Frantsay sy ny Katolika

21. gasy1zay ( 11/06/2015 17:44)

rhaj0:

Ndao raisina ny an'ny Amerindiana mba hampazava azy. Rehefa Gasy mantsy no resahina dia giravibe ilay TSISY objectivitE-nareo rahefa miresaka aminareo Kristiana.

1- ny Amerindiana dia mino fa ny Grand Manitou no tompon'ny zava-drehetra, fa mpindrana daholo ihany ny sisa rehetra. Ka ny tany ohatra, sy izay zava-maniry ary biby, dia an'i Grand Manitou, fa TSISY tompony. Izany no mahatonga azy fatra-panaja @ izay alehany rehetra, ohatra hoe, raha mandeha any an'ala izy, dia miezaka ny TSY hamela trace. Dia ny anaty sainy lalina koa, dia izay ilainy @ ivelomany ihany no ampiasainy.

2- ny Kristiana kosa, dia nirahina "hanjaka @ zava-maniry sy ny biby" izy teo. Dia tsisy gaga mihintsy ny mpandinika raha "manjakazaka" tokoany Rakrisy. Fanampin'io dia ilay concept-na "possession". Nony tonga taty zamerika ny Kristiana, dia nofefeny ny tany famboleny. Gana teo ry Amerindiana fa lasa "NISY" tompony ilay tanin'i Grand Manitou.

Ka izay ny an'ny Amerindiana (raha ampifanoherana @ Kristiana).

Ny an'ny Malagasy kosany, ahoana ny fifanoheran'ny ati-tsaina lalina raha miolotra @ Kristiana (fotsy) koa ?? Mino aho fa misy soatoavina any @ ati-tsaina lalin'ny Ntaolo any, izay MIFANIPAKA @ ati-tsaina lalin'ny Kristiana.

Fanefa moa i Rakrisy dia "Kristiana aloha izay vao Gasy". (Dia izao Rakrisy nefa minenanena hoe, "very hasina ny maha-malagasy"... ntssss... ngaha tsy ny ataony sy ny finoany ao ihany).

Ka dia mba hazavao fanin-2 indray hoe ry Endriny raha ny momba ny @ Malagasy...

Izao valiteninao izao mintsy ry rhaj0 no tena 100% mitovy ireo mpanao politika gasy, rehefa tsy mety aminy dia haratsiana sy lazaina fa fototry ny ratsy rehetra, fa ny azy tsy hitany mintsy izay tsy mety aminy! sa tsy izany?

Manontany tena mintsy aho mba mamaky ny soratan'ny sasany ve i rhaj0 sa mba faly mamaly fotsiny sy te hanana ny teny farany?

Rehefa manao ny ataony ny malagasy ankehitriny dia inona no lazain'ny olona? Tena olona tsy matahotra an'Andriamanitra, ireo mpanao kolikoly, mpangalatra, mpanendaka, mpangalabadin'olona, mpamono olona, mpisoloky, sns sns..... Fa maninona izy no manao izany ry rhaj0, satria izy tsy mivaky loha izany Andriamanitra hitsara izany fa misy olona manesika ao an-tsainy hoe : tsy misy Andriamanitra, boky artifisialy ny baiboly, imagination ao izany Andriamanitra izany e, resabe izany helo sy paradisa izany e, ao nareo sy ny tranonareo e! Dia izao no mitranga e, samy manao izay danin'ny kibony ary tsy misy tahotra an'Andriamanitra intsony.

Ka raha manao ny ataony ny olona ary tsy manaja ny soatoavina malagasy (tsy manaja fihavanana, tsy matahotra an'Andriamanitra, mangalatra, mamono olona, sns sns...)dia iza no responsable : ireo kristianina mananatra hoe aza manao ratsy sao dia ho lasa any @ helo sa ireo mikiry milaza hoe tsy misy Andriamanitra ary dia lasa tsy matahotra an'Andriamanitra intsony ny olona. Anjaranao ny mieritreritra ary mba manana OBJECTIVITÉ.

22. rhaj0 ( 11/06/2015 19:57)
Maka recul kely eee... Izay no itantarako ny @ Amerindiana eto.

