Frantsay sy ny Katolika
1. endriny
(
04/06/2015 16:05)
Esy aho ho'e. Noresen'i Gldbalt lahatra ingahy Odon Razanakolona Arsen izay lohandohany tamin'ny fanonganam-panjakana 2009 ihany koa, mba hiala amin'ny fampihavanam-pirenena.
Dia niala tokoa ny Katolika...
Finoana vidim-bola ity zalahy a, toa mampatsiahy ahy ny tantara fahiny, ny tamin'ny famonoana ireo protestanta teto Madagasikara faha Ranavalona, izay torohevitr'i Robert sy Laborde tamin'ny mpanjaka Ranavalona...
Dia mampatsiahy ahy ny famatsiam-bola frantsay ho fanatanteraha ny livre noir taty afrika ka nametrahana ny Katolika ho lohalaharana hatrany. hany ka ny Mairie any Frantsa no mpamatsy vola ny fikambanana katolika rehetra niforona teto.
Bois de rose vs finoana e

répondu par endriny le 21/06/2015 07:03
2. saho
(
05/06/2015 10:31)
Ny fifandraisan ny faha Mpanjaka taloha akaiky antsika Malagasy ary tena tia ny mpanjakantsika dia Ireo Mpanjaka anglisy, protestante anglisy, ary baiboly voalohany tonga tany Mada dia teny anglisy daholo, nifandray tokoa ny mpanjaka anglisy sy mpanjaka malagasy, nifanome kadoa sy niaraka tsara, nisy ny fifanajana na fomba fandikanteny, nisy malagasy nanana hainteny anglisy tsara tamin izany fotoana izany
ara tantara dia nisy ady lehibe taloha teo resaka anglisy mpanjaka sy frantsay mpanjaka sns...
niady erantany ny frantsay taloha indrindra fa ny continent afrika.....naharesy zareo ary nataony colonie daholo sns...
samy manana ny tandrify azy ny finoana samihafa misy indrindra eto Europe, misy ny finoana protestante any angleterre izay mbola misy tantara koa ny fiandoahan izany
Ny resaka finoana kristiana be dia be, ohatra ao Italy, katolika be, misy tantara koa, fa ny italien seho mafia no system ao, fa efa manomboka hiadian ireo katokila pape ankehitriny fa tsy mila vola maloto mafia ny pape ankehitriny sns..., ny eto allemagne indray, fiavian i pape benoit faritra atsimo sy andrefana somary katolika br, ny faritra atsinana loterana be sns...samy manana sy maka ny tandrify azy daholo
Fa amiko andriamanitra sy jesosy dia iray ihany, finoana kristiana amboalohany dia jesosy kristy irery ihany, ary tsy miova taloha ankehitriny sy mandrakizay. Ny olombelona ety antany no manovanova sy manaraoraotra ny hitondrana izany anarana izany
Ny ao ambony anefa dia mahita tsara be daholo, ary efa voasoratra daholo ny fisehoana rehetra nisy ary misy ary hisy....
Amin izao vaninandro seho ankehitriny zao, dia efa misy seho be dia be erantany, fa mahery ny ao ambony ao....misy valiny ny vavaka ary tonga amin ny teny filazantsara hoe "tsy ny mofo ihany no ivelomana sns....."
Ny seho ankehitriny koa dia betsaka ny manampahefana mahery vaika eto antany, ara toekarena, dia ireo antsoina hoe G7, manana fahefana ara politika mahery vaika koa ry zareo ireo, ary hisy fihaonana ato ato.....fa aoka isika hivavaka ho azy ireo, satria asaina ao koa ny manampahefana afrikana na firaisambe afrikana, Tsy misy afa tsy ny mivavaka ihany, ary tsy ho very ny fangatahanao raha tena amin ny fo madio sy endrika fitondrantena tsara no mahatsapa amin ny endrika fanetretena....kanefa hinoy fa tsy azo atao koa ny mifandray ny olona tsy mino, ary hialana izany, kanefa misy koa ny fahalalana etsy sy eroa ary fombantany izany
voasoratra koa hoe "ny hatsemboan ny tavanao no hinananao sns....." , misy asa be dia be asehoan ny teny soratra masina, ary ny fahalalana koa ilaina, kanefa raha tsy misy finoana dia zavapoana ihany
Mahareza daholo!!!!

