lanja ve? an an ka!... sanda angamba no manakaiky azy kokoa ; valeur no tiana resahana eto. ka io voambolana io no hitko fa mahalaza ny tiako hafampizarantsika.
« fa nofoanany ny tenany tamin'ny nakany ny endriky ny mpanompo sy nahatongavany ho manam-pitoviana amin'ny olona; » (Filipiana 2:7)
« Dia toy izany koa Kristy: tsy Izy no nanandratra ny tenany ho Mpisoronabe, fa Ilay nanao taminy hoe: "Zanako Hianao, Izaho niteraka Anao androany" (Sal.2.7); » (Hebreo 5:5)
__ raha somary velarina kely dia hita fa ampaha-telon'ny filazana an'i Jesosy Kristy ny torah. fa tsy mahafeno Azy; araka izay voalazan'ny Apok12.