Dia ahoana indray izao no mety ho vali-kafatr' i Je suis Charlie tamin'ireny hafatry ny Papa ireny
1. endriny
(
16/01/2015 04:51)
Raha nisy nanopa ny reninao hoy izy ka voan'ny totohondry izy. Dia ara-dalana be izany. Misy fetrany ny fahafan'ny miteny, fa tsy ny finoan'ny hafa akory no zimbazimbaina...
Je suis Char Bon
Vive Fransoa... Dia mba tongava aty Madagasikara fa tssss
Je suis Char Bon
Vive Fransoa... Dia mba tongava aty Madagasikara fa tssss
répondu par endriny le 22/01/2015 08:57
2. rhaj0
(
16/01/2015 13:58)
http://www.lapresse.ca/international/dossiers/
Car «si un grand ami parle mal de ma mère, il peut s'attendre à un coup de poing, et c'est normal. On ne peut provoquer, on ne peut insulter la foi des autres, on ne peut la tourner en dérision!», a-t-il insisté.
Io hozy ny gazety (ngo dia misy hlaza hoe i Endriny indray no manitatra).. daia ahoana indray izao ny spin ataon'i Curie...
Tena tsy 'mampino' kosany ity... esy e... tena hors-sujet i Ra-Papa... hi hi hi... Satire ataon'i Charlie Hebdo no resaka, ka ny valin-dresakany dia ny namany sy ny mamany, dia hoe raha mamango dia normal... hou la la...

3. rhaj0
(
16/01/2015 14:00)
o boy... taiza retany no nisy mpanabe ka milaza hoe 'normal' ny 'coup de poing' ???
[size=8](t@ l'an 0 angamba izany no normal, fa mifohaza Ra-Papa aa...)[/size] :-)
[size=8](t@ l'an 0 angamba izany no normal, fa mifohaza Ra-Papa aa...)[/size] :-)
4. hery
(
16/01/2015 14:08)
Izany no hahitana fa tsy sekta ny Katolika :-)
Manana ny heviny amin'ny zavatra izay mitranga koa ny Papa
Manana ny heviny amin'ny zavatra izay mitranga koa ny Papa
5. gasy1zay
(
16/01/2015 14:09)
rhaj0:
o boy... taiza retany no nisy mpanabe ka milaza hoe 'normal' ny 'coup de poing' ???
[size=8](t@ l'an 0 angamba izany no normal, fa mifohaza Ra-Papa aa...)[/size] :-)
Niova indray nga ny fijerin'i rhaj0 an'ity papa moderna ity :)
6. rhaj0
(
16/01/2015 14:56)
gasy1zay:
Niova indray nga ny fijerin'i rhaj0 an'ity papa moderna ity :)
Moderna izy fa mbola ... "papa" e... Fa tiako aloha rahefa izy mba moderne e...
Fa vao namakivaky ny tahirin-dahatsoratra an-gazety aho izao, dia nahita ity ohatra:
Le directeur général du ministère de la Population et des affaires sociales, Jaona Andriamboahangy rapporte que « 46,5% des femmes victimes de violences, pensent que l'acte qu'on leur inflige, est tout à fait normal.
Io nohamafisin'ny Papa io izany fa ny violence (coup de poing ohatra) dia 'normal'... rahefa 'misy antony io'... k'izy koa azany mba manao rahefa miteniteny zava-dratsy @ mamany hono ianao kouh...
7. rhaj0
(
16/01/2015 15:12)
hery:
Izany no hahitana fa tsy sekta ny Katolika :-)
Miombo-kevitra tanteraka... raha ohatra ka TSY manaraka an-jambany izay tenenin'i Debabe ireo mpanaraka azy..
Ary dia iriko sy antenaiko ary inoako marina re ry Hery fa tsy mba isan'ireo olona mi-recourir amina violence ianao, n'inon'inona zavatra mitranga aminao ao, n'inon'inona fampianarana atolotry ny Debabe
8. gasy1zay
(
16/01/2015 15:23)
rhaj0 > tsapanao ihany ny farany fa ilaina ilay fifandeferana, tsy tsara ny violence na physique io na "morale" na "verbale", ny sasany manko tsy mahatsapa hoe ny teny avoakany na soratany mbola mandratra ny hafa noho ny daka sy ny totohondry.
9. rhaj0
(
16/01/2015 15:27)
Dia tsy sasatra ny mampifangaro voraka resaka i Gasy1zay, izaho koa tsy sasatra ny manitsy :-)
Averiko eto indray ity resaka Charlie ity fa "satire" anie no resaka e... satire ataon'ny profesionely toa an'i Charlie na koa I Dieudonné, fa tsy izay 'sangisangin'i Zefania' na 'vavan'i peloozy' any...
Ny ntaolo vazaha izao nanana izay instinct izay hoe, misy ny bouffon du roi, dia na manalika ny Roi azany izy dia ... "La population comprend parfaitement que c'est là leur fonction".
Rahefa tsisy echappatoire ny mpokona, echappatoire @ puissance-n'ny puissants sy I la-toute-pissante-Eglise, dia ... ataovy ao ihany fa dia ifoterany ao eo..