endriny:
Esy aho ho'e. Noresen'i Gldbalt lahatra ingahy Odon Razanakolona Arsen izay lohandohany tamin'ny fanonganam-panjakana 2009 ihany koa, mba hiala amin'ny fampihavanam-pirenena.
Dia niala tokoa ny Katolika...
Finoana vidim-bola ity zalahy a, toa mampatsiahy ahy ny tantara fahiny, ny tamin'ny famonoana ireo protestanta teto Madagasikara faha Ranavalona, izay torohevitr'i Robert sy Laborde tamin'ny mpanjaka Ranavalona...
Dia mampatsiahy ahy ny famatsiam-bola frantsay ho fanatanteraha ny livre noir taty afrika ka nametrahana ny Katolika ho lohalaharana hatrany. hany ka ny Mairie any Frantsa no mpamatsy vola ny fikambanana katolika rehetra niforona teto.
Bois de rose vs finoana e
3. endriny
(
06/06/2015 05:14)
saho:
ara tantara dia nisy ady lehibe taloha teo resaka anglisy mpanjaka sy frantsay mpanjaka sns...
niady erantany ny frantsay taloha indrindra fa ny continent afrika.....naharesy zareo ary nataony colonie daholo sns...
Mianara aloha tantara fa tss... aza variana miondrika amin'io tantaran'ny Jiosy io fa tsy ho Jiosy na oviana na oviana, ka ny an'ny tena indray no toy ny valalan'ilay ao antokotany ao...
saho:
samy manana ny tandrify azy ny finoana samihafa misy indrindra eto Europe, misy ny finoana protestante any angleterre izay mbola misy tantara koa ny fiandoahan izany
Ny resaka finoana kristiana be dia be, ohatra ao Italy, katolika be, misy tantara koa, fa ny italien seho mafia no system ao, fa efa manomboka hiadian ireo katokila pape ankehitriny fa tsy mila vola maloto mafia ny pape ankehitriny sns..., ny eto allemagne indray, fiavian i pape benoit faritra atsimo sy andrefana somary katolika br, ny faritra atsinana loterana be sns...samy manana sy maka ny tandrify azy daholo
Tsy vao androany akory ny Katolika sy ny kristianina mpanaradia azy no mpamono sy mpandripaka olona efa hatramin'ny andron'i Paoly... sao heverintsika fa tongatonga ho azy ny fanafihana any Iraka,, Afganistana, Egypta, Lybia... taratry ny hetsiky Paoly sy ny Kroazady daholo ireny: Sambatra izay maty nohon'ny amin'ny anarako... Teraorista.... Tsy mbola ela akory isika no naheno ilay anarana hoe IRA any Irlandy.
saho:
"tsy ny mofo ihany no ivelomana sns....."
"Tsy ny mofo ihany no iveloman'ny olona fa ny HENA ihany koa, koa inty ny vatako raiso ary hano. Inty ny rako raiso ary sotroy". Tsy vitan'ny hoe manao sorona ain'olona izany (satria zanaka lahy tokana mihintsy no nalefa ho sorona) Fa mbola asaina ohanina koa ny nofony sy ny rany... moa ve tsy fanomanana ny saintsika tsy ho sarodrikoriko izany ka ahavintsika mamono izay tsy miray hevitra amintsika. Dia jereo ny nihinanan'ireo kristianina ny fatin'ny Silamo tao Afrika Afovoany vao tsy ela akory.
Jereo ny fampijaliana, ny fandorana, ary ny fanapahan-doha nahazo ireo sahy nanda ny fivavahana kristianina. Tsy vao omaly ve no nisy fandoroana mpimasy...
saho:
misy asa be dia be asehoan ny teny soratra masina, ary ny fahalalana koa ilaina, kanefa raha tsy misy finoana dia zavapoana ihany
Raha te hanana vady tsara ianao kanefa tsy mino fa mety ahazo vady tsara fa vitan'ny manonofy sary anaty gazety fotsiny dia eo ianao jeren'i Angelina Jolie eo...
