MITANDRINA AMIN’IRENY FIFOHAZANA SANDOKA MAMPIENTANENTANA IRENY

1. Maranatha ( 12/12/2014 05:14)
«Misy karazan’olona izay mirona mandrakariva ho amin’ny fanoloran-tena hanarahana làlana mitsivalana , ary izy ireo dia mandeha tsy ankiato mihitsy miandry zavatra hafahafa , mahatalanjona sy vaovao . Kanefa tian’Andriamanitra isika rehetra hanao hetsika amim-pitandremana fatratra , handanjalanja tsara ny teny ataontsika mba hifanaraka amin’ny fahamarinana amin’izao fotoana izao . Ny fahamarinana izay omena ho an’ny olona dia tsy maintsy ho tsy misy na inona na inona mampientanentana araka izay azo atao , kanefa kosa mitahiry ny herin’ny fahamendrehany sy ny fahalebiazany . Aoka isika hitandrina mba tsy hamporisika ireo izay manana fihevitra diso , izany hoe : Ireo izay avy amin’ny fahadisoana iray , miampita ho amin’ilay fahadisoana iray hafa izay mifanohitra amin’ilay voalohany . Evangéliser p 547 ARAHO ETO NY TOHINY, MBA MAILO
novalian'i Strong3 ny 09/01/2015 08:49
2. Strong3 ( 09/01/2015 08:49)
hafahafa ahoana aloha ilay izy eh?! __ aiza hoaiza no hamaritana fa diso na marina na sandoka ny tranga iray miseho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1195