kintana manandrambo

1. rhaj0 ( 09/08/2015 22:25)
R@ 13 aogositra maraina hono, @ 5 ora aty zamerika, dia hisy kintana manandrambo (etoiles filantes) an-jatony mandritra ny adiny iray, no hitselatselatra eny an-danitra eny (aty @ ilabola-tany avaratra)...
(jereo eto na eto na eto...)

Zahao ihany k'lou ngo dia efa ao anaty Baiboly ao io ... :-)
Satria mety hoe ohatra hoe, izay teraka @ io andro io no mila jerentsika rehetra akaiky eeee....
novalian'i Strong3 ny 18/08/2015 09:50
2. Fiffi ( 10/08/2015 06:34)

rhaj0:


Zahao ihany k'lou ngo dia efa ao anaty Baiboly ao io ... :-)
Satria mety hoe ohatra hoe, izay teraka @ io andro io no mila jerentsika rehetra akaiky eeee....




.....inn moa no hidiran'zay étoile filante am fivavahana sy finoana ?.....

....ka maninn raha jeren'rhajO ao anaty baiboly ao raha ao io dé am zay lazain'rahjO eto dé hiadiana hevitra ?

mdrrrrrrr nga voalohany zao fisian'étoile filante bdb zao no hisy innn hitranga zay olona teraka am io andro io ? ;....

oula....sao dé tokony jerentsika rehetra akaiky ko zay olona teraka isaky ny misy zavatra miseho zao ? mdrrrrr aza mapmé eo an......
3. rhaj0 ( 10/08/2015 11:04)
marina ny anao..

Fa ny resaka mantsy ny @ ilay kintana narahin'ny Magy t@ fotoan'androny, dia betsaka ny adi-hevitra hoe, kintana manan-drambo, sa comete, sa ...
Jereo eto
http://www.sciencepresse.qc.ca/archives/2000/man251200.html

Ka dia TSY kintana manan-drambo izany ilay tany Betilehema e... Ka mety mifanojo @ eritreritr'i Fiffi izany hoe, TSY mila rahirahiana betsaka ny @ ireo, fa ny kintana manan-drambo dia tsy famantarana :-)


Fa na izany koa azany, in-1 mandeha ny resaka teto dia hoe, famantarana ny faran'izao tontolo izao, dia hoe, hisy kintana hiraraka hono ? i Endriny foana no mampivanika @ io, fa i Jesosy mihintsy hono no nilaza an'izay.

Ka ngo dia kotiana ho "kintana miraraka" ireto kintana manan-drambo an-jatony, ary dia ...
... 3 andro sisa ???
4. Strong3 ( 10/08/2015 12:15)
miraraka fa tsy mitselatselatra ka...

ka enao izao no any zamerika any dia jereo ao aloha hihih :-)

ka na hiraraka aza io kitana io mbola tsy farany nge izany fa mbola fiandohany fotsiny eh
5. rhaj0 ( 10/08/2015 13:47)
Strong3:
ka na hiraraka aza io kitana io mbola tsy farany nge izany fa mbola fiandohany fotsiny eh

Raha "miraraka ny kintana" ry Strong3 dia potika tanteraka ny tany a... Izay no "farany" fa tsy "fiandohany"...

Ianao ve tsy nahita ny film Armageddon eee ? Io azany vao bolongany kely fotsiny fa tsy "kintana" akoriny.

Sady izany "kintana" ho tonga hatraty izany anie, tonga dia ny system solaire mihintsy no mipatitaka e... Sa moa ny anareo ny hoe "kintana" dia izay manjelajelatra "any ambony any", tsy anavahana na planeta io na comete io na ets... ary rehefa "miraraka" aty ity izy dia sahala @ voanjobory mirehitra? (izay ilay ninoan'i JC ny hoe kintana ooo ?)
6. booboo ( 10/08/2015 15:26)
Ary sao dia i Andromede aza zao lazaina fa " hiraraka " zao ?
Fa t@ Venus sy Jupiter lasa 1 t@ farany teo teny ambony teny, dia nanontany tena za hoe iza no teraka ? ????????
7. rhaj0 ( 10/08/2015 16:38)
Tena vao t@ 30 Jiona 2015 tokoany io ... Tena IZA marina tokoany no teraka io daty io ? i Ajayi Oluwaseun 2015-06-30 02:29:29 hozy Google... :-)



8. Strong3 ( 11/08/2015 10:52)
ka mifanesy izany eh, ny kitana miraraka , ny volana ho maizina ary ny masoandro ho faty..

fiandohan'ny loza izany fa fiafaran'ny tantara ry rhaj0 ah... io nareo tsy mamaky tsara io no mahavoa anareo :p :-)
9. rhaj0 ( 11/08/2015 11:40)
Dia vakio ihany ho'a ny fahalalan'ny taona 2015 eee... dia jereo ihany ilay echelle des temps... ohatra izao, hoe resaofema kilmatika, fa hiakatra ny ranomasina rahefa mitsonika ny iceberg.. fa TSY @ fotoana daty sy ora iainantsika anefa izany, fa mety efa maty daholo isika @ io (rava ny mekanika).. fa izany hoe, ambara-paha, mety efa mahita vaha-olana ny @ izany koa rateknolozia na efa niezaka fotsiny i raolona eee..

