Fivavahana, finoana

Maranatha ( 26/12/2014 10:59)
[color=blue]«Araka ny fahazavana izay nomen’ny Tompo ahy , fantatro fa tsy afa-po mihitsy Izy amin’ny zavatra maro izay niseho mikasika ireo mpiasa . Andriamanitra dia tsy nanome ahy ny antsipir... tohiny
novalian'i Maranatha ny 05/01/2015 11:03
Tefigasy ( 25/12/2014 02:21)
Mirary krismasy feno hasambarana, fifaliana, fiadanana hitondra famonjena ho an-izay rehetra mankalaza an'Andriamanitra androany... tohiny
novalian'i bor2lais ny 25/12/2014 09:09
RBNIR ( 25/12/2014 00:43)
Faly misera amin'ny namana rehetra hatrany, Izay mivavaka amin'Andriamanitra dia : 1- Tsy maintsy amin'ny fanahy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54212619cb144/40](Vakio ato)[/url] 2- ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/12/2014 18:56
rhaj0 ( 23/12/2014 18:31)
http://www.lexpressmada.com/blog/actualites/geopolitique-la-toute-puissante-eglise-catholique-24109 [i]On avance aisément que les fidèles catholiques frôlent presque les 40% de la population malga... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 23/01/2015 17:05
moustaraf ( 21/12/2014 04:37)
Salama namana, Mba itondray fanazavana momba an'io fetin'ny NoEl misasak'alina, ny nihaviany sy ny miaraka aminy ,izay tsara ho fantatry ny rehetra.... tohiny
novalian'i RBNIR ny 16/03/2015 11:47
RBNIR ( 20/12/2014 03:32)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=cyh6nZ5w4MA[/youtube] Lehibe ny fitiavan'Andriamanitra an-tsika ry namana isany, Tena lehibe ka nafoiny hatramin'Ilay Zanany Lahy tokana (Ilay tiany indrindra... tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/12/2014 19:02
rhaj0 ( 19/12/2014 16:42)
http://htwins.net/scale2/ Tsindrio io rohy io ambony ahitanao @ kisary "izao tontolo izao", h@ kibontitina kely ka h@ tsy hita pesipesenina, araka ny takatry ny fahalalan-draolombelona @ izao fotoana... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/01/2015 16:03
rhaj0 ( 18/12/2014 17:21)
Asisiko eto ity,azony ... Mopera Urfer no isan'ny nanoratra ilay resaka.. Fanjanarivo http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=44285:vient-de-paraitre-l-la-peur-contr... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/12/2014 13:49
moustaraf ( 17/12/2014 07:47)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?feature=player_embedded&v=677sEB5AyOA[/youtube]... tohiny
rhaj0 ( 16/12/2014 11:36)
Ity izao no reko omaly ary tena mba manentanentana (ahy)... [i]When The Song Of The Angels Is Stilled[/i], ohatra raha mi-[url=https://www.youtube.com/results?search_query=when+the+song+of+the+angels+... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 19/12/2014 16:08
Maranatha ( 15/12/2014 05:26)
[color=blue] «Ny fifohazana dia tsy afaka ny hiforona afatsy hoe toy ny valin-teny omena ny vavaka . Raha mbola tsy manana ny Fanahy Masina ny olona anankiray , dia tsy afaka ny hanome tombam-bidiny ... tohiny
rhaj0 ( 15/12/2014 03:18)
http://www.nytimes.com/2014/12/12/world/europe/dogs-in-heaven-pope-leaves-pearly-gate-open-.html?_r=3 Tao @ New York Times..... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/12/2014 16:15
moustaraf ( 14/12/2014 06:42)
Salama namana, Imano El : amintsika El Io dia sady anarana no qualificatif manondro ny fiavian'Yeshua, 1.Ary manaporofo fa izy dia El koa 2.Izy ilay teny tonga nofo 3. indro nomeko anareo ny teniko ..... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 23/12/2014 14:37
Maranatha ( 12/12/2014 05:14)
[color=blue]«Misy karazan’olona izay mirona mandrakariva ho amin’ny fanoloran-tena hanarahana làlana mitsivalana , ary izy ireo dia mandeha tsy ankiato mihitsy miandry zavatra hafahafa , mahatal... tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/01/2015 08:49
hery ( 11/12/2014 08:33)
Angamba tsy ho tsiny raha mba lazaina eto koa fa misy dia misy ary maro an'isa ireo pretra katolika izay tsy manolana ankizy, tsy homo, tsy manohitra ny Papa, tsy ratsy fitondran-tena... pretra manana... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 24/12/2014 20:03
rhaj0 ( 10/12/2014 15:52)
Tohizako indray ny [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5469de30a50f9]teto[/url] izay efa noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m539e5fc880926]tatsy[/url] sy [url=http://for... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/12/2014 14:56
hery ( 10/12/2014 14:01)
Hitako mahavaly ny ankamaroan'ny fanontaniana ho an'ny Fiangonana Katolika ity video ity ka tiako hozaraina amintsika. Azo valiana raha misy fanontaniana :-) [youtube]https://www.youtube.com/watch?v... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/12/2014 21:41
Hery092 ( 09/12/2014 13:27)
[b]baiboly katolika (version *.txt na texte integral), raha misy hafa koa, ohatra hoe docx... mety [/b] mahita rohy azo hakana azy ty amin'ny aterneto ve nareo azafady ?... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/12/2014 16:23
Tefigasy ( 08/12/2014 13:33)
Nisy tokantrano iray niharan'ny fahasahiranana ara-bola. Tamin'io fotoana io indrindra anefa no narary mafy ihany koa ilay renim-pianakaviana. Nandeha namonjy dokotera izy mivady ary nomen'i dokotera ... tohiny
novalian'i hafahafa ny 16/12/2014 14:03
Maranatha ( 08/12/2014 10:24)
[color=blue] «Ny tena vahoakan’Andriamanitra marina , izay tia amin’ny fo manontolo ny asan’ny Tompo , sy ny famonjena an’ireo fanahy , dia hitsara mandrakariva ny fahotana araka ny toetra... tohiny
novalian'i rekinbelo ny 09/12/2014 09:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 8.6914