Ho an'i Rahj0: Manao ahoana izany fiangonana sy finoana any an-dafy any izany? Misy mpandala ny finoana nentin-drazana ihany koa ve any?

21. Strong3 ( 18/02/2015 08:04)

rhaj0:

Strong3:
etraketrakin'ny athée (NOM=bibidia)

Dia tsoriko fa dia tena "manavy" ianao ranamana fa mba makA recul kely. (tato ho ato ianao ranamana dia tena hotry ny surmenE eee... manao incantation lavabe eeee..)

Taiza nisy "bibidia" nietraketraka anareo izany ? Ireo "bibidia" izay 72%-n'ny ao @ Oniversitia, sa ireo "bibidia" izay 0.2%-n'ny any am-ponja ?

http://freethoughtpedia.com/wiki/Percentage_of_atheists

Atheists among scientists
Personal disbelief (in personal God) : 72.2 % (1998)

Atheists in America
Date of birth 1977+ : 19 %

Atheists in Prison : 0.209 %



Mety ho marina angamba izany
saingy iza moa ireo tondroina hoe athée amin'ny resako eto? tsy manao safobemantsina akory aho fa manondro firehana
manondro koa aho NOM sy ny hoe bibidia ... asa na mamaky tsara ianao fa tsy izaho no namorona ireo fa ny olona izay tondroiko fa tsy mbola mahalala ny marina.
ka tsy dia mitombina ilay hoe diso lalana ny resako ... mety mbola tsy renao na mody tsy renao angamba ireo resaka mandeha momba ny NOM ; nefa efa nambarako tany ambadika tany fa saina te hietraketraka ny an'ireo mampiseho fa izy mihitsy no tondroin'ny baiboly; amin'ny fanaovany ireo zavatra lazain'ny baiboly. "toin'ny marika amin'ny handrina sy ny amin'ny tanana avanana ..."
fa raha miteny izany eto moa iazany ny tena dia toa marary ny fonao fa ohatran'ny ho ianao no notondriko... tsia __ tsy toa olona eny antsena isika ka hifandratra , fa ny hevitra no ampifanakarina mba ahalalana zavatra araka ny fifanakalozana.
ie mety ho incantation aminao tokoa aloha ilay resako eh... izay ilay maha tontolo hafa ahy angamba ah?
22. Strong3 ( 18/02/2015 08:34)

endriny:


Strong3:

aty amintsika 80% ny malagasy mpivavaka na mety ho kristiana daholo ...
_


O rey olona e... mba mandalova aloha ao amin'ny INSTAT na mba manaraha Gazety vao miresaka fara faha ratsiny. Rehefa miresaka ange mba maka ilay atao referensa e. ohatra hoe Jaonina, Lioka, Marka,


Pays dont la majorité de la population est chrétienne
Tableau triable[modifier | modifier le code]

Cliquez sur le symbole placé en haut de chaque colonne pour trier selon l'intitulé de cette colonne.

Pays Population totale % de chrétiens Total de chrétiens
Madagascar 20 696 070 74,5 % 15 418 572

__ source no tadiavinao ve?
fr.wikipedia.org/wiki/Christianisme_par_pays

tsy zazakely milalao sy handany resaka akory isika eto ry namana ... ngamba ianareo tsy teto antoerana ka mahalala izany. fa isika eto antoerana koa dia manana ny atitany izany mamoaka ny statistika; ka tsy azoko ity hoe : O rey olona e... mba mandalova aloha ao amin'ny INSTAT na mba manaraha Gazety vao miresaka fara faha ratsiny. Rehefa miresaka ange mba maka ilay atao referensa e. ohatra hoe Jaonina, Lioka, Marka,

tsy ny tompony mihitsy no angataka atiny amin'ny resaka fivavahana raha ny eto madagasikara no resahina...
mimémé fahatany tsss hihihih mba ny zavatra hay hoa resahina , fa toa izahy indray no heverinareo fa tsy maharaka nefa ianareo no taraiky ... loal
de hoe manaraha gazety kkkkkk ... nga gazety ihany no source any aminareo any hihihi
23. Strong3 ( 18/02/2015 08:43)

rhaj0:

Strong3:
etraketrakin'ny athée (NOM=bibidia)

Dia tsoriko fa dia tena "manavy" ianao ranamana fa mba makA recul kely. (tato ho ato ianao ranamana dia tena hotry ny surmenE eee... manao incantation lavabe eeee..)

Taiza nisy "bibidia" nietraketraka anareo izany ? Ireo "bibidia" izay 72%-n'ny ao @ Oniversitia, sa ireo "bibidia" izay 0.2%-n'ny any am-ponja ?

http://freethoughtpedia.com/wiki/Percentage_of_atheists

Atheists among scientists
Personal disbelief (in personal God) : 72.2 % (1998)

Atheists in America
Date of birth 1977+ : 19 %

Atheists in Prison : 0.209 %



Manaraka izany dia Tsy hoazonao io athée na NOM na bibidia io raha tsy miditra kely amin'ny resaka tontolom-panahy ianao... izy efa somary idiran'i gasy1 ihany angamba

izay koa angamba no tsy dia ahatakaranao ny zavatra ambarako eto ka lazainao fa incatantion ilay izy hihih ... tsy manin izany fa fomban-javatra daholo eh :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4073