[size=8]Dia hoe, narary ny prositaty hono ny Papa (na izay Ingahibe mpitarika fivavahana tianao), ka rahefa natao ny fanasitranana, dia hoe, mila amarinina tsara fa miasa tsara ilay taova, ary dia hozy Radoko hoe, mila manao izy. Ka dia nivory ny olombe, hoe ahoana sy iza ary @ fomba ahoana azany ho hampanaovana an'Ingahibe.
Dia rahefa nieritreritra ela teo Ingahibe, dia nilaza:
"misy conditions 4...
1- mila viavy jamba. Raha mahita mantsy izy mety ho fantany fa hoe..
2- mila viavy marenina. Raha mahare feo mantsy izy mety ho fantany fa hoe...
3- mila viavy vendrana sy dondrona e.. tsisy ho fantany inona no mitranga eo..."
Tonga dia nitsangana olombe iraika. "An... mahalala viavy toa izany aho.."
Dia hoy Ingahibe.. "Fa mbola misy ilay condition faha-4."
Ary avy Ingahibe nibitsibitsika an'ilay olombe : "4- mila viavy be nono..."[/size]