4. saho
(
06/06/2015 08:55)
endriny> raha lehilahy ianao ka mahavita mamaha olana, dia taomy daholo ny vatandehilahy ireo miaraka miaramila sns....hanadio tanana, sy hanala ny loto rehetra, izy ity tsy vitan ny bla bla....inona no fanetrrehentena ataonao, raiso ny angady sy kofafa sns...fafao diovy antananarivo, hampisehoy fa mahavita, tsiss maimaipoana eto antany, misy tantara daholo....izany no nahatonga ny fisian ny olona matanjaka ary azo atao loholona....mahay manala ny olana misy amin ny toerana misy azy, resaka jiosy tantara daholo izany, resaka afrika tantara koa....misy tantara daholo hatraiza2. Raha tsy asioko resaka finoana sy fivavahana, dia ny saina mazava ataovy, ataovy mazava koa ny tanana, dikan izany mazava daholo izay jerena, satria raha hita fa tsy miova ary tsy mis seho izany dia indrisy maizina foana
Ny fisian itony internet itony, misy antony, samy afaka mampiseho ny heviny daholo, samy maka ny tandrifiny, fa tsy hisy hahavaha ny olana erantany....omeo vahaolana raha misy any aminao, vahaolana vahaolana hatrany...., misy antony koa no mahatonga ny olana, fakafakao sns.....
Ny fisian itony internet itony, misy antony, samy afaka mampiseho ny heviny daholo, samy maka ny tandrifiny, fa tsy hisy hahavaha ny olana erantany....omeo vahaolana raha misy any aminao, vahaolana vahaolana hatrany...., misy antony koa no mahatonga ny olana, fakafakao sns.....
endriny:
saho:
ara tantara dia nisy ady lehibe taloha teo resaka anglisy mpanjaka sy frantsay mpanjaka sns...
niady erantany ny frantsay taloha indrindra fa ny continent afrika.....naharesy zareo ary nataony colonie daholo sns...
Mianara aloha tantara fa tss... aza variana miondrika amin'io tantaran'ny Jiosy io fa tsy ho Jiosy na oviana na oviana, ka ny an'ny tena indray no toy ny valalan'ilay ao antokotany ao...
saho:
samy manana ny tandrify azy ny finoana samihafa misy indrindra eto Europe, misy ny finoana protestante any angleterre izay mbola misy tantara koa ny fiandoahan izany
Ny resaka finoana kristiana be dia be, ohatra ao Italy, katolika be, misy tantara koa, fa ny italien seho mafia no system ao, fa efa manomboka hiadian ireo katokila pape ankehitriny fa tsy mila vola maloto mafia ny pape ankehitriny sns..., ny eto allemagne indray, fiavian i pape benoit faritra atsimo sy andrefana somary katolika br, ny faritra atsinana loterana be sns...samy manana sy maka ny tandrify azy daholo
Tsy vao androany akory ny Katolika sy ny kristianina mpanaradia azy no mpamono sy mpandripaka olona efa hatramin'ny andron'i Paoly... sao heverintsika fa tongatonga ho azy ny fanafihana any Iraka,, Afganistana, Egypta, Lybia... taratry ny hetsiky Paoly sy ny Kroazady daholo ireny: Sambatra izay maty nohon'ny amin'ny anarako... Teraorista.... Tsy mbola ela akory isika no naheno ilay anarana hoe IRA any Irlandy.
saho:
"tsy ny mofo ihany no ivelomana sns....."
"Tsy ny mofo ihany no iveloman'ny olona fa ny HENA ihany koa, koa inty ny vatako raiso ary hano. Inty ny rako raiso ary sotroy". Tsy vitan'ny hoe manao sorona ain'olona izany (satria zanaka lahy tokana mihintsy no nalefa ho sorona) Fa mbola asaina ohanina koa ny nofony sy ny rany... moa ve tsy fanomanana ny saintsika tsy ho sarodrikoriko izany ka ahavintsika mamono izay tsy miray hevitra amintsika. Dia jereo ny nihinanan'ireo kristianina ny fatin'ny Silamo tao Afrika Afovoany vao tsy ela akory.
Jereo ny fampijaliana, ny fandorana, ary ny fanapahan-doha nahazo ireo sahy nanda ny fivavahana kristianina. Tsy vao omaly ve no nisy fandoroana mpimasy...
saho:
misy asa be dia be asehoan ny teny soratra masina, ary ny fahalalana koa ilaina, kanefa raha tsy misy finoana dia zavapoana ihany
Raha te hanana vady tsara ianao kanefa tsy mino fa mety ahazo vady tsara fa vitan'ny manonofy sary anaty gazety fotsiny dia eo ianao jeren'i Angelina Jolie eo...