T@ alahady indray aho dia nahita t@ TV indray ny @ ilay reserves autochtone iray izay indray... dia f'angaha tsy mahavaky fou e...
- ao ireo autochtones mbola manaja sy manaraka ny Grand Manitou
- ao ireo autochtones niova finoana, dia mivavaka @ Jesou

Dia hozy ilay manaraka an'i Jesou (Pentekotista ilay rangahy): samy autochtones zahay, fa kosa, TSY afaka ny miara-miaina @ iretsy zahay. (ka soketany ho sorcellerie ny ataon'ireo manaraka ny Grand Manitou).

Dia hozy ilay manaraka ny Grand Manitou: samy mino ny createur ihany zahay, fa dia ahoana azany izahay no tsy afaka ny miara-miaina. Fa mamela azy ireo aho, ary misokatra foana ny ceremonie pow-pow raha te-hiaraka aminay zareo.

Ny tantara fanampiny ambadika @ io reserve manokana io, dia, maro an'isa iretsy pentekotista ao @ ilay reserve, ary dia giazan-dreo ny vola famena ny amerindiana; misy ny "food bank" (sakafo amena ireo mahantra), fa TSY ampazahoan-dry pentekotista mihintsy raha vao tsy mivavaka miaraka aminy. Dia efa pehan'ilay mpanao entrevue i rapasy pentekotista (izay "kristiana aloha izay vao autochtone"), hoe, soatoavina kristiana ve izany ataonao izany, fa tena dohifin'lery fotsiny hoe, tsisy parfait eto, fa ny ligne soritany dia hoe, mivavaha @ Jesou aloha.

ka ianao Gasy1zay izany hilaza indray koa hoe "tena tsy matahotra an'A.tra" ilay rapasy-pentekotista eee.... zahay kosa mahita ny andaniny (mpanaraka an'i Grand Manitou) sy ny ankilany (mpanaraka an'i Jesou), dia miteny hoe, Kristiana i rapasy-pentekotista eee...

Dia tohizo parallele toa izay koa ny any Dago eee...
23. gasy1zay ( 12/06/2015 13:48)

Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin’ ny fanjakan’ ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon’ ny Raiko Izay any an-danitra

Raha ny sitrapon'Andriamanitra dia tokony hihavana @ olona rehetra eny fa na dia ny fahavalonao aza.

Raha azo atao, dia ataovy izay hihavananareo amin’ ny olona rehetra.

Fa raha noana ny fahavalonao, omeo hanina izy; raha mangetaheta izy, omeo hosotroiny; fa raha manao izany hianao, dia hanambatra vainafo ho eo an-dohany .

Lozan’ izay fatra-pila harena amin’ ny tsy marina ho an’ ny taranany, Hanaovany ny akaniny any amin’ ny avo, Mba tsy ho tratry ny tanan’ ny loza

Ka raha tsy manaraka ny sitrapon'Andriamanitra izy ry rhaj0 dia matahotra an'Andriamanitra ve izy sa tsia?

Efa hodianao fanina moa ilay resaka soatoavina malagasy fa averiko anontaniana ihany :

1) Ny finoana Ntaolo malagasy = mino an'Andriamanitra (zanahary) sy ny razana
2) Ny soatoavina malagasy = mandala fihavanana, tsy manao ratsy, tsy mangalatra, manao ny marina sns sns ....

Ka raha milaza isika hoe simba ilay fiarahamonina gasy ka tsy misy hajany intsony ireo soatoavina ireo dia iza ny fahitanao azy rhaj0 no tena nahatonga izany :

a) ny kristianina tsy manaiky ny fitahian'ny razana fa mitarika ny olona hatahotra sy hanantona an'Andriamanitra sa

b) ireo olona manizingizina fa tsy misy Andriamanitra ka mitarika ny olona tsy hatahotra an'Andriamanitra intsony ?

Ka io rehefa tsy matahotra an'Andriamanitra ny olona dia izao ny vokany e! Fanjakan'ny baroa

24. rhaj0 ( 12/06/2015 15:34)
Tsotra e: nisy equilibre sy filaminany ny fiaraha-monina Ntaolo (arak'izay equilibre sy filaminany tao). Tahaka izay misy t@ Amerindiana sy ny Grand Manitou-ny koa.

Dia rahefa tonga ny Kristianisma, dia "very izay equilibre sy filaminana" izay eee... Azo kaontina hoe "very ilay hasiny" eee...

