Fivavahana, finoana

rhaj0 ( 23/04/2015 13:01)
Nisarika ny masoko ny tao @ [url=http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=45877:sentinelle-attention-aux-derives-religieuses&catid=41:politique&Itemid=108]LGDI[/url] a... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/05/2015 15:57
sitlo ( 22/04/2015 02:10)
Mety hanamboarana fiangonana natokana ho an'ny olomasina ve? [center][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/5d44cc50c1cda4e6c73dcd6a06097cba.jpg[/img][/center] [center]Tsara kosa an![/center]... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 14/05/2015 16:52
Strong3 ( 17/04/2015 10:28)
Normaly be raha tsy misy zavatra fantan'ny tanora amin'izao intsony ny finoana an'Atra... maika ny ahatafita ny zanany any andafy fotsiny ny RAD dia tsy tereny hivavaka ny zaza, hany ka manohitra tan... tohiny
novalian'i Strong3 ny 29/05/2015 08:38
rhaj0 ( 15/04/2015 10:36)
Ka @ resaka Finoana, @ ankapobeny, dia misy ilay hoe "faminaniana", na hoe iilay mahafantatra talohan'ny fotoanany. Tena manitika ny saina (imagination) ilay izy. Raha izaho aloha, dia ny fahitako an'... tohiny
novalian'i endriny ny 08/05/2015 11:57
Rafieritreretana ( 14/04/2015 17:32)
Lasa hoaho ny saiko raha nandinika teny vitsivitsy nataon'ny mpaminany tamin'ny zanak'Isiraely, eny fa ny Mesia koa aza. Noheveriko mantsy fa tena vahoakan'Andriamanitra marina tokoa ny zanak'iIsirael... tohiny
novalian'i stahtam ny 21/03/2017 08:18
rhaj0 ( 10/04/2015 13:12)
http://www.cnn.com/2015/04/09/living/jesus-tomb-talpiot-evidence/index.html Updated 7:57 PM ET, Thu April 9, 2015 [i]The ossuaries in this tomb, remarkably, seemed to bear familiar names: "Yeshua bar ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 24/04/2015 13:14
endriny ( 09/04/2015 06:21)
Jesosy o, mba ataovy midanadana ho anay ny lanitra fa i Mdagasikara Tanindrazanay efa lafo ambongadiny ka tsy misy ho anay intsony... Amen...(mahazo mitraka amin'izay ve?... tohiny
novalian'i endriny ny 21/04/2015 16:32
endriny ( 08/04/2015 07:33)
Ianareo mavesatr'entana tongava aty amiko fa ho naivana ny zioganareo... Aoka nama a... Ody fanamaivanana io izao amin'ny Ntaolo, ka nahatonga azy ireo afaka manakodia ireny vavahady vato ireny...... tohiny
novalian'i endriny ny 21/04/2015 16:17
rhaj0 ( 07/04/2015 14:00)
http://www.religioustolerance.org/jepd_gen.htm Avy eo izao misy fanadihadiana nataon'olo.. azo anaovanao recoupement sy fandalinana anao koa, fa io aloha no (hitako) azo iaingana.. ho an'ny "mpino-ts... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 24/04/2015 13:38
rhaj0 ( 06/04/2015 12:03)
Ka ao @ bokin'i "Galgamesh" koa izany dia nisy koa ny safo-drano.. http://www.religioustolerance.org/noah_com.htm [i]The flood story from "The Epic of Galgamesh" [/i] ka hoe tena mino be ity safo-dra... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/04/2015 16:12
Tefigasy ( 05/04/2015 02:19)
Nisy olona izay nanontany : Nisy nangalatra sy nanafina HONO ny fatin'i Jeso, sao dia mba misy mahita na hitanareo ? Dia hoy aho hoe: atao inona ilay faty raha hita ? Jeso velona no hita raha mitady A... tohiny
novalian'i bor2lais ny 09/04/2015 06:44
Strong3 ( 03/04/2015 08:28)
azafady aminareo modo fa tsy naka ny hevitrareo za, fa miparitaka lohatra manko ny pub any anaty sujet any ka aleo mba hisy sehatra hoan'i dokam-barotra toa izao :-)... tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/04/2015 05:13
endriny ( 03/04/2015 06:18)
Orohany eo amin'ny fitombenany ny vehivavy mpitovo mba ahita vady... Aza hitako ka hisy hanitatra aty ihany koa io...... tohiny
novalian'i endriny ny 10/04/2015 05:59
rhaj0 ( 31/03/2015 14:21)
.. dia voasoratra tokoany moa.. Inty misy nampitain'ny namana atsy @ LinkedIn fa dia mazotoa http://assr.revues.org/21385 [i]Les traductions de la Bible et l’évolution du malgache contemporain[/i]... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/04/2015 15:27
RBNIR ( 27/03/2015 15:35)
Faly misera namana « Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Mat.24:14) Io no famantarana ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 08/04/2015 08:15
rhaj0 ( 27/03/2015 13:07)
Ndeha hatambatro eto ny kisarisary (caricatures) Kristiana tafaforona tafavoaka(ko) eto ... iarahana mamisavisa, na iarahana ivanitihana na ...... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/04/2015 19:26
Strong3 ( 27/03/2015 12:12)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/33b4e37fc61a257349418f58c27d1ca2.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/33b4e37fc61a257349418f58c27d1ca2.jpg[/img][/url] Misy miteny hoe ny ma... tohiny
novalian'i Strong3 ny 02/04/2015 05:41
endriny ( 27/03/2015 03:53)
Ny jiro na tatao, dia toerana iray amoron-dalana anipazana vato iray isaky ny olona mandalo. Ny antony dia izao: 1) ny tatao na jiro no fefin-tany ho an'ny vohitra roa samy hafa tompo, na fokonolona..... tohiny
novalian'i endriny ny 08/04/2015 05:33
rhaj0 ( 25/03/2015 18:18)
Ary efa tena tsy menatra fa manao (fanambarana) politika mihintsy anie ry OMAR izany ee.. http://www.lanation.mg/article.php?id=18043 Inona ary ity m(p)ihatsara vela-tsihy ity, ary m(p)anararaotra ny... tohiny
novalian'i endriny ny 04/04/2015 07:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1595