5. endriny
(
09/06/2015 16:43)
INona no idiran'ny vatan-dehilahy amin'ny adi-hevitra eto amin'ny serasera? hihihi hita ihany ilay efa zatra mpanao terivaimanta ny olona mba hanaraka ny baikony sy ny didiny... mampatsaihy ahy ny Kristianina tamin'ny androny, kay mbola misy izy ankehitriny
6. saho
(
09/06/2015 17:15)
endriny> efa nahita sy naka experience gah enao teo resaka histoire
za aloha tsy nahita izany hoe Malagasy noana izany taloha, fa ambany lanitra voky daholo, nanana valera ny Malagasy taloha, nitovy be ny toekarena tamin ny Japonais, fahendrena no nisy be dia be teo kolontsaina malagasy sns....
Raha za no hanontanianao, saina mahitra sy mazava, ny fiandohan ny naha teto antany ny olombelona rehetra, fa kosa samihafa izany hoe ara pinoana enao no teraka, vita soratra ny rar nao, ara dalana daholo ny fiandohanao, ny naterahanao, valera be izany...
Inona no hita etsy sy eroa ankehitriny, miova daholo, miova ny eto antany na aiza na aiza....tonga amin ny fitenenana hoe fiainan izao tontolo izao, manaraka fombantany, very hasina ankehitriny ny mahamalagasy, tsiss valera sns....sady mivoana ihany
Ny atao hoe kristiana amiko, miainga amboalohany ka hatramin ny farany....avereno indray ny famakiana ny soratro, ny experience hitanao mety tsy mitovy ny experience hananako, samihafa be, za manoratra ato tsy manana eritreritra hafa na mety hifanaraka ny anao, za koa tsy mitsara anao, Aoka fotsiny ny tantara no hitsara, na afaka 100 taona aza, ny fiainan ny kristiana miasa koa, taloha ankehitriny mandrakizay.....

7. rhaj0
(
10/06/2015 13:58)
saho:
very hasina ankehitriny ny mahamalagasy, tsiss valera sns....
Raha nanaraka resaka teto i Saho, dia tonga @ hoe, misy ny sasany, "Kristiana aloha vao Malagasy". Ny mivoitra t@ resaka dia SAMY HAFA ny "valera" Kristiana sy ny "valera" Malagasy, ka ny an'ny sasany, ny "valera" Kristiana no andrianiny kokoa.
Ka dia eo ianao izany raha kivy fa hoe "very hasina ny mahamalagasy" eee...
8. saho
(
10/06/2015 14:58)
Za dia teraka tany madagasikara, rar malagasy daholo, za vita batisa zazakely, dikany efa natao batisa za, tonga ny fahazazana sns,,,nianatra sekoly alahady sns, sady nianatra koa, nanao sport be dia be, tonga ny fahatanorana, noho ny fianarana dia ohatrany nanadino izany vavaka izany, niseho daholo ny fiainan izao tontolo izao, teny teny, zao androko izao, misaotra ny rar aho fa vita batisa....nanampy ahy izany, misaotra ireo rar, misy voalohany sy farany...
rhaj0:
saho:
very hasina ankehitriny ny mahamalagasy, tsiss valera sns....
Raha nanaraka resaka teto i Saho, dia tonga @ hoe, misy ny sasany, "Kristiana aloha vao Malagasy". Ny mivoitra t@ resaka dia SAMY HAFA ny "valera" Kristiana sy ny "valera" Malagasy, ka ny an'ny sasany, ny "valera" Kristiana no andrianiny kokoa.
Ka dia eo ianao izany raha kivy fa hoe "very hasina ny mahamalagasy" eee...
9. endriny
(
10/06/2015 15:13)
saho:
za aloha tsy nahita izany hoe Malagasy noana izany taloha, fa ambany lanitra voky daholo, nanana valera ny Malagasy taloha, nitovy be ny toekarena tamin ny Japonais, fahendrena no nisy be dia be teo kolontsaina malagasy sns....
Hoy ilay vazaha nitantara tamintsika ny tantarantsika hoe nitovy tamin'i Japonais isika tamin'izany. Fa aminao marina ve izany. I Radama aza nangataka 2000 tamin'ny anglisy fa lany vola ny fanjakany... Aza mampihomehy ho'a
Ny nahatonga ny Merina hifandripaka an-trano raha tsy hainao dia satria mosary ny tany ka samy te hanitatra ny tany lonaka ho azy avy. Hany ka na ny mpanjaka mpirahalahy aza nifanafika... Ianaro aloha ho'a ny an'ny tena vao ny an'Israely... Fa aza arebirebin'ny vazaha amin'ny finoana fitadiavany vola fotsiny.
saho:
Raha za no hanontanianao, saina mahitra sy mazava, ny fiandohan ny naha teto antany ny olombelona rehetra, fa kosa samihafa izany hoe ara pinoana enao no teraka, vita soratra ny rar nao, ara dalana daholo ny fiandohanao, ny naterahanao, valera be izany...
