Mpanompo sampy ve ny Kristianina?

41. Strong3 ( 13/08/2015 12:42)
hahaha dia asa re izy ao fa mety ho silipy ngamba, fa mbola ampiana kalisaonina sao misy mitsikilo!

42. rhaj0 ( 13/08/2015 12:54)
iza koa no te-hitsikilo anao ao ry Strong3... ntsss.. izany ve tsy sahala @ "manokatra pot" eee ?

f'nareo samy kristiana marina tokoany no mifampitsikilo ao kay izany kouh... ka ilay interdit-kristiana mampanao ny tsy fanao io ka dia...
43. Strong3 ( 13/08/2015 13:05)
hahaah ... hendry anie izao tsimisiAtra izao eh! tsara :-)

manokatra pot ahoana kou? sa le vadinao ao rehefa hijery anao dia mahita pot?
44. endriny ( 15/08/2015 05:34)
Iza indray no manimbazimba ao ry Strong3? Ilay resaka hoe bandy ve? Mba mivavaha indray mandeha eny Amparibe Miaramila dia mba mijery hoa ahoana no fitoriana teny amin'ny samy jiolahy ry namana a
45. Strong3 ( 18/08/2015 10:22)
nga hono izato izy miaramila ?

eny hoa , de mijanona amin'ny fahakalana hevitra raha malagasy fa aza dia hidirana hatramin'ny perso fa dia mampalahelo.

ny miaramila ve heverina ho matotra amin'izay (ny fahazaran-dratsiny aza mbola mihazona azy hatrany...)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2842