MANJAKA NY FAHOTANA

1. 1Marina7 ( 07/08/2015 23:35)
Milaza ho mpivavaka ny olona nefa indrisy manjaka foana ny fahotana. Samy milaza ho mpanota daholo na ny mpivavaka na ny tsy mpivavaka. Mitovy ihany izany ny miditra Eglizy sy ny tsy miditra. NDAO MBA FAKAFAKAINTSIKA RE
novalian'i 1Marina7 ny 05/09/2015 16:28
2. Fiffi ( 08/08/2015 05:16)

1Marina7:

Milaza ho mpivavaka ny olona nefa indrisy manjaka foana ny fahotana. Samy milaza ho mpanota daholo na ny mpivavaka na ny tsy mpivavaka. Mitovy ihany izany ny miditra Eglizy sy ny tsy miditra. NDAO MBA FAKAFAKAINTSIKA RE

....aza mitsara mba tsy ho tsaraina....

izay mahasoa anao atao.....
3. nannie ( 08/08/2015 09:08)
Ny tsy MILAZA izany no mety.
Fiffi:

4. 1Marina7 ( 08/08/2015 14:17)

Fiffi:

....aza mitsara mba tsy ho tsaraina....

izay mahasoa anao atao.....

Ka misy anie ny tenin'Andriamanitra hoe RAHA NY ZANAKA NO HAHAFAKA DIA HO AFAKA TOKOA araka ny JAONA 8:36. KA nahoana izany no tsy mahafaka fahotana Ilay Zanaka. Nefa ny olona tsy marina tsy mba handova ny Fanjakan'ny lanitra araka ny 1 Korintiana 6:9. MILA AFAKA NY FAHOTAN'NY OLONA IRAY IZAY VAO MIDITRA NY LANITRA IZY
5. 1Marina7 ( 08/08/2015 14:26)

nannie:

Ny tsy MILAZA izany no mety.

TOKONY HO TENA ADI-HEVITRY ISIKA ATO AMIN'Y SERASERA IO LOHAHEVITRA.
Zavatra vetaveta, fahalotoana, tsy mampandroso, ohatra izany no TSY FILAZA. Fa tsy ny filazana ny momba ny firongatry ny fahotana. MIVAVAKA NY OLONA, MANOTA NY OLONA, DIA HANANTENA NY HIDITRA NY LANITRA VE?
6. bor2lais ( 10/08/2015 10:30)

1Marina7:

Milaza ho mpivavaka ny olona nefa indrisy manjaka foana ny fahotana.

Ilay olona mivavaka ve no lazaina eto fa anjakan'ny fahotana ? Sa hoe be ny mpivavaka nefa toa mbola manjaka ihany eto Madagasikara ohatra ny fahotana !
1Marina7:

Samy milaza ho mpanota daholo na ny mpivavaka na ny tsy mpivavaka. Mitovy ihany izany ny miditra Eglizy sy ny tsy miditra. NDAO MBA FAKAFAKAINTSIKA RE

Ilay lazaina fa tsy mpivavaka na tsy miditra Eglizy ve mpino (Kristiana) sa tsia ? Izany hoe mahalala ny atao hoe ota !
Ny tianao tenenina ve hoe na mino na tsy mino toa mitovy ihany ? :-)
7. Strong3 ( 10/08/2015 12:54)

bor2lais:

:-)
8. rhaj0 ( 10/08/2015 13:54)
Efa hoe TSY mahakitika ny TSY-mpino (toa ahy) ho'a ny tra-la-la-nareo ... ny "mino" sy ny "tsy mino" TSY mitovy.
9. gasy1zay ( 10/08/2015 14:56)

1Marina7:

Fiffi:

....aza mitsara mba tsy ho tsaraina....

izay mahasoa anao atao.....

Ka misy anie ny tenin'Andriamanitra hoe RAHA NY ZANAKA NO HAHAFAKA DIA HO AFAKA TOKOA araka ny JAONA 8:36. KA nahoana izany no tsy mahafaka fahotana Ilay Zanaka. Nefa ny olona tsy marina tsy mba handova ny Fanjakan'ny lanitra araka ny 1 Korintiana 6:9. MILA AFAKA NY FAHOTAN'NY OLONA IRAY IZAY VAO MIDITRA NY LANITRA IZY

Mila fanapahakevitra manokana avy @ ilay olona ny hiala @ fahotany sy ny fatotra mahazo azy satria Andriamanitra dia namela safidy malalaka ho antsika, matoa mbola voafatotra ianao dia mety tsy mbola foinao ilay fahotana mamatotra anao na tsy mbola ampy ilay finoana hoe tena manafaka izy. Tadidio fa ny tsy finoana an'i Jesoa Kristy koa dia fahotana.
10. rhaj0 ( 10/08/2015 16:20)
gasy1zay:
Tadidio fa ny tsy finoana an'i Jesoa Kristy koa dia fahotana.

ok.. no problemo... "mpanota be" daholo izany izay TSY kristiana rehetra.. Raha izay no mahafinaritra ny sainao ao dia tsy maninona fa izay izany.. (fa TSY mahakitika anay ho'a)
11. gasy1zay ( 10/08/2015 17:03)

rhaj0:

gasy1zay:
Tadidio fa ny tsy finoana an'i Jesoa Kristy koa dia fahotana.

ok.. no problemo... "mpanota be" daholo izany izay TSY kristiana rehetra.. Raha izay no mahafinaritra ny sainao ao dia tsy maninona fa izay izany.. (fa TSY mahakitika anay ho'a)

Voalohany aloha tsy izaho no nilaza na namorina fa izay no voasoratra rhaj0 a!
Ary raha tonga Izy, dia hampiaiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana:ny fahotana, satria tsy mino Ahy izy;

Faharoa raha nahafinaritra ny saiko izany dia tsy niezaka akory aho ny handresy lahatra ana(re)o tsy mpino ny amin'Andriamatra fa iana(re)o no nisafidy ny tsy hino.