F'nareo moa hoa' minomino ity mazia-mirakla-ara-baiboly ity sy ny rava na teraka in-1 mipi-maso, na hoe ny Andro 1 sy 2 hono ny creasionisma sy ny destruksionisma, ka dia ... ny imagination adala anareo ao ihany no mampangovitra ny patalohanareo ao eee... tena aleo aho hihatakataka fa ngo dia hipitihan'ny ... rano(nareo) eo :-)
10. MITIA7 ( 11/08/2015 12:09)
Dia hihatakataka ho aiza hono rhajO? :) :o
11. rhaj0 ( 11/08/2015 12:22)
[size=8]rahefa mipelipelika matavy resaka be ry Strong3 sy ny karazany dia... maka very ligne kely fotsiny mivanitika kely eto @ sisiny eeee... :-[/size])
12. Strong3 ( 11/08/2015 12:26)
heheeh ... ny kristiana ve no hangovitra pataloha ; mdr :-)
vao maika aza ny kristiana faly fa hotonga ny fihaonana amin'i Atra izay ninoany ela be izay

ka enao ihany no mampianatra ny tenanao ao izany rhaj0 oh! ny teny destruksion za tery hoy enao , rehefa miraraka ny kitana dia rava manaraka azy ny zavatra rehetra.
eto indray enao tsy indray mipimaso ny famoronana sy ny faharavana hahahah... ny siantista sy ny tsimisiAtra hoa avadibadikin'ny fikarohany ao ka ny 1 mety ho lasa 0.9999

mihatakataha kely
13. 1marina7 ( 11/08/2015 12:58)

rhaj0:


hisy kintana hiraraka hono ?
Ka ngo dia kotiana ho "kintana miraraka" ireto kintana manan-drambo an-jatony, ary dia ...
... 3 andro sisa ???

Raha kintana toa ireny hitantsika ireny no hiraraka, dia tsy HAHITA AN'izany isika. Tsy hisy kintana hiraraka izany. NY KINTANA DIA LEHIBE LAVITRA NOHO NY TANY. Amiko ny Définition ny hoe MIRARAKA dia zavatra BE DIA BE any ambony tonga tonga tsikelikely ety ambany. Raha kintana io dia aiza indray ny hitontonan'ny faharoa, ny fahatelo.
NY HIRARAKA DIA IREO MPONINA AVY ANY AMIN'nY GALAXIE HAFA, IZANY HOE IREO EXTRATERRESTRE, ARA-BAIBOLY IO, misy toko sy andininy milaza an'izany. HO TONGA IREO, SADY EFA MISY TONGA SAHADY
14. rhaj0 ( 11/08/2015 15:12)
1marina7:
... IZANY HOE IREO EXTRATERRESTRE, ARA-BAIBOLY IO ... EFA MISY TONGA SAHADY..
hein???... efa misy extraterrestre tonga eo an-tany???
15. booboo ( 11/08/2015 18:02)
Ambondrombe ao misy porte des etoiles mifandray @ monde parallele ...hono :-D. (tokony nasiana episode kely tany t@ lay serie Stargate SG iny :-D :-D).
16. Strong3 ( 12/08/2015 07:56)
hihihi tonga eto indray ny fenômena ET marina , hahahah ...
sao mba ilay hitory hoe : atra = ET koa aza rehefa kelikely eo
mba omeo ara-baiboly hoe izany verset hitanao milaza fa ET NO HIDINA ETO IZANY RY MARINA7 :-)
17. gasy1zay ( 12/08/2015 13:57)
rhaj0 > mety ngoza be @ rhaj0 ilay fahalalan'olombelona @ 2015 fa aminay tena kely dia kely satria mahavaly ny fanontanianay fa toa mbola ilay baiboly aloha no mahavaly azy tanteraja hatreto.

ry zareo siantista t@ andron'i Galilé koa nge ka nitoky teny fatratra hoe adaladala le ranga ty milaza hoe boribory ny tany e! Toa anao mitoky teny fatratra io fa tsy ampy fandalinana izay tsy manaiky ny fanazavana aratsiantifika :D
18. rhaj0 ( 12/08/2015 14:21)
gasy1zay:
ilay baiboly aloha no mahavaly azy tanteraja hatreto

eny azany kouh.. efa ao daholo ny valin'izay fanontaniana mety hipetraka aminao gasy1zay, n'inon'inona an...

Na dia ampitahaina fotsiny azany ny hatevin'ny boki-na asitiraonaomia raha miolotra @ Baiboly, nefa dia ny Baiboly no mahafa-po anao Gasy1zay an... Dia nefa mbola miampy pisikolozia koa, na sosiolozia, na ny fanaovana paolitika, na ny biolozia sy ny fahasalamana... koa na ny interinety azany ve tsy efa ao koa izany, hoz'ianao, fa ny mpamaky no tsy mahita???


Io izany mifandray, na hoe tohin'ilay resaka hoe, "rahefa TSY mahay mampiasa ny baiboly sy fivavahana ianao"... dia TSY m/hahita valiny... ary "tsy responsabilitén'Andriamanitra" ny tsy-fahalalanao, fa efa ao daholo ny valin'izay fanontaniana mety hipetraka, n'inon'inona an...



Fa tsara ho anao izany ny mievoka ao anaty baiboly ao fa ahitanao (imagination) valiny @ izay fanontaniana rehetra eeee... tahaka ny fahafam-pon'ny olona taloha tsy nipataloha tao @ vohitra keliny dia salanitra @ Baiboliny tao...

Fa dia mahasoava amin'azy ao izany eee... mba misy hivanitihana miaraka @ Ankizy... :-)
19. endriny ( 13/08/2015 04:44)

rhaj0:


Ny Demony ihany no manan-drambo a
20. Strong3 ( 18/08/2015 09:50)
mahasoa tokoa ny box kely ! :-)

mino fotsiny dia milamina jerinakay ..!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1236