Maninona i Madagasikara no toa izao? Na dia nomena ambenan'i Masina Maria sy Masindahy Laurent aza?
21. Strong3
(
19/02/2015 09:30)
io indray ra imagination-ny! nga za no nanoratra io fa tsy namerina fotsiny ihany?
Sao mba efa nivadika ho ràm-bazaha koa ary isé ity?
___ hoy ny gasy: " tsy misy mampionona aza mahay mionona maika fa ... "
nefa na izany aza dia misy marina ny teninao hoe izay ilay izy; fiedinedenana sy fionona amin'ny zavtra tsy takatra.
__ ireo ilay lazaiko hoe "kristiana mpanaradrenirano"__ tsy mpino ireo fa mpiangona , manao ny fanaon'ny olona ihany

rhaj0:
Ary ny fahitako azy, ny an'ny (ankamaroan'ny) gasy (kristiana), ny finoana/fivavahana dia ampiasaina "hiononana"... sy tsy haiko, "hiedinedenana" rehefa alahady ?
Dia avy eo
- dia "mionona" fa izay ny (good) plan of God,
- dia "miedinedina" fa tsara sitrak'i God hono izy (sasany Kristiana) @ io...
___ hoy ny gasy: " tsy misy mampionona aza mahay mionona maika fa ... "
nefa na izany aza dia misy marina ny teninao hoe izay ilay izy; fiedinedenana sy fionona amin'ny zavtra tsy takatra.
__ ireo ilay lazaiko hoe "kristiana mpanaradrenirano"__ tsy mpino ireo fa mpiangona , manao ny fanaon'ny olona ihany
22. rhaj0
(
19/02/2015 11:19)
Ahoana no itomponao teny fantatra hoe "tsy mpino ireo" ?? "tsy mpino toa anao" angaha... Fa dia asa izay lazain'ireo Kristiana mpino (fa tsy mpino toa an'i Strong3) rahefa pehan'i Strong3 izy hoe, "kristiana mpanaradrenirano"... fa dia izay ifanarahanareo any eee.... Io ho'a ilay samy zazaNY fa toa zaza adala miady lova.. dia mifanabaty ao...
23. Strong3
(
19/02/2015 12:02)
mdr...
Mahafantatra ny tenany izy ireo fa tsy mila ampahafantarina ka...
Tena mitompo teny fantatra aho amin'io, satria tsy izaho no naminany na nandrefy izany tamin'ny fahaizako manokana na ny fahalalako ihany, fa izy ireo dia resilahatra ka nanambara ny refin'ny finoany.
___ ohatra : fomba fiteny ny hoe:
1/ mivavaha hoanay mbola mpanota eh
2/ izay no mba takatray
3/ samy mitazona izay inoany eh
4/ Atra iray ihany io eh
5/ nga tsy mpivavaka raha tsy makany ampiangonana
6/ izahay anie ka mbola mpino tsotra eh
7/ izahay aloha tsy mbola masina be ohatranareo eh
sns ...
antony faharoa : efa ho tamin'ny 2004 no tafakatra ho 300 ny isan'ny anaram-piangonana kristiana eto madagasikara. ny manana trano lehibe sy betsaka amin'ireo anefa dia ny ffkm
ny 295 izany trano fiangonana kely sy manofa epp sy salle de cinéma daholo
raha ilay % nomeko tany aloha tany no jerena tokony efa feno fiangonana kristiana isam-pokotany ; NAHOANA NEFA NO TSY FENO FA EFA MANOMBOKA MIHANTONA NY fanorenana ankehitriny. na ilay raika lahy milaza hanao fiangonana lehibe indrindra aty afrika aza toa tsy heno intsony.
inona no antony hoy ianareo? __ Tia vao ny kristiana mpanara-drenirano , vao misy malaza sy mirehadrehatra dia mifindra any daholo ny an'ny sasany... rehefa tapitra mitety any izy ireo dia miverina ao amin'ny niandohany [hoy ny fiangonana renin'ireo: __ tsy maintsy miverina amintsika daholo ireny na ho ela na ho haingana... ]
io fifindrafindrana io dia MIDIKA FA NA NY SAKAFONY TAO NO TSIZARIZARY NA NY MAHA KRISTIANA AZY NO TSY MARIPOTOTRA , KA IZAY HAMPIHAFANA NY MAHARARY AZY FOTSINY IHANY NO hiazakazahany.
io rhaj0 dia izao ihany ah, tsy misy mpianatra ratsy fa ny mpamianatra azy no ratsy... ny resantsika eto tsy resaka fanabatiana fa "filazana ny zavatra misy" (aza avadika ny resaka aloha eee ..)
__ Fomba fijery mahitsy be! ny tsy mahavelo-tena no miady lova :p

