FIFOHAZANA TENA MARINA SATRIA AMIN’NY ALALAN’NY TENIN’I TSITOHA

1. Maranatha ( 15/12/2014 05:26)
«Ny fifohazana dia tsy afaka ny hiforona afatsy hoe toy ny valin-teny omena ny vavaka . Raha mbola tsy manana ny Fanahy Masina ny olona anankiray , dia tsy afaka ny hanome tombam-bidiny ho an’ny fitoriana ny tenin’Andriamanitra mihitsy io olona io . Kanefa raha vantany vao mahakasika ny fon’ny olona ny herin’ny Fanahy Masina , ireo lahateny atao dia misy vokany . Rehefa tarihin’ireo fampianaran’ny tenin’Andriamanitra sy arahin’ny fisehoan’ny fanahin’Andriamanitra ao anatin’ny asa atao amim-pahalalam-pomba , ireo izay mandray anjara amin’ireny fivoriam-beantsika ireny , dia hahazo fanandramana sarobidy . Rehefa tafaverina ao an-tranony ireo olona ireo , dia handefa hery mahataona finaritra . » Messages Choisis vol 1 p 141 TSINDRIO ETO NY TOHINY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2016