F'ianao Kristiana moa tonga dia "mino" fa ny nentin'ny Kristiana (fotsy hoditra) taminao dia "upgrade".

Fa izaho dia milaza hoe "samy hafa".

Ary ilay "fahasimbana" lazainao dia nentin'io "upgrade"-nao io.

Na izao indray azany e: raha hypothetiquement hoe, TSY niditra teto ny Kristianisma, dia (mety) mbola nilamina ny tany.
25. rhaj0 ( 12/06/2015 15:42)
gasy1zay:
Rehefa manao ny ataony ny malagasy ankehitriny dia inona no lazain'ny olona? Tena olona tsy matahotra an'Andriamanitra, ireo mpanao kolikoly, mpangalatra, mpanendaka, mpangalabadin'olona, mpamono olona, mpisoloky, sns sns.....

Ahitsiko kely
1- "inona no lazain'ny olona" dia ahitsiko hoe, "inona no lazain'ny kristiana sasany"

2- hono ho'a, ireo Atheista (sy Siantista) sy ny Bodista izany dia kaontinao ho "olona tsy matahotra an'A.tra" koa ? Dia mpanao an'io izany ry Einstein sy Dalai-Lama na koa i Mandela ???

Ny fahitako azy, dia ny olona voazanaky ny Kristiana, no intrinsequement, io mpanao ny Itsimanaoafatsynysaimpantany io.. Afangarony @ "finoany" ny saim-pantany ao, ary dia Ibaotsimivily ao izy, tsisy azo iresahana iadian-kevitra ampieritreretana hoe, ahoana ry 'ledada fa miaina anaty fiaraha-monina ianao, fa tsy ao anaty imagination sy box-kelinao ao fotsiny.

Ianao moa ho'a tia politika. Fa jereo tsara ry OMAR (arseveka) sy TGV, na koa i Norbert (diakona) na koa i Organes (mpiandry), na koa i Ny Hasina na ny dadany koa azany : ny loha-na Kristiana tao aminy no nampihariny (raha ny fahitako azy).

Izay ilay olana.
26. gasy1zay ( 12/06/2015 16:12)

Tsy azoko aloha hoe inona no tena insisten'i rhaj0 @ ilay resaka amerindiana, fa dia tsy dia hitako loatra ny ifandraisany @ ramalagasy.

Fa dia izao ny fanontaniko ry rhaj0, na hoan'ny gasy na ny amerindiana tsy foinao, inona @ mahakristiana na fampianarana kristiana na ny voalazan'ny baiboly no mety hanimba ny fiarahamonina?

Omeko soupapa kely ianao rhaj0 :
- Milaza ve ny baiboly t@ pentekotista menahoditra hoe aza omena ry zalahy mivavaka @ manitou fa hano daoly ny vola?
- Milaza @ ramalagasy ve ny baiboly hoe manaova kolikoly, mametraha kely, mandaingà, sns sns

Haveriko fa miaiky aho hoe maro ny milaza ho kristianina nefa manao ireo fa tsy io mintsy no fampianaran'i Jesoa Kristy sy ny Baiboly.

27. gasy1zay ( 12/06/2015 17:10)

rhaj0:

gasy1zay:
Rehefa manao ny ataony ny malagasy ankehitriny dia inona no lazain'ny olona? Tena olona tsy matahotra an'Andriamanitra, ireo mpanao kolikoly, mpangalatra, mpanendaka, mpangalabadin'olona, mpamono olona, mpisoloky, sns sns.....

Ahitsiko kely
1- "inona no lazain'ny olona" dia ahitsiko hoe, "inona no lazain'ny kristiana sasany"

2- hono ho'a, ireo Atheista (sy Siantista) sy ny Bodista izany dia kaontinao ho "olona tsy matahotra an'A.tra" koa ? Dia mpanao an'io izany ry Einstein sy Dalai-Lama na koa i Mandela ???

Ny fahitako azy, dia ny olona voazanaky ny Kristiana, no intrinsequement, io mpanao ny Itsimanaoafatsynysaimpantany io.. Afangarony @ "finoany" ny saim-pantany ao, ary dia Ibaotsimivily ao izy, tsisy azo iresahana iadian-kevitra ampieritreretana hoe, ahoana ry 'ledada fa miaina anaty fiaraha-monina ianao, fa tsy ao anaty imagination sy box-kelinao ao fotsiny.

