Mpanompo sampy ve ny Kristianina?

1. tealala ( 06/08/2015 09:19)
Amiko, ie
novalian'i Strong3 ny 18/08/2015 10:22
2. Strong3 ( 06/08/2015 09:24)
ie satria?
3. tojonjanahary ( 06/08/2015 10:53)
@ko koa ie!
4. tojonjanahary ( 06/08/2015 10:58)
nen razambeantsika ian no tena izy na de lazaina fa io ara no tena sampy.
5. tealala ( 06/08/2015 10:58)

Strong3:

ie satria?

Satria tsy manaraka ny didy voalohany amin'ny didy folo
6. tealala ( 06/08/2015 11:00)

tojonjanahary:

nen razambeantsika ian no tena izy na de lazaina fa io ara no tena sampy.

Izany hoe, nenao zany ny Andriamanitra mety maty?
7. tojonjanahary ( 06/08/2015 11:03)
ts mety maty ka. Fa lazaina ny oul ftsn oe taloha zan fa ts @ zao tsun fefa jesosy njay ny @ zao ono.
8. tealala ( 06/08/2015 11:05)

tojonjanahary:

ts mety maty ka. Fa lazaina ny oul ftsn oe taloha zan fa ts @ zao tsun fefa jesosy njay ny @ zao ono.

Zanahary no fiantso azy zany.
9. tojonjanahary ( 06/08/2015 11:08)
yaya, fa @nw zan ts miexiste mits A/tra?
10. tojonjanahary ( 06/08/2015 11:08)
yaya, fa @nw zan ts miexiste mits A/tra?
11. tealala ( 06/08/2015 11:09)
Aaa, amiko izy misy fa tokana ihany tsy mizarazara 3 fotsny
12. tojonjanahary ( 06/08/2015 11:11)
Mba azavao kely oe
13. tealala ( 06/08/2015 11:17)
Tsy mbola nahita aho tao @ testamenta taloha niteny hoe nizara 3 Andriamanitra, ary tsy mis miteny ao hoe manan-janaka izy.
14. Strong3 ( 06/08/2015 11:40)
HIHIHI ... tsy ratsy :-)

iza moa no milaza aminao fa mizara telo Atra?

mazava ny didy voalohany amin'ny didy folo , tsy misy Andriamani-kafa afa tsy Izy irery ihany, na ao amin'ny Testameta vaovao aza

fa ny an'i tojonjanahary moa izany dia tsy hainy hoe iza na ohatrin'ny ahoana io zanahariny io nefa io no irahirainy ato :-)
15. tealala ( 06/08/2015 11:48)

:) ie, marina izay fa raha ny "trinité" no jerena dia misy "dialogue" amin zareo, tahaka ny hoe Lk 23: 34 : "Dia hoy Jesoa: Raiko, avelao ny helony, fa tsy fantany izay ataony" dia mbola misy ko t@ le batisa.
16. Strong3 ( 06/08/2015 12:18)
Matio 17:5 no tian'isé lazaina ? ... ie , haiko io

misy dialogy tokoa eo amin'Izireo... fa ny Jaona 1:1-4 dia mazava fa tsy zanaka toa olona miteraka dia manana zanaka Atra

ary raha mbola mijery ny Matio 1:20 isé dia mahita fa Jesosy= Jehovah no mpamonjy fa tsy zanaka izany no ambarany ao, hoe dia zanak'Atra no dikan'izany fa Izy Atra ihany.
io Jaona 1:1-4 io dia milaza mazava fa Jesosy = Tenin'Atra = Atra
donku , tsy vainga na persaonina iray i Jesosy fa Tenin'Atra ary haverina amin'Atra rehefa mahavita ny asany nanirahana Azy.
izany hoe message Jesosy fa tsy messager !

azonao ve Mr?!
ilay trinité an'ny katolika aloha tsy hidirako fa andrizareo izay ; misaotra
17. rhaj0 ( 06/08/2015 12:25)
tealala:
Tsy mbola nahita aho tao @ testamenta taloha niteny hoe nizara 3 Andriamanitra..

RAha manaraka ny tantara ianao, dia eny, tsy ao @ TT hoe "nizara 3 A.tra", fa ao @ zava-misy, dia ilay Atr'i Abrahama, dia .. nizara 3:
- Atry ny Kristiana
- Atry ny Moslimo
- Atry ny Jiosy

CQFD :-)
18. Strong3 ( 06/08/2015 12:41)
hihihih :-) mahay ny tsimisiAtra ; goody hihi
19. tealala ( 06/08/2015 12:48)

Strong3:

Matio 17:5 no tian'isé lazaina ? ... ie , haiko io

misy dialogy tokoa eo amin'Izireo... fa ny Jaona 1:1-4 dia mazava fa tsy zanaka toa olona miteraka dia manana zanaka Atra

ary raha mbola mijery ny Matio 1:20 isé dia mahita fa Jesosy= Jehovah no mpamonjy fa tsy zanaka izany no ambarany ao, hoe dia zanak'Atra no dikan'izany fa Izy Atra ihany.
io Jaona 1:1-4 io dia milaza mazava fa Jesosy = Tenin'Atra = Atra
donku , tsy vainga na persaonina iray i Jesosy fa Tenin'Atra ary haverina amin'Atra rehefa mahavita ny asany nanirahana Azy.
izany hoe message Jesosy fa tsy messager !

azonao ve Mr?!
ilay trinité an'ny katolika aloha tsy hidirako fa andrizareo izay ; misaotra

Mazava b mints rangah a, fa hono oa tsy mis fanazavana avy ao am Testamenta taloha anga?
20. tealala ( 06/08/2015 12:51)
Any ngamba mety mis teny oe, ary ny teny ho tonga nofo sa tsy misy ao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5076