... Io ho'a ilay samy zazaNY fa toa zaza adala miady lova.. dia mifanabaty ao...
io rhaj0 dia izao ihany ah, tsy misy mpianatra ratsy fa ny mpamianatra azy no ratsy... ny resantsika eto tsy resaka fanabatiana fa "filazana ny zavatra misy" (aza avadika ny resaka aloha eee ..)
__ Fomba fijery mahitsy be! ny tsy mahavelo-tena no miady lova :p
24. gasy1zay
(
19/02/2015 13:05)
rhaj0:
Ahoana no itomponao teny fantatra hoe "tsy mpino ireo" ?? "tsy mpino toa anao" angaha... Fa dia asa izay lazain'ireo Kristiana mpino (fa tsy mpino toa an'i Strong3) rahefa pehan'i Strong3 izy hoe, "kristiana mpanaradrenirano"... fa dia izay ifanarahanareo any eee.... Io ho'a ilay samy zazaNY fa toa zaza adala miady lova.. dia mifanabaty ao...
Mba zarao aminay ary ny fahitan'i rhaj0 e! Aminao iza no azao lazaina hoe TENA kristianina? Izay vita batisa, mpandray kominio, diakona, mpiandry ,pastera? Izay tonga miangona isak'alahady, vokadehibe, fety? Izay mivavaka any ampony? Izay mamaky baiboly? Izay manaraka ny sitrapon'Andriamanitra? Izay mino?
Raha ny fahitanao azy dia iza no izy sa izay milaza hoe kristianina aho dia izy izy izay?
Aleo avadiko @ taranjanao ilay fanontaniana, iza avy no afaka milaza tena ho siantista? Ireo manana doctorat science-physique-maths ve sa izay rehetra nahita fianarana ( vao primaire dia efa mianatra sciences nat, sns ...)sa izay tena nanao fikarohana?
Ka io minoa ahy ianao fa hisy hiteny hoe izaho siantista na inona na inona gradeny dia hisy siantista hilaza eo tsy izy io noho satria ....
25. rhaj0
(
19/02/2015 13:30)
Ny hoe iza no Kristiana ve? araka ny famaritana nifaneken'ny olona, ary naravin'i Ralarosy ohatra, dia hoe, "Se dit de quelqu'un qui a la foi en Jésus-Christ et qui a reçu le baptême."
Ny hoe iza no scientiste, dia hoe koa hoe, "qui affirme que la science nous fait connaître la totalité des choses qui existent et que cette connaissance suffit à satisfaire toutes les aspirations humaines.". Fa "scientist" @ teny anglisy no tao an-tsaiko: "a person who is studying or has expert knowledge of one or more of the natural or physical sciences"
Dia ireo no ao an-tsaiko na hoe "fahitako" azy.. Fa ny anao Strong3 moa izany, raha ny fahitako azy, dia manana ny "fahitanao" (manokana) ny dikan'ireo teny ireo ianao (again, ao @ imagination-nao irery ao), ka dia rahefa miresaka aminao, dia hotry ny tena tsy mifankahazo @ izay olona ny resakao
Fa ilay hoe "Kristiana manara-drenirano"-nao kosa re ry Strong3 dia toa mitombona tokoany... ny Papa dia antsoina koa hoe "Holy See"... fa ho anay bemarenina dia "Holy Sea".. dia raha io, dia tena tsy "mpanara-drenirano" intsony ry Kakolika fa efa tena lasa "mpanara-dranomasina" :-)

26. rhaj0
(
19/02/2015 15:43)
'zafady.. kay ilay fanontaniana hoe "TENA" Kristiana..
Aiza no ahalalako an'izany re ry Strong3.. Ny Papa izao toa hoe tsapaina hono ny voany ahalalana hoe, tena afaky ny ho TENA Papa ve izany izy .. aiza no anaovako an'izany :-)
Fa kOzy ry Strong3 fa mihilana mankany any @ fanavakavahana sy fanilikilihana na fanimbazimbana olona anie izany fanontanianao izany e... Efa Kristiana ilay olona dia Kristiana izany, fa inona indray tianao ahatongavana @ hoe, "TENA" K sa tsy tena K izany ???

