ndao mba hivanitika fa faran'ny taona eee...

21. rhaj0 ( 05/01/2015 13:31)
[size=6]Dia hoe.. tena tsy azon'ny olona mihintsy hoe fa maninona ny Kristiana tsy manaiky ny fanambadian'ny homosekisoaly... fa hoe ny zanak'ireo hono ka dia mba ahoana... dia nefany.. I J. hono ka manana dada anankiroa, fanefany dia tena mety tsara noho ny tsara izy...

Dia vao mainkany azany koa hono hoe... nanaiky ve I M. ny ho bevohoka?.. hum... tena mba "adulte consentante" izany hono izy tao t@izany...[/size]
22. rhaj0 ( 05/01/2015 13:34)
[size=8]Nisy tary anankiroa ilay miankanjo lobaka fotsy sy kravaty mainty (sahala @ CIA na polisy) ireny hono nandondona tao an-tranon'i Zandedie.. Dia hozy izy ireo:
- mila miresaka aminao ny momba an'i J. zahay..
Koditra be i Zandedie....
- fa naninona indray azany I J...[/size]
23. rhaj0 ( 07/01/2015 17:00)
[size=8]Dia hoe, narary ny prositaty hono ny Papa (na izay Ingahibe mpitarika fivavahana tianao), ka rahefa natao ny fanasitranana, dia hoe, mila amarinina tsara fa miasa tsara ilay taova, ary dia hozy Radoko hoe, mila manao izy. Ka dia nivory ny olombe, hoe ahoana sy iza ary @ fomba ahoana azany ho hampanaovana an'Ingahibe.
Dia rahefa nieritreritra ela teo Ingahibe, dia nilaza:
"misy conditions 4...
1- mila viavy jamba. Raha mahita mantsy izy mety ho fantany fa hoe..
2- mila viavy marenina. Raha mahare feo mantsy izy mety ho fantany fa hoe...
3- mila viavy vendrana sy dondrona e.. tsisy ho fantany inona no mitranga eo..."
Tonga dia nitsangana olombe iraika. "An... mahalala viavy toa izany aho.."
Dia hoy Ingahibe.. "Fa mbola misy ilay condition faha-4."
Ary avy Ingahibe nibitsibitsika an'ilay olombe : "4- mila viavy be nono..."[/size]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3025