Mpanompo sampy ve ny Kristianina?

21. Strong3 ( 06/08/2015 12:57)
fa inona moa no valeur-ny nofo ? raha eo amin'i Atra? mba azonao ve
22. tealala ( 06/08/2015 13:05)
Strong3:


ilay trinité an'ny katolika aloha tsy hidirako fa andrizareo izay ; misaotra

Le trinité ve ts rehefa Kristianina ianao dia manaraka eny foana io e? ny fahazaoko an io manko dia ilay hoe : Ray, Zanaka, Fanahy
23. hery ( 06/08/2015 13:28)
Testamenta Taloha? any amin'ny voalohandohany any mihitsy...

"Andeha ISIKA hanao olona mitovy endrika AMINTSIKA"
24. rhaj0 ( 06/08/2015 13:58)
Ka "ianao" ve k'lou mitovy endrika @ "iza" eeee ?

Tena "mino" ve ianao fa mitovy endrika amin'AZY ??? [size=4](presque kambana nareo?) :-)[/size]

25. rhaj0 ( 06/08/2015 15:10)




mitovy endrika @ i .........


eny azany mba tsy ifandirana eee... :-)
26. tealala ( 06/08/2015 17:49)

hery:

Testamenta Taloha? any amin'ny voalohandohany any mihitsy...

"Andeha ISIKA hanao olona mitovy endrika AMINTSIKA"

"Métaphore" io, Jehovah tsy manana endrika manokana, tsy voafetra zany e, tsy misy "limite"
27. Fiffi ( 06/08/2015 19:53)
tealala:


Amiko, ie



dé inn no olanao raha mpanompo sampy ny Kristianina ?


tojonjanahary:
@ko koa ie!



dé inn no olanao raha mpanompo sampy ny Kristianina ?

hitsara azy ireo ve enao sy tealala ?

hummm.......

28. rhaj0 ( 06/08/2015 21:04)
tealala:
"Métaphore" io, Jehovah tsy manana endrika manokana, tsy voafetra zany e, tsy misy "limite"


Metaphore: Figure de style qui consiste, par analogie, à donner à un mot un sens qu'on attribue généralement à un autre.


Ka inona azany ny "analogie" @ "mitovy endrika" ry Tealala?

Ngo dia hoe, "absurde" ilay resaka hoe "mitovy endrika", dia asosa ny hoe "metaphore", dia @ izay, samia manome "interpretation" mampametimety ny baolinany...


Fa raha "mitovy endrika" @ A.tra izany isika olombelona, dia mety tsara izany iretsy sarin'i Hery sy JC io ambony io eee... :-)
29. tojonjanahary ( 07/08/2015 05:33)
fiffi. za ts manenjik sad t mtsara zan ka. zay ara no tena be mpanenjika.
30. tealala ( 07/08/2015 06:28)

Fiffi:

tealala:


Amiko, ie



dé inn no olanao raha mpanompo sampy ny Kristianina ?


tojonjanahary:
@ko koa ie!



dé inn no olanao raha mpanompo sampy ny Kristianina ?

hitsara azy ireo ve enao sy tealala ?

hummm.......



Salama e, ny olana mipetraka dia amin'ny Kristianina dia rehefa tsy manaiky ny azy ianao dia very, anefa zareo efa be dia be samy milaza azy ho marina daholo.
31. tealala ( 07/08/2015 07:23)

hery:

Testamenta Taloha? any amin'ny voalohandohany any mihitsy...

"Andeha ISIKA hanao olona mitovy endrika AMINTSIKA"


Ny anjely no noresahany t@ io a.
32. Strong3 ( 07/08/2015 08:20)

tealala:

Strong3:


ilay trinité an'ny katolika aloha tsy hidirako fa andrizareo izay ; misaotra

Le trinité ve ts rehefa Kristianina ianao dia manaraka eny foana io e? ny fahazaoko an io manko dia ilay hoe : Ray, Zanaka, Fanahy


na io RAY ZANAKA FANAHY io aza mbola misy fitaka ihany ao eh...
ohatra fotsiny izao , raha niteraka Atra dia tamin'ny fomba ahoana, marina fa ATra Izy mamorona fa tsy hoe manao fomba n'olombelona vao hiteraka.
noho izany no ilazana fa tsy zanaka toa ireny zanaka maha olona ireny io Jesosy io
Averiko ihany hoe : TEny Izy, ary ny teny dia namoronana tranony ho toa olona hamonjena izao tontolo izao,
fa ny TEny dia hiverina amin'izay nivoahany , KA DIA HONINA AO AMIN'ATRA IHANY IZY (teny) fa tsy person hafa mivainga akory, dia toa izany ihany ny fanahin'Atra , ny Isaina 11 dia milaza mazava fa manana fanahy fito Atra .
ka tsy midika izany hoe Atra ilay fanahy , fa mandrafitra an'Atra na ny TEniny na ny Fanahiny
33. rhaj0 ( 07/08/2015 15:08)
Strong3:
na io RAY ZANAKA FANAHY io aza mbola misy fitaka ihany ao eh...

Ka dia ao ianao izany eee :-)

([size=8]idiran-doza mihintsy nareo ireto minomino foana @ izany rehetra izany.. dia mampiady karajia eo, hypothetiquement izao no "tena izy" na izao no "tena marina"... tairo ao ho'a kouh... izaho ve moa haninona fa tsisy mahakitika ahy izany)[/size]
34. Strong3 ( 11/08/2015 11:33)
ny tsimisiAtra nge efa fantatra hoe robotsimisy Fanahy ka tsy miraharaha ny aorian'ny fahafatesana fa rehefa simba ny mecanisma de tsy miasa intsony fa alefa any anaty brokatera sisa eh

hihihi :-) ... dia ho arafesina amin'izay ao enao
35. rhaj0 ( 11/08/2015 11:46)
raha ao @ imagination-nao hoe, rahefa maty ianao dia misosa entin'ny rahona (izay moa izy teo?).. dia ifikiro ao azany raha izay no tsy mampa-angoisse anao kouh...

Fa rehefa tsara imagination ihany, dia mba ataovy toa ny an'ny moslimo extremista eee... asivo virijiny mikopakopaka anao ao.. :-)
36. tealala ( 11/08/2015 12:32)
Fa ny fiangonana zandriny moa ny mahasamihafa azy amin'ny Katolika tsy hoe izy mivavaka rehefa asabotsy (sabata) dia tsy manao an le kisarisary ireny? dia izay aveo no ilazana fa tsy manompo Andriamanin'kafa izy avy eo?
37. Strong3 ( 11/08/2015 12:45)
mdr... imagination ahoana kou eh! fa iza no tsy manana imagination , nga moa tsy izany no miteraka vision sy projet eh???

ry tealala
38. endriny ( 13/08/2015 04:35)

tealala:

Amiko, ie


Voalazanao, olombelna mihintsy no natao sorona ho an-dry zareo, dia ilay bandy atao hoe Jesosy
39. Strong3 ( 13/08/2015 07:11)
na izany aza ra mba hajao ihany na tsy tianao aza ah

... ohatran'ny dia manazimbaziba lohatra, na dia ny mahamalagasy sy ny fiarahamonina fotsiny aza !

sa efa miverina misalaka ka tsy miraharana fiaramonina :-)
40. rhaj0 ( 13/08/2015 11:01)
ny razanTSIKA (nisalaka) indrindra no "miraharaha fiarahamonina" ry Strong3 aaa..

Nareo izay manao ilay akanjo rebareba ireny izany moa ry Strong3.. tsy misalaka an... :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4935