"inspired"sa "dictated"

21. rhaj0 ( 04/02/2015 21:19)
ntss.... raha nisafidy i Eva ny tsy nanao izay nolazain'i bibilava, dia... TSY tafidina tety izy sy Adama, ary dia TSY nahalala ni-sex koa zareo... ary dia TSISY teraka isika mianakavy :-)
22. endriny ( 05/02/2015 06:28)

gasy1zay:

Afaka nisafidy i Eva na hihaino sy hino izay nolazain'Andriamanitra na hihainoa izay nolazain'ny bibilava, ny olombelona navelan'Andrimanitra hisafidy foana saingy manome torolalana izy mba tsy ho diso safidy isika, saingy ...hatrany amboalohany ka mandraka ankehitrio dia mora kokoa hoan'ny olombelona ny manaiky ilay rain'ny lainga dia io betsaka voafitaka io hoe : tsy ho faty izany ianareo, tsy misy afobe izany, tsy misy Andriamanitra izany, tsy misy fahotana izany, tsy misy devoly izany .......

Ity Atr'Israely tompointsika ity ho'a somary sadikadikan-draha... Efa zavatra tsy azo ohanina ve dia naninona no mbola namboleny tao Edena sy nasiany voany tsara maka fanahy olona ohatran'izany...

Saingy safidy tokana io tamin'izany andro izany, fa tao aorian'io vao nahalala ny tsara sy ny ratsy ny olombelona ka nitombo ny safidy...

Fa ity koa: Diso safidy koa ve Atra tao Edena? I Adama sy Lilita mantsy mpivady voalohany namboariny saingy tsy nanaiky ny sitrapon'i Adama I Lilita, izay tsy hay moa hoe inona no sitrapon'i Adama tamin'i Lilita, dia noroahin'Atra hiala tao Edena I Lilita. Ary dia namorona an'i Eva indray izy... kay koa moa ity faharoa vao maika aza nihinana ilay voankazo voarara...
23. Strong3 ( 05/02/2015 07:34)

rhaj0:

+/- miombo-kevitra @ lazain'i Strong3 io ambony io, afa-tsy ny fantsy farany...

Strong3:
ohatra amin'izany ny fahalalana raikitra tsy mivoatra ao anatin'ny athée, vao mahita olona mivavaka de lazaina fa ireo indray ry ...

Raha izaho aloha, dia raha mivavaka ianao, dia hoy aho hoe, mahasoava ao...

Fa rahefa mandrebireby ahy ianao, na mandrebireby ny fiaraha-monina, ka manery mampihatra ny finoanao (na ny imagination-nao) @ hafa, dia izay aho vao hidrikina sy hilaza hoe "ireo indray ry..."

hihihi

fantsy hampitatra resaka iny nefa te hilaza fa na ny athée aza dia misy fikatonan-tsaina ihany mitovy amin'ny siansa izay tsy mahalala afatsy ny zavatra hita maso
24. rhaj0 ( 05/02/2015 11:18)
Strong3:
...na ny athée aza dia misy fikatonan-tsaina ihany mitovy amin'ny siansa izay tsy mahalala afatsy ny zavatra hita maso ...

Tena lazainao fa "mikatona saina" izany ny olona rahefa tsy "misokatra" @ zavatra TSY hita maso ilay olona... "zavatra tsy hita maso" ???? ... TSY hita maso fa hita ao @ imagination-n'ny tsirairay ao.

Ny marimarina koakoa izany, dia TSY misokatra @ zavatra hitan'ny imagination-NAO, na anareo collectivement, ny sain'ilay olona.. Izay ve no amaritan'i Strong3 ny hoe "mikato-tsaina" ??

Na izany na tsy izany, dia izaho aloha tsy miteny @ anaran'ny Athee sy Siantista rehetra, fa raha izaho, dia kOpy tanteraka ny "fisian-javatra" ao @ imagination-NA(RE)O ao... afaka imaginer-ko koa ny "zavatra tsy hita maso" izay imaginer-nao ao... na "dictated" ny finoanao, na "inspired".

25. Strong3 ( 05/02/2015 12:05)

Ataontsika ao antin'ny lohahevitra aloha ilay resaka eto fa tsy manondro olona anakiray ho vantanin'ndresaka!

Nahoana moa ny siansa na ny athée no tsy manana saina ho laniana amin'ny zavatra tsy hitan'ny masony sy tsy azo tsapain-tanana?

ny fandrosoan'ny tontolo hitamaso no manintona ny sain'izy ireo kokoa; ka manivahiva ny tontolo tsy hita maso izy ireo.

