Dia ahoana indray izao no mety ho vali-kafatr' i Je suis Charlie tamin'ireny hafatry ny Papa ireny
21. vahiny2004
(
19/01/2015 09:25)
rhaj0:
Raiso ho'a hoe inona no nilavana ny "bouffon du roi" taloha e...
Dia heverivereto koa i Francis Turbo, hoe hatraiza izy no afaka hampihomehy anao..
Toa nisy nahazo procès ihany nampitovy ramatoa iray ao "an-dapa" t@ rajako a ... asa raha azonareo ny tiako ambara .. Sa ireny izany tsy pro ?
22. endriny
(
20/01/2015 13:51)
vahiny2004:
[quote=rhaj0]
Toa nisy nahazo procès ihany nampitovy ramatoa iray ao "an-dapa" t@ rajako a ... asa raha azonareo ny tiako ambara .. Sa ireny izany tsy pro ?
Marina io, saingy io koa mbola miankina amin'ny tongilana ataon'ny fitsarana arakaraky ny fananan'ilay olona mitory na ny toerana ara-politikan'ilay olona mitory a...
Talohan'ny nilazan''ny Papa an'ity fanambarana ity dia niogaoga daholo ny kristianina, kanefa vao naheno ity dia toa zary nangina... Ny firenena hafa aza lasa nilaza hoe: malalaka ny fananganana finoana eto aminay, ary arovana daholo na silamo aza.... Mba hampitoniana ireo miantsy fankahalana Silamo.
Na izany aza, dia mbola eo ilay hoe ambony firazanana: Jiosy sy Frantsay....
23. sitlo
(
21/01/2015 03:14)
Fa efa firy moa no efa novonoin'ny kristianina fa hoe manohitra na maniratsira ny finoany e. Galilée, izay nahita fa boribory ny tany ary ny tany mihodina amin'ny masoandro, aza saika novonoiny raha tsy nanohitra ny voka-pikarohany.
Raha Charlie tamin'izany efa nahantona naseho eraky ny tanàna mihitsy ny lohany.

24. RBNIR
(
21/01/2015 09:14)
sitlo:

Faly misera namana,
Sao dia mba tsy kristianina kosa no nanao an'izany fa mety olona "noheverina" ho kristianina na olona "nisandoka" ho kristianina" na olona tsy nahafantatra fa noheveriny ho kristianina ny tenany nefa tsy izy akory (voafitaka tamin'ny sainy).
Raha tena kristianina marina mantsy dia .........
« Efa renareo fa voalaza tamin'ny ntaolo hoe: Aza mamono olona (Eks. 20. 13); ary izay mamono olona dia miendrika hohelohina amin'ny fitsarana. » (Mat.5:21)
« Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Izay rehetra tezitra* amin'ny rahalahiny dia miendrika hohelohina amin'ny fitsarana; ary na zovy na zovy no hanao amin'ny rahalahiny hoe: Olom-poana ianao, dia miendrika hohelohina amin'ny Synedriona; ary na zovy na zovy no hanao hoe: Foka ialahy, dia miendrika ho ao amin'ny helo** mirehitra afo. [*Na: tezitra foana] [**Gr. Gehena] » (Mat.5:22)
Tsy tokony hatao hahagaga ihany koa anefa raha mahatsikaritra izany ianao namana satria efa voasoratra ny mikasika azy ireny :
« [Ny hahafantarana ny mpampianatra sandoka, sy faminaniana ny handringanana azy] Efa nisy mpaminany sandoka teo amin'ny olona Isiraely, ary hisy koa mpampianatra sandoka tahaka izany eo aminareo, izay hahatonga mangingina sain-diso* mahavery ary handà ny Tompo Izay nividy azy aza ka hahatonga fahaverezana tampoka ho amin'ny tenany. [* Na: fitokoana] » (2 Pet.2:1)
« Ary maro no hanaraka ny fijejojejoany; ka ireny no hitenenan-dratsy* ny lalan'ny fahamarinana. [* Gr. hanaovana blasfemia, izahao Mat.9.3] » (2 Pet. 2:2)
Rehefa mandà io ny Tompo ka tsy mankato an'ireo teny ao amin'ny Mat.5:21,22 ireo dia tsy maintsy miafara amin'izany e!
Samia ho tahin'ny Tompo namana,
25. rhaj0
(
21/01/2015 11:00)
RBNIR:
Sao dia mba tsy kristianina kosa no nanao an'izany fa mety olona "noheverina" ho kristianina na olona "nisandoka" ho kristianina" na olona tsy nahafantatra fa noheveriny ho kristianina ny tenany nefa tsy izy akory (voafitaka tamin'ny sainy).
Raha tena kristianina marina mantsy dia .........
Famaritana ny hoe "kristiana": "Qui est baptisé et croit en Jésus-Christ"
Ka "Kristiana" re izy ireo ry RBNIR a.. fa mety hoe "Kristiana TSY toa anao"
Fa giravy ihany ny ao @ "imagination"-nao ao raha izany... Raha ny fahitako azy avy ety an-tendron'oroko, dia tena hoe, raha hitariko, dia tena hoe "olona-tena-tsy-mba-olona" izay olona hafa rehetra "TSY toa anao"
Fa dia mahasoava ao aminao ao izany izany e...
26. RBNIR
(
21/01/2015 12:37)
Namana rhajo Mino Azy = Mino izay fahamarinana lazainy ary manaja sy mitandrina izany.
Manome ohatra aho : ireo devoly koa dia nahalala ary nino Azy, fa nanaja Azy v nefa?? Dia otran'izay e, tsy izay rehetra milaza fa mino Azy no mino Azy namana...