Ianao moa ho'a tia politika. Fa jereo tsara ry OMAR (arseveka) sy TGV, na koa i Norbert (diakona) na koa i Organes (mpiandry), na koa i Ny Hasina na ny dadany koa azany : ny loha-na Kristiana tao aminy no nampihariny (raha ny fahitako azy).

Izay ilay olana.

1) Efa naveriko hoe ny Ntaolo nino an'Andriamanitra fa ianareo athéiste taty aoriana no tsy mino intsony ka dia voalazan'ny Ntaolo io hoe matahotra an'Andriamanitra io fa tsy ny Kristianina ihany e! Sa ny Kristianina Ntaolo ihany no tsy nangalatra? T@ rhaj0 nianatra malagasy ve nisy hoe hoy ny Ntaolo kristianina hoe aza ny lohasa mangina no jerena fa Andriamanitra an-tampon'ny loha?
Ka mety amoronana Ntaolo hafa izany nareo Athé hoe Ntaolo Athé rehefa tsy mety aminareo ny Ntaolo hoan'ny be sy ny maro.

2) Ianao ve rhaj0 mba nanao ireny test logique sy psycho technique ireny? Ohatrany mapme manko ilay fanontanianao faha2 io, formuleko ho test psycho ilay izy dia ho hitanao eo:

Vrai ou faux : Raha marina ireto affirmation ireto a+ b dia marina ve ny c fahatelo :

a) Izay rehetra mamono olona, mijangajanga, mangalatra dia tsy matahotra an'Andriamanitra
b) Ny Athéist, boudista, siantista, Einstein , Mandela dia tsy mino an'Andriamanitra (tsy mino ve midika hoe tsy matahotra eto???)
c) Ny athéist, boudista siantista, Einstein Mandela ...dia mamono olona, mijangajanga, mangalatra???

aleo asiko ohatra hafa sao dia sarotra be hoan'i rhaj0 ny valiny :

a) Izay rehetra marary dia tsy mianatra
b) i Bema dia tsy nianatra
Midika ve izany fa marary i Bema?

rhaj0 siantista ve dia tsy hahavaly test lojika ohatran'zao :)
28. rhaj0 ( 12/06/2015 18:04)
ok ok.. rahefa kOpy ianao Gasy1zay hoe, ny Atheista dia TSY mino ny inoanareo (Kristiana), ary TSY mino ny kibay (afobe) sy karoty (paradisa) ampanantenainareo ny olona, TSY mino (sady TSY mila no TSY mitady) ilay bitsika avy @ ilay "inoanareo" hoe, Anjely na Jesoa na A.tra izany...

Ary na TSY mino an'ireo azany ny Atheista, dia (afaka ny) TSY manao ireo lazainareo fa "ota" ireo. Tsy mila kibay sy karoty sy folklore ny Atheista, fa "mieritreritra sy misaina" tsotra fotsiny satria miaina anaty sosaity.
29. rhaj0 ( 14/06/2015 02:36)
gasy1zay:
inona @ mahakristiana na fampianarana kristiana na ny voalazan'ny baiboly no mety hanimba ny fiarahamonina?
rhaj0:
Ny fahitako azy, dia ny olona voazanaky ny Kristiana, no intrinsequement, io mpanao ny Itsimanaoafatsynysaimpantany io.. Afangarony @ "finoany" ny saim-pantany ao, ary dia Ibaotsimivily ao izy, tsisy azo iresahana iadian-kevitra ampieritreretana

ianao Gasy1zay moa tia politika io, fa asa raha mba hitanao ilay t@ wikileak. Dia niresaka t@ Niels, ambassa amerikana izany hono i Ny Haisna e... Dia hoe, tena nobitsihan'A.tra hono izy, ary dia nilaza taminy hono A.tra, fa i TGV no hanavotra ny gasy.. DIVINE INSPIRATION

TEna ilay "maha-kristiana" an'i Ny Hasina mihiintsy io hita taratra eo io...

http://cablesearch.org/cable/view.php?id=10ANTANANARIVO77
in a January 2009 discussion with Emboff [US Embassy officials], he [Ny Hasina Andriamanjato] cited "divine inspiration" in his decision to join Rajoelina...
30. rhaj0 ( 15/06/2015 13:20)
gasy1zay:
ireo mpanao kolikoly, mpangalatra, mpanendaka, mpangalabadin'olona, mpamono olona, mpisoloky, sns sns..... Fa maninona izy no manao izany ry rhaj0, satria izy tsy mivaky loha izany Andriamanitra hitsara izany

Ny (Ntaolo) Malagasy dia "nino" ny TSINY sy ny TODY. Ny tsy anaovan-dratsy, dia satria, (miaina ao anaty sosaity), dia ny ataonao dia mety miverina aminao.