Manaporofo ny zavatra rehetra hoe tonga hoazy na tsia no mahalany ny androny, ny mamorona endrika vaovao eo amin'ny natiora,
Nefa ny mahagaga dia ireo zavatra iainany na kirakirainy na ahodiny mba ho tonga zava-baovao eo imasony dia tsy fantany fiandohana.

ka ilay maha inspired ahy na tsia namana dia tsy mampikatona ahy amin'ny hevitra hafa , fa vao maika aza hisokafako bebe kokoa

hitako fa tsara ny siansa ary mampitombo ahy bebe kokoa ny fahitako ireo hevitra entin'ny athée hanoherena ny tontolo tsy hitamaso indrindra Ilay Atra Tompo nanolotra ny teny hosoratan'ny olona nanaiky azy.

fa izao namana tiako marihina kely, na notsidriamandry na nanaovana soratononina dia iray ihany amiko saingy eo amin'ny lafim-pinoana dia heverinao fa mitovy amin'ny hafa ny baiboly , tsia tsy mitovy amin'ilay didacted ny nanoratana ny baiboly na dia kely aza satria ny an'ireny dia tsy mazava ny filazany. nisy nanao soratononina nefa ny tao amin'ny baiboly ihany no nosoratany tao.
Fa azo antoka ihany alha ny baiboly raha izay satria na finoana tsy mitovy aza dia nampitain'ilay andriamanin'izireo tany amin'ny bokiny ny ampahan'ny baiboly.

26. rhaj0 ( 05/02/2015 14:47)
Strong3:
Nahoana moa ny siansa na ny athée no tsy manana saina ho laniana amin'ny zavatra tsy hitan'ny masony sy tsy azo tsapain-tanana?

Ny quark angaha moa hitan'ny masony ?
Ilay ao @ imagination-nao no ... ny psy sy ny sosiology koa mandany andro mi-imaginer azy koa..

Strong3:
na notsidriamandry na nanaovana soratononina dia iray ihany amiko

Aza avily fa "inspiration" k'lou fa tsy "tsindri-mandry" no resahina e... Ny artista na ny mpanoratra koa no manainga ny "inspiration"-ny avy amina "muse" ohatra.

Dia ivereno indray hoe ny fantsinao: na mahazo inspiration avy @ olon-tianao ohatra ianao (izy no muse-nao) ka manoratra roman, na tononin'ilay olon-tianao hoe izao soratana, dia "iray ihany izany aminao" ?? jamban'ny fitiavana tokoany izany ianao ao...

ya ya... fa io ho'a ve tsy ho lazainao indray hoe, izay lojikan sy izay famaritana ananan'ny samy olb dia tsinontsinona rahefa Izy no resahina.. (araka ny imagination-nao irery ao)
27. Strong3 ( 09/02/2015 13:38)
hihih ka olona tena faratapo-pahaizana nge izany ry sakaiza ilay mpanoratra raha io no imagination'isé eh

mba efa nahavita vaky azy manotolo moa isé io??? __ efa nomeko tatsy ny famitinana azy manotolo, asa raha mba hitan'ilay namana iray sabatista iny izy ao io hihih

HENJANA NY MPANORATRA NY BAIBOLY RAHA SAIN'OLOMBELONA OHATRA AHY SY IANAO IHANY NO nanana inspiration tahaka io
28. rhaj0 ( 09/02/2015 13:46)
Izaho angaha no nilaza fa "inspiration" ny an'ny author of the Bible ? Ny "Kristiana moderna" no nilaza izany fa naveriko fotsiny. Io ny source...

rhaj0:
http://en.wikipedia.org/wiki/Authorship_of_the_Bible
The usual position held in modern Christian theology is that the word was inspired by God, while there are some believe that God verbally dictated the word to those who recorded it...

ka dia mila miady @ "modern Christian" ianao izany ry Strong3..

esy e... ka TOKANA NY MARINA sa tsy tokana e ???
29. endriny ( 09/02/2015 15:39)
HIverina kely amin'ilay lohahevitra aho

"inspired"sa "dictated"

Ny fampinoana olona iray araka ny finoana tandrefana dia "Dictated" noho ny antony telo:

1) Daogima io ka tsy maintsy inoanao raha tsy izany ianao tsy namanay
2) Ny zaza dia tsy maintsy manaraka ny RR miangona sy manao ny fomba fomba rehetra ao am-piangonana. Tsy anontaniana ny heviny, tsy andrasana mba hoe dimy taona izy
3) Rehefa tsy namanay dia aringanay: "testamenta taloha, helo, Jentilisa, Silamo, Boda, ..."

Fa "Inspired" ihany koa ilay izy, rehefa vitanao ilay "dictation steps".. DIa eo amin'izay isika no manao ilay hoe: "Fa naninona aza no izy zanak'Atra no nijaly toa izany, fa maninona raha izaho izay mpanota , sy mpijangajanga sy mpandainga ity...?". Dia lasa amin'izay mandohalika isan-kariva, mikapoka tena esaky ny zoma masina, dia manao rakitra bobaka be ho fieken-keloka...
30. Strong3 ( 10/02/2015 07:31)

rhaj0:

Izaho angaha no nilaza fa "inspiration" ny an'ny author of the Bible ? Ny "Kristiana moderna" no nilaza izany fa naveriko fotsiny. Io ny source...

rhaj0:
http://en.wikipedia.org/wiki/Authorship_of_the_Bible
The usual position held in modern Christian theology is that the word was inspired by God, while there are some believe that God verbally dictated the word to those who recorded it...

ka dia mila miady @ "modern Christian" ianao izany ry Strong3..

esy e... ka TOKANA NY MARINA sa tsy tokana e ???

ny kilasifikasion-ao hoe misy kristiana maoderina sy tsy maoderina dia anao manokana iny sy an'izay te hana-kilasy ny tenany ny amin'izany.

