3 ( 31/08/2015 13:00)
aiza ah? hihihi...

enao ve na nanao ratsy aza dia tsy hotian'ny raiamandreninao?

ary ny zanakao ve raha tsy narianao fa nataonao izany hitaizana azy sy nahatafita azy, ka nahita anao nanary ny reniny taty aoriana dia hilaza fa tsy handevina anao izy ary tsy ho tia anao intsony.

tia anao voana ireo, fa ny fombanao no tsi tiany ..; azo ve

ohatra iny sao misy gagagaga toa gaga eo hoe inona izany hihihi :-)

sao hoe rehefa izay dia izay rhaj0 :p
29. rhaj0 ( 31/08/2015 13:26)
fampitaha tsy mitombona ny anao.. ahoana koa no ampitahainao olon-tsotra sy olombe ? sady @ izay olombe ao anaty Baiboly ? Ny fifandraisana misy eo @ olombe manana fahefana sipiritoaly (hono) sy ny mpino dia TSY mitovy @ fifandraisana eo @ samy olona.

Fa raha ampitovianao kilasy indray k'lou ireo, dia d'accord koa aho, fa dia azo kianina rahefa miteniteny foana, akarina Fitsarana rahefa midegany, dakaina akoriny koa azany ireny olombem-baiboly ireny fa manao abus de pouvoir ao fotsiny...
30. Strong3 ( 01/09/2015 09:10)
ngamba efa manomboka mba maharaka baiboly ihany ingahy, fa manohitra ny tenany toa ray miresaka amin'ny zanany Atra.

ka ho diso manao akory aza ity ohatra ataoko?

ary manaraka izany nga mino ny fahefana sipiritoaly injay hono izato izy eh hihihih :-)
tonga soa izany kou
31. rhaj0 ( 01/09/2015 09:59)
"mino" (fa kamo hanaporofo) ny fisian'izany fahefana "sipiritoaly"-n'ny olombe izany aho kah... f'efa hoe, "ao @ imagination-na(re)o" ao misy an'iizany, ka dia ahoanoa azany no handavako an'izany...
32. Strong3 ( 01/09/2015 10:33)
ny imaginationako izao dia atsofoko any aminao ary manomboka hataotra izay atahoarako ianao, ary hanaiky izay ekeko ara-sipiritoaly :-)
33. rhaj0 ( 01/09/2015 10:53)
ekena mba tsy ifandirana... dia ao @ imagination-nao ao aho, mikorapaka mipapapapa fa "matahotra", mihevoka anaty boky tonta tsy andro tsy alina, dia mitady ity hoe "mana", ka lasa manipy tanana any an-danitra ngo dia ampazahoaNY ihany... :-)
34. Strong3 ( 08/09/2015 08:12)
hay ny anareo marina izany rehefa marary be hofaty iny dia hoe : dokotera oh vonjeo
sa hoe oh re razako oh ,

35. rhaj0 ( 08/09/2015 10:45)
hozy hono ho'a i Mandela, izy efa "marary be hofaty iny" ...

http://www.theonion.com/articles/nelson-mandela-admits-thoughts-prayers-of-millions,32853/
“The capacity of gentle souls to unite their voices in a message of peace and strength is certainly the greatest gift of mankind—I’m not denying any of that. But when you’re a 94-year-old man with a horrible lung infection, you need trained medical professionals. That’s really most important. All that prayer stuff is, frankly, pretty useless.” Mandela said...


Raha adikako goragora (tsy ara-baki-teny ho'a fa goragora an...), dia hoe :
ity vavaka ataon'ny mpino dia mampandrevirevy eee.. fa rehefa marary ianao, dia tsisy ilavana azy izay vavaka any, fa ny tadiavinao dia fanafody avy @ dokotera...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1813