Inona no hita etsy sy eroa ankehitriny, miova daholo, miova ny eto antany na aiza na aiza....tonga amin ny fitenenana hoe fiainan izao tontolo izao, manaraka fombantany, very hasina ankehitriny ny mahamalagasy, tsiss valera sns....sady mivoana ihany
Marina ny anao TSY MISY VALERA satria efa nosoloina testamenta ny valera koa inona koa... hita taratra amin'ny fiteny sy fanoratara ary fitondrana ny tany sy ny fanjakana... Iza no manaja izay olona tsy mpino kristianina.
10. gasy1zay
(
10/06/2015 15:15)
rhaj0:
saho:
very hasina ankehitriny ny mahamalagasy, tsiss valera sns....
Raha nanaraka resaka teto i Saho, dia tonga @ hoe, misy ny sasany, "Kristiana aloha vao Malagasy". Ny mivoitra t@ resaka dia SAMY HAFA ny "valera" Kristiana sy ny "valera" Malagasy, ka ny an'ny sasany, ny "valera" Kristiana no andrianiny kokoa.
Ka dia eo ianao izany raha kivy fa hoe "very hasina ny mahamalagasy" eee...
i Mr rhaj0 dia tena mitovy @ ireo mpanao politika gasy be resaka sy mahay manodindresaka tsy misy toy izany hihihihi
Very hasina ny mahamalagasy hono, ka hono hoy aho nataonao aiza ireto fahedren'ny Ntaolo ireto :
1- Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra an-tampon'ny loha
2- Ny zaza tiana tsy itsitsiana rotsan-kazo
satria raha ny fahafantarako azy toa tsy mino an'Andriamanitra ingahy ary tsy vonona ny hibedy ny zaza.
12. gasy1zay
(
10/06/2015 17:04)
rhaj0:
gasy1zay:
Very hasina ny mahamalagasy hono, ka hono hoy aho nataonao aiza ireto fahedren'ny Ntaolo ireto :
1- Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra an-tampon'ny loha
2- Ny zaza tiana tsy itsitsiana rotsan-kazo
"Andriamanitra" mitovy ve no resahana eto ry Gasy1zay ? Ny A.try ny Canaan izany A.try ny Ntaolo koa aminao ? Sa .. ny A.try ny Ntaolo no A.try ny Canaan ?
Sa ndao azany aloha ampitoviana ny resaka ee.. INONA aminao ny "maha-malagasy" ? Tsy hoe "maha-olona" fa "maha-malagasy" ?
Tsy hoe mitovy ve ny Andriamanitra ivavahan'ny Ntaolo sy ny Andriamanitra Kristianina satria tsy manana info ampy aho ahafahako milaza hoe izy ihany ve io. Fa hoe ny Ntaolo dia Tsy Athé velively fa nino ny fisian'Andriamanitra.
13. rhaj0
(
10/06/2015 17:04)
gasy1zay:
Very hasina ny mahamalagasy hono, ka hono hoy aho nataonao aiza ireto fahedren'ny Ntaolo ireto :
1- Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra an-tampon'ny loha
2- Ny zaza tiana tsy itsitsiana rotsan-kazo
"Andriamanitra" mitovy ve no resahana eto ry Gasy1zay ? Ny A.try ny Canaan izany A.try ny Ntaolo koa aminao ? Sa .. ny A.try ny Ntaolo no A.try ny Canaan ?
Sa ndao azany aloha ampitoviana ny resaka ee.. INONA aminao ny "maha-malagasy" ? Tsy hoe inona no "maha-olona", fa hoe, inona no "maha-malagasy" ? Dia inona koa no "maha-kristiana" ?
Dia ilazao azany aho raha toa ka ny maha-kristiana dia mitovy @ maha-malagasy.. Raha tsy mitovy ireo, dia raha "very hasina ny maha-malagasy", dia kOpy ianao fa ny kristiana no nanary azy eeee...