__ fa ny marina dia tokana ; NANAO NY PLANINY Atra
maharaka izany planina nataony izany ve ny mpivavaka sy ny olombelona rehetra???

1/ famoronana
2/ fampitomboana
3/ famonjena
4/ fampiakarana
5/ fanafoanana
6/ fiainana vaovao (famoronana bis)
7/ fitsaharana mandrakizay

ny mpandinika isa dia mahatsikaritra avy hatrany fa planina maty paika no nataon'Atra.

KA ANISAN'NY FAHADISOANA NY TSY FAHALALANA IZANY PLANINA IZANY.
« Dia izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, Izaho no efa nametraka vato ao Ziona, dia vato voazaha toetra, vato tsara izay fehizoro voaorina ho fanorenana mafy, ka tsy mba ho taitra izay mino. » (Isaia 28:16)
« Tahaka ny olona nanao trano izy, izay nihady lalina ary nanisy fanorenana teo ambonin'ny vatolampy; ary nony tondraka ny rano, dia namely mafy izany trano izany ny riaka, nefa tsy nahahozongozona azy, satria tsara fanorenana* izy.[*Na: naorina teo ambonin'ny vatolampy izy] » (Lioka 6:48)

NY FAHALALANA TSARA NO MIANTOKA NY FINOANA TSY HIVADIKA NA HIRODANA
31. endriny ( 10/02/2015 10:23)

Hono ho'a aza fady: "raha tena mino an'io Atra io tokoa isika, izay tsy iza akory fa Atr'Israely, nahoana isika no namorona boky hafa ankatry ny Torah?"
32. Strong3 ( 12/02/2015 10:31)
hihihi... izay ilay lazaiko hoe : "ny tsy fahafantaranareo ny planin'Atra no mampiteniteny foana anareo"

Mat17:5 mba vakio rehefa mahita baiboly ___ heviny: mbola mitohy ny resaka fa tsy tapitra eo amin'ny torah.
fa ry hebraika mesianika sy ny gasy jiosy no MANAPAKA NY BAIBOLY HO eo amin'ny torah ihany

Atr'Israely ahoana koa e??? nga ny soratra milaza izany; nofidiana mba halaitahaka fotsiny ihany ireo fa tsy azy ireo ireny Atra.
Manafy izany Atra; ny zanak'israely aza tsy FIDELE AMIN'ATRA akory koa hofikiriny irery ahoana. olona efa nialan'Atra fo ireo.
Nefa mbola te ho amarinina amin'ny torah ihany. amin'izay hono Atra hiverina hitia azy. hahahah

Mitoy ny tantara fa tsy araka ny fahalalan'ny sasany azy...
33. rhaj0 ( 12/02/2015 11:55)
Strong3:
Mitoy ny tantara fa tsy araka ny fahalalan'ny sasany azy...

Iiiieeee... "tantara" marina...

Rahefa mitantara ilay tantaran'ny peuple elu novonjen'A.tra tao Ejipta izao i Strong3 teo, dia tena hitako sahala @ zazakely mitantara ny tantara favori-ny.

hazavaiko..

Hitanao t@ zazakely, dia mirevy western.. dia mi-s'identifier @ ilay kaofiboy tahak'n'inona.. dia faly ery fa "ripaka ny Indiana"... Izao ianao izao ry Strong3, lazainao fa "mitombo fahalalana", dia mbola faly ve ianao mitantara fa "ripaka ny Indiana" ??

kanefa eto, dia toa faly ianao fa "ripaka ireo Ejiptiana", h@ lhl sy vhv ka h@ ankizy sy ny antitra.. eny, h@ akoho aman-kisoany azany...

"grow up" re ry Strong3 aaa.... jeren'ny Ankizy anie ianao e...

34. Strong3 ( 12/02/2015 13:00)
mdr... hihihi

tena efa nialanao lavitra mihitsy ny fahateren-tsaina namana rhaj0

tsy mahagaga anefa izany fa efa tonga ohatran'ny robot ny tany mandroso ianao ka tsy manana fifantohana amin'ny tsy hita maso

lol
35. rhaj0 ( 12/02/2015 13:39)
djisaosy kiraisita... dadany indray izany "fifantohana amin'ny tsy hita maso ".. wow ...
36. Strong3 ( 13/02/2015 08:32)
ka afaka ambaranao ve hoe misy fotoana mba handiniana izany intsony ve ianareo any eh?

zézoui mari zôzéfa ... hoe http://smileys.smilchat.net/smiley/mad/ffou2.gif
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1518