Ny Kristiana kosa.. hono ho'a ry Gasy1zay, "mino ny TSINY sy ny TODY" ve ny Kristiana ? misy an'izany ve ao anaty Baiboly ??? Rahefa nopotehin'ny Kristianisma tao @ fisainana malagasy, sy tao @ maha-gasy, io finoana ny Tsiny sy ny Tody io, dia ... aza ganga raha potika koa ny fiaraha-monina, ary "very hasina ny maha-malagasy".

Raha ny fahazoako azy, ny an'ny Kristiana, dia TSISY an'izany Tsiny sy Tody izany, fa raha manao ratsy ianao, dia @ andro farany, dia ho "tsarain'i Piera na Petera na Jesoa na ...". Ary raha hanaovana ratsy ianao, dia .. tolory koa ny takolakabe havanana izy teo ?...

Dia eo ny olana!..

i Rakrisy rehefa avy manao ratsy, dia lasa migonongonona sy manipy tanana sy miankohoka hono, ary dia avy eo izy, dia MINO marimarina Itsimahalalaafatsynysaimpantany fa "voavela heloka" hono izy, ao @ imagination-ny irery ao. Ary dia manohy ny cha-cha-cha-ny (fa tsy mba afindrafindrao) i Kristiana (fotsy).
31. rhaj0 ( 16/06/2015 11:00)
gasy1zay:
na hoan'ny gasy na ny amerindiana tsy foinao..

Io kosa k'lou ry Gasy1zay dia tena asakasakao. Ianao ho'a izany ve rehefa mijery western, dia mi-s'identifier @ ilay (kristiana) Fotsy (manjakazaka) sa mi-s'identifier @ ilay peaux-rouges ?? mi-s'identifier @ ilay andevo (mainty toa anao) sa @ ilay (kristiana) mpanan-karena ?

Dia ao ianao izany sy ny complexe-nao ao kouh... Ny (an'ny) razanao (sy ny maha-gasy anao) arianao, fa izao an'olona (fotsy) izay nanosy ny razanao izao foana no andrianinao..

Dia ho hoz'ianao foana izany hoe, tsisy race izany @ A.tra ? hanontanio ny zanak'i Ejipta sy izay vahoaka natsangan'i A.trao ho fahavalony ao.

Fa rehefa miresaka ho'a ny Amerindiana, dia mijery ny tantara izy, dia hoe zenerasiO ananki-folo izany no niharan'ilay famotehana ny maha-indiana (nataon'ny Kristiana fotsy). Ny antsika kosa zenerasiO anankifiry ? Raha manisa aho dia eo @ ananki-dimy eo ny zenerasiO nopotehin'ny Kristianisma.

Fa dia "mino" manantena aho fa @ izao andron'ny interinety izao, dia ho kinga be ny Ankizy ankehitrio misokatra @ fahalalana sy fahalalahana ... Ary dia ao ho'a nareo Kristiana izany eeee...

32. endriny ( 21/06/2015 07:03)

gasy1zay:

a) Izay rehetra mamono olona, mijangajanga, mangalatra dia tsy matahotra an'Andriamanitra
b) Ny Athéist, boudista, siantista, Einstein , Mandela dia tsy mino an'Andriamanitra
c) Ny athéist, boudista siantista, Einstein Mandela ...dia mamono olona, mijangajanga, mangalatra???

A) mba mahavariana ahy ity ianao... Vereno vakio ny baibolinao ... Iza no tena mpamono olona ao? Iza no tena mpaka vadin'olona ao?

C) iza no namono ny silamo ankehitriny, iza no namono ireo vavy antitra soketaina ho mpamosavy ao Afrika, iza no namono ny protestanta teto Madagasikara? Einstein sy athe ve?
Tsy izay rehetra mahay mamaky teny no mahirata...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.486