14. gasy1zay
(
10/06/2015 19:08)

Ka ny olanao anie rhaj0 toa te hanana ny marina foana ianao dia lasa mivoana ilay resaka nefa zavatra tsotra be ny hoe mino an'Andriamanitra ve ny Ntaolo sa tsia? dia mino izy fa tsy Athé dia iza no manary ny hasin'ny malagasy @ izany? sa rehefa mivavaka ny gasy dia tsy gasy intsony fa ny gasy tokony tsy mivavaka @ Andriamanitra fa @ razana ihany?
Inona @ maha malagasy ary no simba rehefa lasa Kristianina ny Gasy? Ilay tsy tokony hivavaka @ razana ve sa inona? Dia raha izay anie ny Athéisme koa manimba ny mahamalagasy satria izy ireo mba nino an'Andriamanitra, Zanahary (créateur) nefa dia hoy ry Athé hoe tsy misy Andriamanitra izany. Ka io aza maika ny hitsara ny hafa fa toa mitovy ihany ny Kristianina sy ny Athé raha @ io resaka finoan'ny Ntaolo gasy io, ianareo mitsipaka ny fisian'Andriamanitra moa izahay mitsipaka ny fitahian'ny razana.
15. rhaj0
(
10/06/2015 21:11)
Hi hi hi... Aza asarotina ry Gasy1zay a..
1- nino ny "A.tra SY ny Razana" ny Ntaolo, miaraka @ soatoaviny toa ny "fihavanana" sy ny "tain'omby mivadika" sns... izay ilay "malagasy".
2- mino ny "Atr'Israely" ny gasy ankehitrio, ary manipaka ny "finoana ny Razana". Ny concept "fihavanana" sns... dia TSY mira @ concept kristiana "amour" sy ny "anjakao izao tontolo izao".
=> "tsisy valera" ary "very ny maha-malagasy".
Eo izao isika izao. Aza ampidirina @ izany k'lou ny Atheista.
Fa ianao toa tia politika, ka dia vao omaly izao i Lanto nanao bodongerona tsy nety nanaraka izay lazain'ilay zandarma. Dia tsy nety nivoaka ny tomabila manjabeny i ramatoa, fa ny vavaka sy ny hira Kristiana no nataony avobe ...
=> ka hono ho'a: "valera" maha-gasy, sa "valera" Kristiana, sa "tsisy valera" izao tranga izao, sa ...

16. gasy1zay
(
11/06/2015 14:26)

Sarotra be amiko aloha ny hitsara an'i solombavahoaka Lanto hoe tena mivavaka ve izy sa tsia, tena mampiatra ny voalazan'ny baiboly eo @ fiainany sy ny asany ve? tena tsy manaraka ny finoan'ny razana ve? manaja fihavanana sa tsia? Tsy mifanerasera aminy aho ka hilaza hoe zao no tena momba azy.
Araka io voalaznao io dia ny finoan'ny Ntaolo dia 2:
- Mino ny fisian'Andriamanitra mpahary izy (zanahary)
- Mino izy fa ny razan'ireo efa maty koa dia mbola mitahy ny velona
Ka ekeko fa ny fivavahana kristiana dia manipaka ilay resaka razana fa manamafy ilay fisian'Andriamanitra ary mazavazava koakoa hoe iza ilay Andriamanitra, ahoana ny ifandraisana aminy fa tsy hoe ao an-tampon'ny loha dia izay. Ka hono hoa ry rhaj0, aminao iza no nanosika ny gasy handala fihavanana, hifanampy, tsy hangalatra sns sns araka ny soatoavina gasy voalazanao : ny fatahorana an'Andriamanitra sa ny fatahorana ny razana? Ny razana aza toa nahazo hoe raha razana tsy hitahy mivoaha tao hiady vomanga.
Raha ny hevitro dia ny finoana an'Andriamanitra no nanosika azy ireo hanao ny marina, ho tia fihavanana sns sns...
17. endriny
(
11/06/2015 15:11)
Ny fahitany ny fiaraha-monina tamin'izany, ny fisian'ny sampy ary ny sikidy no nitantanana ny fiarahamonina tamin'izany.
Ity resaka Atra ity dia ny kristianina no tena nivohy an'io teto Mada. Fa zanahary no hain'ny olona. Ary mandrake ankehitriny aza dia misy ireo kristianina tsy mandala mihintsy ito teny hoe Zanahary ito.
