Taombaovao JANUS ARIUS

21. rhaj0 ( 05/01/2015 12:05)
vahiny2004:
Andriakaky ô , hay diso daholo daholo izy izany
Allez, venez les amis, on va refaire le monde :-) :-) :-)

Dia efa io hita fa n'izan'iza io izao dia samy manana ny "monde imaginaire"-ny ao io ka dia... hi hi hi ... samy mandresy, samy manana ny marina ao @ "imagination"-ny ao...
22. booboo ( 13/01/2015 17:27)
Vahiny2004 a > @ 18 février izao misy taom-baovao hafa koa ! :-D :-D :-D. Aleo hijanona @ zao @ zay misy foana ny occasions hanaovana fety noho ny taom-baovao eee. Tchin tchin :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0617