27. Strong3
(
20/02/2015 08:48)
mdr... HS; ataovy olondehibe amin'izay ilay sarin-toi fa mora fanina ... i "gasy1izay" no miresaka ireo fanotaniana valianao ireo fa tsy i Strong3 ry rhaj0 ah .. laol
28. Strong3
(
20/02/2015 09:33)
rhaj0:
Ny hoe iza no Kristiana ve? araka ny famaritana nifaneken'ny olona, ary naravin'i Ralarosy ohatra, dia hoe, "Se dit de quelqu'un qui a la foi en Jésus-Christ et qui a reçu le baptême."
Ny hoe iza no scientiste, dia hoe koa hoe, "qui affirme que la science nous fait connaître la totalité des choses qui existent et que cette connaissance suffit à satisfaire toutes les aspirations humaines.". Fa "scientist" @ teny anglisy no tao an-tsaiko: "a person who is studying or has expert knowledge of one or more of the natural or physical sciences"
Dia ireo no ao an-tsaiko na hoe "fahitako" azy.. Fa ny anao Strong3 moa izany, raha ny fahitako azy, dia manana ny "fahitanao" (manokana) ny dikan'ireo teny ireo ianao (again, ao @ imagination-nao irery ao), ka dia rahefa miresaka aminao, dia hotry ny tena tsy mifankahazo @ izay olona ny resakao
Fa ilay hoe "Kristiana manara-drenirano"-nao kosa re ry Strong3 dia toa mitombona tokoany... ny Papa dia antsoina koa hoe "Holy See"... fa ho anay bemarenina dia "Holy Sea".. dia raha io, dia tena tsy "mpanara-drenirano" intsony ry Kakolika fa efa tena lasa "mpanara-dranomasina" :-)
Raha tsy mifankahazo amin'ny izay resahan'olona tokoa moa ny zavatra resahiko dia hitako ny refiko ... :-) ilay Zanak'olona arahiko koa toa tsy mba azon'ny olona izany ny zavatra nolazainy... esoterique hoy ilay ranamana tao amin'ny fb (hihih tokony hotonga saina ve za zany fa izay miresaka amiko dia tsy misy mahatakatra ny ambarako??? ... laol)
eo koa izao i sitlo dia milaza hoe : anthropocentrisme ... te-hanakatra mafy ihany ianareo nefa tsy de hiditra satria sarotra aminareo ilay hoe "de ahafoy ny fiainana mamy tsy misy fangejana ara-pieritreretana amin'ity baiboly ..."
nefa hoa fiainana tsy misy discipline izany toa tsy fiainana , fa hiverina fahagola ,tany tsy misy atra..
rhaj0:
"a person who is studying or has expert knowledge of one or more of the natural or physical sciences"
mino za fa nanao filôzôfia i rhaj0 tany ampianarana; de na niaraka nanilika ny théologie platon sy aristote ho tsy filôzôfia koa izany isé io... na dia mba nandinika izany ihany aza ny filôzôfa fahiny ; KA IZA NO MAMPIDITRA FANILIKILIANA ny filôzôfa sa ny Kristiana? __" ambarany fa anti-intellectualiste ny théologie " satria izy ireo dia mifototra amin'ny siansa ny siansa
Te-hiteny izy ireo fa natao hoan'ny bado ny fivavahana, na dia mbola tany amin'ny 384 av JC aza no nisian'ny fikarohan'izy ireo , tsy mahagaga raha izany no fotom-pisainan'ny maro ankehitriny satria fa mihalehibe ny sehatrin'ny siansa ... saingy izany tsy midika hoe : tsy nivoatra ny théologie sy ny kristianisma
nisampana ny no nisy dia fisarahana no antony, nefa midika koa fa fototra iray ihany izy roroa ka toa landim-boatavo. Ny Mpino dia milaza mazava fa Atra io fotony io. FA AZA IZAY LAZIAN'NY TSY MPINO ??
29. rhaj0
(
20/02/2015 11:11)
ok ok.. Strong3 sy Gasy1zay.. ka nareo miral sahala @ kambana, samy zanany ao ka dia ...
Ny "fahagola" indrindra no tany betsaka A.tra. Dia kibokiboin'ny eritreritrao ao zany ianao ry Strong3 fa .. toa "taraiky" @ fahagola :-)
Io ho'a dia TSISY olona miteny an'io fa dia mbola ianao irery no kibokiboin'ny tsihaitsihay ao.. Fa raha izaho manokana aloha dia tsy ametapetaka ny olona ho "bado", na ho "tsy tena izy", fa raha izay ny "finoany" sy izay hetsiny ao, dia azy ny azy dia mahasoava amin'azy ao...
Strong3:
.. fahagola ,tany tsy misy atra..
Ny "fahagola" indrindra no tany betsaka A.tra. Dia kibokiboin'ny eritreritrao ao zany ianao ry Strong3 fa .. toa "taraiky" @ fahagola :-)
Strong3:
Te-hiteny izy ireo fa natao hoan'ny bado ny fivavahana
Io ho'a dia TSISY olona miteny an'io fa dia mbola ianao irery no kibokiboin'ny tsihaitsihay ao.. Fa raha izaho manokana aloha dia tsy ametapetaka ny olona ho "bado", na ho "tsy tena izy", fa raha izay ny "finoany" sy izay hetsiny ao, dia azy ny azy dia mahasoava amin'azy ao...
30. Strong3
(
20/02/2015 12:16)
dia mivadibadika ohatran'ny lela may hoa ra rhaj0 ... tsy misy marina abisaolia anga any no tsy mifototra tsara ny resaka injainjay...?
tsy ianao ve no nilaza teto hoe: "lany andro sy tsy misy mampiasa intsony io baiboly io, angano sy arira... sns "
ka eto dia sahy mivadika hoe : izahay no kibokibonin'ny tsihaitsihay ao ... imagination-anao irery ao moa izy io ka izay tianao amadibadianao azy ao dia anao irery ihany izany , ka tsy hainay forcéna hoe aza MIVADIBADIKA isé ry rhaj0