Eo amin'ny hiram-pirenena Malagasy dia Zanahary no natao satria tamin'ny androny dia vitsy an'isa ny kristianina. Ary ny teny hoe Zanahary no hain'ny olona manerana an'i Madagasikara fa tsy Atra.
Mampatsiahy antsika kely fotsiny aho ny hoe naninona ilay hira hoe Zanahary o tahio ny tanindrazanay no tsy lany ho hiram-pirenena? Dia satria ireo nifidy vao naheno ilay hoe Zanahary o teo amin'ny an-dalana voalohany dia efa nitsipaka ilay hira.

18. rhaj0
(
11/06/2015 16:44)
Ndao raisina ny an'ny Amerindiana mba hampazava azy. Rehefa Gasy mantsy no resahina dia giravibe ilay TSISY objectivitE-nareo rahefa miresaka aminareo Kristiana.
1- ny Amerindiana dia mino fa ny Grand Manitou no tompon'ny zava-drehetra, fa mpindrana daholo ihany ny sisa rehetra. Ka ny tany ohatra, sy izay zava-maniry ary biby, dia an'i Grand Manitou, fa TSISY tompony. Izany no mahatonga azy fatra-panaja @ izay alehany rehetra, ohatra hoe, raha mandeha any an'ala izy, dia miezaka ny TSY hamela trace. Dia ny anaty sainy lalina koa, dia izay ilainy @ ivelomany ihany no ampiasainy.
2- ny Kristiana kosa, dia nirahina "hanjaka @ zava-maniry sy ny biby" izy teo. Dia tsisy gaga mihintsy ny mpandinika raha "manjakazaka" tokoany Rakrisy. Fanampin'io dia ilay concept-na "possession". Nony tonga taty zamerika ny Kristiana, dia nofefeny ny tany famboleny. Gana teo ry Amerindiana fa lasa "NISY" tompony ilay tanin'i Grand Manitou.
Ka izay ny an'ny Amerindiana (raha ampifanoherana @ Kristiana).
Ny an'ny Malagasy kosany, ahoana ny fifanoheran'ny ati-tsaina lalina raha miolotra @ Kristiana (fotsy) koa ?? Mino aho fa misy soatoavina any @ ati-tsaina lalin'ny Ntaolo any, izay MIFANIPAKA @ ati-tsaina lalin'ny Kristiana.
Fanefa moa i Rakrisy dia "Kristiana aloha izay vao Gasy". (Dia izao Rakrisy nefa minenanena hoe, "very hasina ny maha-malagasy"... ntssss... ngaha tsy ny ataony sy ny finoany ao ihany).
Ka dia mba hazavao fanin-2 indray hoe ry Endriny raha ny momba ny @ Malagasy...

19. saho
(
11/06/2015 16:57)
Raj0> Aza miteniteny foana ary aza manambany an, fa ny malagasy dia miaraka roa foana hatramin izay, fanompoana roa
Aza miantsoantso ny anaran andriamanitra sy jesosy raha tsy mahatakatra izany
Rehefa miala ny gasikara enao, dia mety hahatsapa izanny, ary maka experience...misy foana ny mpaminany sandoka, mitondra izany anarana izany
Misy foana koa ny mpanenjika sy ny mpanao ratsy....fa rehefa tsy miasa tena miasa araka ny fitondrantena madio saina madio madio avokoa, tsiss loto, dia izany no tena atao hoe Kristy zanak andriamanitra, avo lenta be io, tsy misy masina ny olombelona fa nofo sy ra daholo...miantomboka voalohany ary miafara farany
Tsy very enao amboalohany ka hatramin ny farany raha tena mivavaka sy miaraka fitondrena madio, sy mitandrina. Mandeha ho azy daholo ny rehetra, ary efa voasoratra izany
Misy lanjany be izany hoe madio izany, ary miafara madio koa. Dikany fiaviana fomba kristiana mety nahondikondin ny tia tena sy ireo olona tsy matahotra, fa misy foana ao ambony ao

20. rhaj0
(
11/06/2015 17:36)
O ry Saho a... inona koa ity hoe "Aza miantsoantso ny anaran andriamanitra sy jesosy".. ngo dia hanao hotry ireo fanatique (moslimo) azany ity ianao, ka hoe, TSY azo resahina mihintsy izao inoanao ao izao...
[size=8](dia harary fo @ izany eo ianao fa zaho kosa aloha dia hiresaka foana eee....)[/size]