12. rhaj0 ( 10/08/2015 17:51)
gasy1zay:
Ary raha tonga Izy, dia hampiaiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana:ny fahotana, satria tsy mino Ahy izy;

Raha ny fandraisako an'io k'lou dia .. ny ekipany ao ihany no iharany io eee.... Ny "izao tontolo izao" amin'i JC dia izay takany tao @ vohitra keliny tao t@ izany fotoan'androny izany e...

Mino ve ianao fa takatr'i JC hoe, misy "olona mpanota" koa atsy Amazonie ??? Raha ny fahatakarako azy ho'a, tena TSY takany akory fa hoe boribory ny tany.
13. rhaj0 ( 10/08/2015 19:58)
io ve tsy sahala @ i Andrianampoinimerina ihany hoe, "ny ranomasina no valam-parihiko" ? fa ilery tsy kOpy akory ny misy any "am-pitan-dranomasina" any, hoe misy aborigene misalaka atsy Aostralia.. tsy fantany akoriny azany hoe, ny razambeny anie ka avy ao akaikin'i Aostralia io...

Dia torak'izay koa JC. Ny Papa nandimby an'i Paoly 400 taona taty aoriana azany henjana be mihintsy nibedy an'i Galileo rahefa hozy ilehio hoe boribory ny tany.. i Zamerika efa ho arivo taonany taoriana vao takatry ny leglizy katolika ny fisiany.. (nefa ny fandinihin-dreo ny Baibl tsisy hotr'izany, fa tsy takany eee)

Fa ianareo mpanao interpretation mavitrika, miaraka amina imagination be voho k'lou, dia tompon-daka mihiintsy raha hanita-dresaka eee.. Fa dia ao @ imagination-na(re)o ao ihany io ka dia mahasoava aminy ao azany ee...
14. Strong3 ( 11/08/2015 11:08)
tsy mahakitika fa monina ao anatinareo mihitsy ilay izy kou hihihi...
15. rhaj0 ( 11/08/2015 11:42)
esy e... eny ho'a.. raha mangovitra be ny patalohanao ao ry Strong3 dia imaginer-nao toa izay koa ny olona rehetra... ndao azany raha izay no mi-conforter anao ao kouh... maninona mouh?
16. 1marina7 ( 11/08/2015 12:28)

bor2lais:

Ilay olona mivavaka ve no lazaina eto fa anjakan'ny fahotana ? Sa hoe be ny mpivavaka nefa toa mbola manjaka ihany eto Madagasikara ohatra ny fahotana !
Ilay lazaina fa tsy mpivavaka na tsy miditra Eglizy ve mpino (Kristiana) sa tsia ? Izany hoe mahalala ny atao hoe ota !
Ny tianao tenenina ve hoe na mino na tsy mino toa mitovy ihany ? :-)

Amiko ny atao hoe MINO sy ny atao hoe MPIVAVAKA dia ny NANDRAY AN'ILAY ZANAK'ANDRIAMANITRA. Sarotra ny ilazana fa hoe Mpivavaka nefa tsy sahy milaza fa Nandray AZY. KA IZAY MITOETRA AO AMINY DIA TSY MANOTA araka ny JAONA Voalohany 3: 6.
IZAY REHETRA MANOTA DIA TSY NAHITA NA NAHALALA AZY (Ilay Zanak'Andriamanitra). KA AHOANA AMIN'IZAO NY MPIVAVAKA NO MBOLA MITENY IHANY FA MPANOTA?
17. Strong3 ( 11/08/2015 12:31)
i Strong3 hoa matoa natao ho Strong dia tsy hangovitra pataloha na hisy ho faty aza eo , ny kristiana dia tsy mataho-maty... FA TOMBONY HO AZY NY FAHAFATESANA

ny tsimisiAtra sy ny siantista no mangovitra ao ka dia karohina daholo ity fanafody rehetra ity mba ahaelavelona :p :-)
18. 1marina7 ( 11/08/2015 12:31)

rhaj0:

ny "mino" sy ny "tsy mino" TSY mitovy.

TSY MITOVY hoy Ianao rhajo nefa SAMY MPANOTA. Ka inona ary ity inoanao, ILAY ZANAKA izay sahy nilaza FA IZAY MITOETRA AO AMINY DIA TSY MANOTA sa hafa.
19. 1marina7 ( 11/08/2015 12:38)

rhaj0:

"mpanota be" daholo izany izay TSY kristiana rehetra.. (fa TSY mahakitika anay ho'a)

TSY MISY FAHOTANA KELY na FAHOTANA BE fa izay Mpanota DIA TSY MIDITRA NY FANJAKAN'ANDRIAMANITRA
20. rhaj0 ( 11/08/2015 12:47)
Atheist re aho ry 1marina7 aaa.. atheist toa ireto olona ato ireto, na koa sahala @ i Einstein, na koa i Mandela ohatra..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3418