31. rhaj0
(
20/02/2015 13:30)
esy e ry Strong3... mandana maka pause k'lou fa efa mivilambilana h@ soratrao eeee... :-)
32. Strong3
(
23/02/2015 07:55)
de niakatra ny soratra ... nifarana tamin'ny resaka HS moa izy teo ??? hihihih laol paozy kafé
33. endriny
(
24/02/2015 04:57)
Asa aloha ry zareo fa izay tonga mitondra eo na ny mitady toerana dia toa tomga mivavaka sy manao raki-boady mihintsy a...
Sa ity no tonga amin'ilay fiteny hoe: " Any an-danitra ny valisoanareo ry Malagasy, fa sarotra ho an'ny mpanakarena ny miditr any amin'ny paradisa"
Kanefa ry zareo mpitory an'io tsy misy mandeha tongotra izany a, tsy misy manana trano boroboroka izany a...
Arotsay leiretsy e...

34. Strong3
(
24/02/2015 11:16)
ny sahona no vokon'ny atody moka...
ny voay sitrany ahay vaza-mihota raha mitsako moka...
ny mpanaradrenirano manaiky laingosan'ny mpanao kobakambava!
Ny mpitazana manao tsobo-dranon-dramiangaly
Ny mpitaty rà-kena minaonaona toa sinoa very etana
Aleo manotanitany foana toa izay manaonao foana...
izay tsy mahafehy ny vavany hono mandranitra ady...
Ny mahalala tsara ihany hoa no mahay mamadika ny marina!

35. endriny
(
25/02/2015 15:34)
MIsy olona izany mivavaka mafy dia mafy rehefa mitondra volamena aondrana tsy misy taratasy. Dia asiany albadiry ilay volamena ka tsy hitan'ny scanner rehefa eny Ivato..
Mandaitra be ilay finoana raha toa izany a... Andeha mba hirotsaka ho mpino koa aho. Saingy iza ry zareo ny finoana tsara hidirana a?