27. rhaj0
(
21/01/2015 13:30)
RBNIR:
Namana rhajo Mino Azy = Mino izay fahamarinana lazainy ary manaja sy mitandrina izany.
Manome ohatra aho : ireo devoly koa dia nahalala ary nino Azy, fa nanaja Azy v nefa?? Dia otran'izay e, tsy izay rehetra milaza fa mino Azy no mino Azy namana...
Croire = avoir la foi
Foi = Croyance ferme en un dogme.
Dogme = Principe incontestable d'une doctrine.
Doctrine = Ensemble de principes ou d'opinions liés à un penseur, à un mouvement littéraire, religieux, politique, etc.
Croyance = Action de croire, de se fier à quelque chose. Synonyme adhésion
Ka hafa ny "mino", fa mbola dingana hafa ny "manaja sy mitandrina izay inoana" kosany re ry RBNIR o...
ka dia Kristiana daholo ireo tanisaina lava ireo:
[I]"...ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga .."[/I] h@ ireo [I]"djihadistes Kristiana"[/I] taloha (na mpanao guerre sainte raha tsy tianao ny djihadiste)
28. hery
(
21/01/2015 14:00)
Toa izao no navalin'ny Papa fanazavana ilay nolazainy io
Hoy izy hoe "Ny liberté d'expression dia mila arahan'ny prudence. Satria raha ny teoria dia tokony tsy hisy fetra, saingy ny olona manodidina anao dia olombelona ihany, mety ho tohina, mety ho tezitra etc. Ka ny prudence no mametra ny zavatra atao.

29. RBNIR
(
21/01/2015 17:31)
rhaj0:
RBNIR:
Namana rhajo Mino Azy = Mino izay fahamarinana lazainy ary manaja sy mitandrina izany.
Manome ohatra aho : ireo devoly koa dia nahalala ary nino Azy, fa nanaja Azy v nefa?? Dia otran'izay e, tsy izay rehetra milaza fa mino Azy no mino Azy namana...
Croire = avoir la foi
Foi = Croyance ferme en un dogme.
Dogme = Principe incontestable d'une doctrine.
Doctrine = Ensemble de principes ou d'opinions liés à un penseur, à un mouvement littéraire, religieux, politique, etc.
Croyance = Action de croire, de se fier à quelque chose. Synonyme adhésion
Ka hafa ny "mino", fa mbola dingana hafa ny "manaja sy mitandrina izay inoana" kosany re ry RBNIR o...
Définition-tsika olombelona io namana fa hafa ny an'Andriamanitra.
30. rhaj0
(
21/01/2015 17:55)
Hafa hoe "ny anao" (sy ny miaraka aminao)...
Fa tena mba mahasahy koa ianao mahalaza fa ianao no tena mahalala ny an'Atra...
Mirimorimo be ho'a ny imagination-nao ao izany e.. tena tsy arakay (olombelona)...

31. RBNIR
(
21/01/2015 17:55)
Vakio ny tantaran'i Abrahama fa nisy zavatra notenenin'Andriamanitra dia iny no ninoany na dia tsy mbola hitany aza.
Dia toy izany koa nisy ny zavatra notenenin'i Jesosy Tompo (fiainana mandrak'izay) dia nambarany fa izay manao ny Sitrapon'ny Rainy ihany no ho tafiditra any. Dia ireo Sitrapon'ny Rainy ireo no nampianariny sy nasainy nampianarina.
Izay mino an'izany no hanana ny fiainana, izay tsy mino kosa ka tsy manao ireo Sitrapon'ny Rainy ireo dia tsy hanana anjara.
Hebreo 11:1 "Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita."
Zavatra tsy hita no ampanantenaina ho azo. Ary misy zavatra ampanaovin'Andriamanitra ny olona amin'izany. Izay manao no atao hoe Mino, izay tsy manao kosa dia tsia.....
Samia ho tahin'ny Tompo namana

32. endriny
(
22/01/2015 08:57)
sitlo:
Fa efa firy moa no efa novonoin'ny kristianina fa hoe manohitra na maniratsira ny finoany e. Galilée, izay nahita fa boribory ny tany ary ny tany mihodina amin'ny masoandro, aza saika novonoiny raha tsy nanohitra ny voka-pikarohany.
Raha Charlie tamin'izany efa nahantona naseho eraky ny tanàna mihitsy ny lohany.
Ho an'ny atao hoe tandrefana kosa ange dia izay lazain'ny mpitondra fivavahana kristianina ihany no atao hoe marina e. Rehefa teneniny hoe foano ny firenena mifototra amin'ny Sariah fa manohitohina ny fanaparitahanay ny testamenta vaovao, dia tonga mandrangaranga basy sy midaroka ny tandrefana...