Fivavahana, finoana

endriny ( 17/06/2015 14:35)
Dia mino aho fa rahampitso be ny Malagasy hiova fo ka hanaiky ity firahan'ny samilahy sy ny samivavy ity... Reveko be ity Papa Foranisoa ity! Tena Soa araka ny anarany!... tohiny
novalian'i endriny ny 24/06/2015 12:06
rhaj0 ( 16/06/2015 16:02)
Taratasin'i Einstein tany @ taona 1945... I Einstein izany, araka ny voasorany io ambany io, dia nilaza fa Atheist ny tenany.. Fa, raha ny fahazoako ny resaka (ataon'ny mpandinika), dia somary mirona ... tohiny
novalian'i gasysud ny 19/06/2015 06:16
rhaj0 ( 16/06/2015 15:50)
http://www.cnn.com/2015/06/15/world/pope-climate-change/index.html Dia miandry ny fantsin'ny Papa ny @ ity "climate change" izany ny vahoaka tsy mandady harona ee... r@ herinandro hono.. Ngo dia efa ... tohiny
novalian'i endriny ny 17/06/2015 14:06
rekinbelo ( 10/06/2015 16:38)
Fa nahoana kay no tsy tazana tao @ testamenta vaovao mihitsy i Mikaela anjely izay tena natanjaka sy nanana ny heriny. T@ andron'ny Jesosy tsy teo izy, tao taratasy rehetra nosoratan'ireo apostoly tsy... tohiny
novalian'i endriny ny 18/06/2015 14:00
rhaj0 ( 05/06/2015 15:26)
Nijerijery wiki dia nahita an'ity lisitry ny fialan-tsiny nataon'ny Papa JPII http://en.wikipedia.org/wiki/List_of_apologies_made_by_Pope_John_Paul_II Ka dia io izany fa niala tsiny hono izany ny Pap... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/06/2015 14:20
endriny ( 04/06/2015 16:05)
Esy aho ho'e. Noresen'i Gldbalt lahatra ingahy Odon Razanakolona Arsen izay lohandohany tamin'ny fanonganam-panjakana 2009 ihany koa, mba hiala amin'ny fampihavanam-pirenena. Dia niala tokoa ny Katol... tohiny
novalian'i endriny ny 21/06/2015 07:03
rhaj0 ( 01/06/2015 17:35)
Tohizako eto indray ny [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54886c2e7f0c3#m548afa21941c5]tatsy[/url] sy ny [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5469de30a50f9]teto[/url] izay efa nore... tohiny
novalian'i endriny ny 24/06/2015 12:54
endriny ( 01/06/2015 04:51)
Fa inona ilay hoe fomban'izao tontlo izao? Tena tsy mazava mihintsy... Ao ampiangonana anefa nisy fampakaram-bady... Nga moa ny fanambadiana tsy fomban'izao tontolo izao? Na any amin'ny rany tsy kris... tohiny
novalian'i endriny ny 09/06/2015 16:46
endriny ( 27/05/2015 14:16)
Matio 6:9-13 9 Rainay izay any an-danitra, Hamasinina anie ny anaranao 10 Ho tonga anie ny Fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao Ety an-tany tahaka ny any an-danitra 11 Omeo anay anio ny hanin... tohiny
novalian'i endriny ny 17/06/2015 14:13
rhaj0 ( 26/05/2015 18:00)
notaterin'i [url=http://]La gazette[/url] [i]Hier sur Radio Don Bosco, Mgr Odon Razanakolona a mis les points sur les « i » et a vilipendé la « théorie du genre ». Selon ce prélat en effet, ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/05/2015 11:33
endriny ( 25/05/2015 05:21)
Mahalasa sainy ihany teny avoakan'ny olona sasany momba an'io. Hoy ry zareo: "ny mpanota, ny mpanao ratsy tsy voavela dia alefa any amin'ny lavaka mangitsokitsoka, tanin'ny haizina, afobe, tanin'ny fi... tohiny
novalian'i endriny ny 17/06/2015 14:15
endriny ( 22/05/2015 08:23)
Dia mahatalanjona, fa taiza ireto eveka katolika ireto tamin'ny fanonganam-panjakana nisy? Ny sasany aza nanohana fanonganana mihintsy.. Iza no tsy mahalala fa ny Katolika dia iray amin'ireo mpanondr... tohiny
novalian'i endriny ny 17/06/2015 14:18
gasysud ( 21/05/2015 07:14)
mba mitady ny toko sy andininy mikasika ny fiakaran'i Jesoa Kristy velona any an-danitra taorinan'ny nonombohana azy tamin'ny hazo fijaliana, azafady indrinra... tohiny
novalian'i endriny ny 04/06/2015 04:52
bor2lais ( 18/05/2015 08:34)
Ity indray no malaza : [url=http://www.lepoint.fr/societe/l-eglise-protestante-de-france-dit-oui-au-mariage-gay-17-05-2015-1928961_23.php]Mariazy gay[/url]... tohiny
novalian'i endriny ny 26/05/2015 14:24
soarima ( 16/05/2015 16:16)
mba mila ny solfan ilay hira hoe ary ny vahoaka izay nialoha azy dia niantso nanao hoe hosana ho an ny zanak i davida... tohiny
novalian'i nilex ny 03/06/2015 12:13
rhaj0 ( 15/05/2015 13:26)
Mba tiako ho heno azany ny hita sy renao tao am-piangonana tao t@ iny faran'ny herinandro iny.. - Na paozitifa (mahafinaritra, mahasoa, mahaliana, mampihomehy, maha-ontsa, ets...) - Na negatifa (maha... tohiny
novalian'i endriny ny 22/05/2015 08:34
bor2lais ( 15/05/2015 12:12)
Mihetsika indray ny adalan'ny sekta raha [url=https://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=846971]ity rohy ity[/url] no jerena !... tohiny
novalian'i Strong3 ny 22/05/2015 08:14
endriny ( 15/05/2015 08:16)
Dia onena ny foko, betsaka izahay ngilo kely no mitompoteny fatratra fa ny razambenay dia i Adama sy Eva... Dia mba nijery ny sarin'i Adama sy Eva tamin'ireto sary amidy aho na ireto aranty amin'ny ba... tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2015 15:12
Strong3 ( 12/05/2015 10:10)
http://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=1&cad=rja&uact=8&ved=0CB4QFjAA&url=http%3A%2F%2Fwww.wikistrike.com%2Farticle-bombe-au-vatican-une-bible-de-1500-ans-confirme-que-jesus-chri... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/05/2015 12:58
rhaj0 ( 11/05/2015 16:21)
T@ ireny Ze souhihi Sariliha ireny dia samy niteny hoe Ze souhihi Sariliha.. Fa ity misy lahatsoratra manazava ny antony tsy itiavan'ny ny Moslimony fanaovana sary ny profeta.. http://www.cnn.com/20... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.5883