Climate change sy ny Papa

1. rhaj0 ( 16/06/2015 15:50)
http://www.cnn.com/2015/06/15/world/pope-climate-change/index.html
Dia miandry ny fantsin'ny Papa ny @ ity "climate change" izany ny vahoaka tsy mandady harona ee... r@ herinandro hono..

Ngo dia efa nahita fuite ny @ izany nareo ao Rome ao ?
novalian'i endriny ny 17/06/2015 14:06
2. endriny ( 17/06/2015 14:06)

FIdiram-bola vaovao sy maharitra tokoa ny climate change ka dia miresaka azy daholo ny mpitondra vaventy sy ny fikambanana iraisam-pirenena isan-tsokajiny. Saingy ny vahoaka ihany no ho voatango vola amin'io...

Raha asaina mando vola amin'ny resaka karibaonina (sakadiamilay) ohatra I Air France, dia nasiany tataon-ketra ho an'ny Karibaonina ny saran-dalana, ka moa tsy ny mpandeha ihany no voa?

Raha asaina mando haba amin'ny resaka karibaonina ohatra Gulf sy Jovena dia nampiakariny ny vidin'ny solika, dia iza no nahazo tombony?

Fa ilay haba ho an'ny climate change dia mampitombo ny kitapom-bolan'ny mpitondra vaventy sy ny fikambanana iraisam-pirenena...

Raha tena mino ny Papa fa tsy misy tsy hain'Atra atao dia tokony asaina mivavaka tsara daholo ny mpino kristianina rehetra dia ahenan'Atra ny herin'ny masoandro, dia asiany tsotso-drivotra mangatsiaka mandritry ny atoandro manontolo (hihihihihihihi)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1252