paska
1. Tefigasy
(
05/04/2015 02:19)
Nisy olona izay nanontany : Nisy nangalatra sy nanafina HONO ny fatin'i Jeso, sao dia mba misy mahita na hitanareo ?
Dia hoy aho hoe: atao inona ilay faty raha hita ? Jeso velona no hita raha mitady Azy ianao.
Dia tsy niteny ilay olona !!!
Ho anao koa, mbola mitady Jeso maty ve ianao sa mikatsaka an'ilay Jeso velona nandresy fahafatesana ?
Dia ianao no misafidy na hijanona hitady ny fatiny any amin'ny andro zoma sy sabotsy izay fotoana nahafatesany na hiaraka amiko indray amin'ity andro alahady maraina ity hihaona Aminy sy hankalaza Azy noho ny fandreseny!
Ho Azy irery ihany ny voninahitra

novalian'i bor2lais ny 09/04/2015 06:44
2. rhaj0
(
06/04/2015 12:11)
Ka efa niresahana lavabe io taloha teto. Hoe, nahoana no tsy hita tao anaty fasana ilay vatana mangatsiakan-dratompokolahy. Dia ny conclusion-ko rehefa nanao detective amatera teto aho dia hoe:
Rahefa i JC no "miakatra any an-danitra", dia sakelehiny h@ nofon-taolany; fa rahefa ny olb, dia mijanona ao ambany rangolahy ny taola-nofony, fa ny "fanahy" ihany no miakatra

3. rhaj0
(
06/04/2015 16:01)
entre-pa.. ity angamba ho averina resahina rehefa krismasy indray ny andro, fa nandehandeha teny @ google aho ho'a, dia nahita fa... kay I Josefa hono efa t@ izy 90 taona izy no naka vady an'i Mary.. Ary i Marie koa azany t@ io mbola vao 12-14 taona... ka io izany hono mifanojo @ ilay lahatra hoe, @ izay virijiny I Marie na dia nanambady azany eeee.. Dia tsy nanisy olana koa I Joseph rahefa hoe, ka bevohoka I Marie dia mahagaga no anazavana izany..
Izay koa angamba no mampa- hotry ny hoe, dia malahelo foana I Marie rahefa @ sary na sary sikotra eee.... :-)

4. rhaj0
(
06/04/2015 16:19)
Ooops... kay mbola fofom-bady i Marie no nitondra an-kibo an'i JC.. Dia tena olo-tso-po tokoany i Josefa raha izany.. fofom-badiny tanora kely ve bevohoka nefa dia tena an... Ka 12-14 taona mihintsy anie i Marie bevohoka io !!
(raharaha ihany izy izany.. zaza maroroka ankehitrio azany raha bevohoka 12-14 taona izany tena raharaha be...)
Dia toa nanana rahalahy kosany I JC taty aoriana (Mat 12:46).. dia nefany I Josefa efa anti-dahy eee...
Mahery Ny Fitia...

5. endriny
(
07/04/2015 04:11)
Angamba tokony tsy Paka no iantsoana an'ity. Satria ho an'ny Jiosy ny Paka dia ilay fandalovana tao amin'ny ranomasina mena... Dia lasa nadikana amin'ny tsy izy ilay Paka Jiosy... Sao dia tokony atao Gony Pakaa ny antsika?
6. bor2lais
(
09/04/2015 06:44)
Tefigasy:
Dia ianao no misafidy na hijanona hitady ny fatiny any amin'ny andro zoma sy sabotsy izay fotoana nahafatesany na hiaraka amiko indray amin'ity andro alahady maraina ity hihaona Aminy sy hankalaza Azy noho ny fandreseny!
Ho anay indray kosa io ilay fandalovana ry Endriny a ! :-)