Fivavahana, finoana
nilex
(
02/02/2015 13:47)
Azafady sao mba misy mahalala fifandraisana na phone ny SE.TE.LA (seheatra teolojika ho an'ny kaika) Ambatonakanga isika.Tena maika be fa hihiditra hianatra....
tohiny
novalian'i endriny ny 10/02/2015 10:03
RBNIR
(
31/01/2015 01:03)
Faly misera hatrany ry namana isany,
Fampitahana :
Ao amin'ny y fanekena vaovao dia
1- ny fitoerana masina (na tabernakely) dia tsy natao tanana fa nataon'Andriamanitra [url=http://www.smartbaiboly....
tohiny
novalian'i RBNIR ny 01/06/2017 05:18
rhaj0
(
30/01/2015 16:18)
Akisako eto koa ity noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54bfce59ad2df/80]tatsy[/url] ity fa hitako tena zava-dehibe ho an'ny Kristiana
[quote=inspired sa dictated]http://en.wikip...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 13/02/2015 08:32
rhaj0
(
30/01/2015 12:40)
Nakisako eto ity resaka [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54bfce59ad2df/100#m54cb7aad1e928]tatsy[/url] ity fa hotry ny mahafinaritra :-)
[quote=rhaj0]
- K'efa hoe efa "misy" Izy ao @ ima...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 13/02/2015 09:14
hafahafa
(
29/01/2015 07:07)
Miarahaba antsika namana rehetra ndray e!
Hono hoa ry zareo:
-Ny fiarahana aminy Jesosy Kristy ve misy fombafomba?
1-Inona marina no tena Tsy hinanan'Ireo namana sasany ny Kisoa?
Ireo kisoa bobaka b a...
tohiny
novalian'i NomeniavoFiderana ny 29/10/2019 15:16
endriny
(
23/01/2015 17:34)
Rehefa mahasoasoa ilay mpitondra fivavahana ilay resaka dia hiraina atao avo be na dia mampitsongolo-body ny ambany lanitra aza.. na iza mpitondra fanjakana eo na iza... na iza filoham-piangonana eo n...
tohiny
novalian'i endriny ny 05/02/2015 06:36
gasy1zay
(
23/01/2015 12:19)
Hoan'ireo namana havanana @ teny anglisy na mba te hiheno ny adihevitra eo @ mpino sy tsy mpino
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=y8hy8NxZvFY [/youtube]
[url=http://forum.serasera.org/media/i...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 16/02/2015 11:38
Strong3
(
20/01/2015 09:06)
« Dia hoy Izy taminy: Izao no teniko izay nolazaiko taminareo, fony mbola tao aminareo Aho, fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nanoratana Ahy teo amin'ny lalàn'i Mosesy sy ny mpaminany ary ny...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 28/01/2015 06:27
Tefigasy
(
19/01/2015 13:28)
Nisy raim-pianakaviana iray izay nadreha fa matin'ny accident de voiture ny zanany vavitokana. Kepoka tsy nahateny, tsy nahatomany, tsy nahahetsika izy nandritran'ny dimy minitra. Avy eo novelominy ny...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/02/2015 12:05
endriny
(
16/01/2015 04:51)
Raha nisy nanopa ny reninao hoy izy ka voan'ny totohondry izy. Dia ara-dalana be izany. Misy fetrany ny fahafan'ny miteny, fa tsy ny finoan'ny hafa akory no zimbazimbaina...
Je suis Char Bon
Vive Fr...
tohiny
novalian'i endriny ny 22/01/2015 08:57
leva2
(
13/01/2015 15:55)
Miarahaba namana isany !
Niarahantsika nahita sy nanaraka ny zava-nisy mamohehitra tao Lafrantsa ka nahatonga ity resaka "Je suis Charlie" ity, ary hitantsika ny akon'izany nanerana izao tontolo izao...
tohiny
novalian'i Rainibalita ny 17/01/2015 13:49
endriny
(
13/01/2015 07:38)
Ry havana malala ao amin'ny Tompo. Eto amin'izao fiainana izao dia misy Hery roa lehibe mifanandrina. Araky ny volaza ao amin'ny baiboly, izay vao novakiantsika teo.. Dia misy ny Herin'ny maizina, iza...
tohiny
novalian'i endriny ny 24/01/2015 07:54
Tefigasy
(
12/01/2015 14:50)
Nandeha nanao voyage tany amin'ny faritra iray atsimo antsinanan'i Madagasikara aho. Fiara tsy mataho-dalana ireny no netiko. Vao niainga teto Tana aloha dia efa otran'ny efa hafahafa izany ny fahazot...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 30/01/2015 08:37
aina15
(
11/01/2015 18:52)
Ny sabata dia andro natokana hivavahana sady arabaiboly. andro fahafir moa ny sabata? araka ny voalaza ao @ exodosy 20:8...dia milaza fa andro fahafito ny sabata. Betsaka koa ny milaza fa sabata dia a...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 08/02/2015 03:33
endriny
(
09/01/2015 18:57)
Dia samia ho tsara zanahary amin'ity taona vaovao ity e?...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 19/01/2015 12:34
rhaj0
(
09/01/2015 13:51)
Ka hoe ny isan'ny tena nahatonga @ izao tranga izao dia ny "satire" (bilagy mi-critique no sady maneso) atao @ Fivavahana/Finoana. Eto izany ny Islamo no nasiana, ary dia tezitra ny "sasany", nivangon...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/01/2015 13:44
hery
(
02/01/2015 23:11)
Tratry ny taona daholo aloha.
Hosoratako ao amin'ny blaogiko lalindalina kokoa ity fa eto aho no maka feeling aloha :-p
Samy manana ny halalin'ny salosany tokoa ny olon-drehetra. Samy manana ny fa...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 29/01/2015 20:40
rhaj0
(
30/12/2014 18:08)
Fa vanitika evanzelika :-)
Dia atao kely ny soratra @ izay TSY mankarary maso :-)
[size=8]Que fait un rabbin aux sports d'hiver? - Un chalom géant !
Comment les bonnes soeurs se reproduisent elle...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 07/01/2015 17:00
Fiffi
(
29/12/2014 08:43)
Miarahaba,
....mba heritreritra fotsiny ny ahy ity an ...fantatro fa tsy hanova na inn na inn lé izy fa mba lasa fotsiny ny heritreritro we:
io hazo fijalian'Tompo io...tam io no nahafaty sy namono...
tohiny
novalian'i moustaraf ny 31/12/2014 14:21
moustaraf
(
29/12/2014 03:55)
Salama namana,
Momba ity fetin'ny taombaovao ity ndray no asiana resaka.
SEPTembre : volana faha 7
OCTObre :volana faha 8
NOVembre : volana faha 9
DECembre : volana faha 10
Nahoana ary ny
JANVIER avy...
tohiny
novalian'i booboo ny 13/01/2015 17:27
