Fivavahana, finoana

Tefigasy ( 24/02/2015 12:00)
Izaho izao tsy mipetraka any an-dafy, tsy manana havana na namana any an-dafy, tsy mpandefa entana na manafatra avy any dia tsy hitako izay hidirana amin'ny resaka diaspora Toa izany koa ny resaka po... tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/03/2015 07:34
rhaj0 ( 24/02/2015 11:46)
Maresaka be aty Ontario izao ny fanavaozana ny fampianarana ny ankizy (T1-T8) ny @ resaka sekisa. @ ankapobeny, dia ho ampianarina @ ankizy dieny efa mbola kely izy, ny resaka sekisa sy ny manodidina ... tohiny
novalian'i Strong3 ny 16/04/2015 12:16
endriny ( 24/02/2015 05:14)
Ny alika dia mino fa ny olona sasany dia Atra, ary ny olona sasany dia Demony... Ny alika mino fa ny olona dia Atra dia ireo alika tonga dia mantona olona. NY alika mino fa ny olona dia demony dia ir... tohiny
novalian'i endriny ny 07/03/2015 04:51
endriny ( 24/02/2015 04:28)
Tonga ihany ary dia hitako fa tsy mbola tara akory a ... tohiny
novalian'i Strong3 ny 24/02/2015 05:52
Strong3 ( 23/02/2015 10:23)
MINDRANA NY VOKATRA NATORALY NY SIANSA mba hanamboarana zava-baovao izay ARTIFISIALY Hatramin'ny taovan'olombelona aza dia efa vita artifisialy ankehitriny ... raha lany tokoa moa izany ny natiora de... tohiny
novalian'i Strong3 ny 06/03/2015 12:25
Strong3 ( 20/02/2015 12:49)
« Raha tsy misy fahitana, dia atondraka hanaram-po amin'izay tsy mety ny olona; Fa raha mitandrina ny lalàna kosa izy, dia sambatra. » (Ohabolana 29:18) Inona io fahitana io? ny sainao ve sa ny ... tohiny
novalian'i Strong3 ny 04/03/2015 12:45
Strong3 ( 19/02/2015 11:08)
« Voninahitr'Andriamanitra ny manafin-javatra; Fa voninahitry ny mpanjaka kosa ny mamanta-javatra. » (Ohabolana 25:2) « Ny zavatra rehetra natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala tsara ny... tohiny
novalian'i Strong3 ny 04/03/2015 09:27
endriny ( 18/02/2015 06:37)
Aleo aloha andeha hiala sasatra kely... somary hiataka kely mba hamatsy ny fo sy ny saina Dia mirary soa daholo e... tohiny
novalian'i booboo ny 18/02/2015 22:19
endriny ( 17/02/2015 06:14)
Tsy mahavita azy angaha ireo olomasina mpiaro azy ireo? No dia avela ho fadiranovana toa izao I Madagasikara?... tohiny
novalian'i endriny ny 25/02/2015 15:34
gasy1zay ( 16/02/2015 16:44)
Misy ireo olona nijoro vavolombelona (témoignage) manambara fa niakatra tany andanitra izy ireo ary niresaka t@ Jesoa Kristy nivantana. Raha jerena ny baiboly dia nanambara i Jesoa t@ ireo mpianany ... tohiny
novalian'i Strong3 ny 17/02/2015 07:04
endriny ( 13/02/2015 13:31)
Araka ny finoana Hebrio izay imatimatesantsika dia ireto no andraikitra napetrak'Atra tamin'ny olom-belona raha mino ny Genesisy sy ny baiboly ianao 1) Hitandrina ny saha...(Jardinier) 2) Hiteraka k... tohiny
novalian'i endriny ny 25/02/2015 04:27
RBNIR ( 12/02/2015 16:48)
Ry namana isany, betska ny zavatra nafenina an-tsika hatramin'izay, satria ny tanjon'ny devoly dia ny hahavery ny taranak'olombelona rehetra... Nafenina tamin-tsika ny fisian'izany atao hoe "Fiainan-... tohiny
novalian'i RBNIR ny 02/03/2015 22:56
endriny ( 12/02/2015 14:23)
Ataovy amin'ny saina tsy miangatra: Maka rano tapaky ny kaopy, dia afaka iray na roa segaondra fenoy rano io kaopy io... Inona no nataonao ka nahafeno ny kaopy? Rehefa avy eo alaivo io rano iray kao... tohiny
Strong3 ( 12/02/2015 10:40)
Efa tena voailiky ny tsy mpino an'Atra tanteraka eo amin'ny tany mandroso ve ny Tahotra sy ny finoana ny FISIAN'ATRA??? SA ... miverina amin'ny tsy fahalalana na tsy te ahalala ny fisian'ny fahendre... tohiny
novalian'i Strong3 ny 17/02/2015 08:38
Tefigasy ( 12/02/2015 06:36)
Maro ny olona no maniry hanana zavatra tonga lafatra na vola aman-karena vao hanao na mba hanaovana ny asan'ny Tompo. Misy miteny ohatra hoe, raha mba manana 4x4 aho dia afaka mandeha mitory teny any ... tohiny
novalian'i Strong3 ny 13/02/2015 07:10
endriny ( 11/02/2015 05:04)
Rehefa mba miramirana aho na mety ny zavatra kasaina dia toa vetivety dia tapitra ny andro. Fa raha sendra misy zavatra enjehina, na mahakamo dia toa mihisatra dia mihisatra ny famataran'andro. Kanefa... tohiny
novalian'i Strong3 ny 18/02/2015 10:07
rhaj0 ( 10/02/2015 14:02)
nanatrika mariazy aho in-1 mandeha, dia nafana fo be ny mpitori-teny hoe, toko telo ny ao @ mariazy io, 1- izy, dia 2- ianao, dia .. 3- i J.C. dia niherikerika nijery ny mpifety aho.. ary dia misimis... tohiny
novalian'i endriny ny 13/02/2015 15:52
Strong3 ( 10/02/2015 08:36)
[raha ANGANO TOKOA ny fisian'Atra...] Avy aiza ny atoma ? raha hoy ny sasany niforona tamin'ny tsy nisy iza rehetra izao, DIA HERY AVY AIZA NO NANODIKODINA IREO atoma sy maolekiola hitambatambatra ... tohiny
novalian'i endriny ny 24/02/2015 05:31
nilex ( 09/02/2015 13:26)
Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny alalan'ny Tompo o.Mba tiako raha misy ancien tao amin'ny SETELA ianareo ka mizara ny tena mombamomba ny fianarana tao sy ny zavatra ataonareo ankehitriny.Vaovao ... tohiny
novalian'i Strong3 ny 13/02/2015 07:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1643