10. vahiny2004
(
16/01/2015 15:49)

"satire" = tout est permis ?
Misy lehibe tao @ satire koa ato manana fijery hafa ... nefa toa vazaha ihany ity izy, tokony ho "nahazo resaka" fa tsy nandra ohatry ny tsy mahatakatra ny "satirique" ????
http://www.lefigaro.fr/culture/2015/01/15/03004-20150115ARTFIG00094--charlie-hebdo-delfeil-de-ton-lance-une-polemique-sur-charb.php#xtor=AL-201
Mety hiafara izy ity @ hoe rehefa samy tsy misy manana limite dia samy tsy misy manana limite. Samy tsy mifankazo resaka e
11. rhaj0
(
16/01/2015 16:03)
Mifankahazo aloha ny resaka fa hoe, ilay profesionely no manao satire, fa tsy hoe izaho sy ianao no mifampisinto-bolo eto.
Rahefa mazava fa "natao hanao satire" ilay caricaturiste na comedien na ilay bouffon du roi, dia "izay no andraisana azy".
ka aty @ tany tandrefana dia izay no hoe "La population comprend parfaitement que c'est là leur fonction".
ka rahefa manao sary i Charlie Hebdo, rahefa mandrangitra atsy @ "Tonigh Show" i Jay Leno, rahefa manadrohadro i Eric Salvail ao @ "Ce soir tout est permis", rahefa mandrangitra i Francis Turbo, dia ny tandrefana aty dia mandray izany arak'izany... afa-tsy ny sasany.
Dia inona moa ny hamakian'ilay Imam atsy Yemen loha ny ataon'olo any Danemark. F'angaha koa moa ny olona any Danemark mijery izay soratan'izay gazety atsy Yemen..

12. endriny
(
16/01/2015 16:04)
hery:
Izany no hahitana fa tsy sekta ny Katolika :-)
Manana ny heviny amin'ny zavatra izay mitranga koa ny Papa
Fa ahoana tokoa moa no tsy maha sekta ny Katolika kanefa sampan nivoaka avy tao amin'ny Jodaisma izy. Mino ny Atr'i Israely fa kosa niova famindra fa nifototra fotsiny tamin'ny fampianarana netin'ny mpitarika sekta anakiray natao hoe.
Voa indray ianao RaHery fa ny Papa aza tsy niteny hoe aleo Atra no hamaly azy. Fa ianao kosa aloha tsara fanahy be eh..
13. gasy1zay
(
16/01/2015 16:07)
rhaj0 > ianao mahazo tsara ny resaka satire izany tokony mba makany France mampianatra an'ireo mpitondra frantsay satria ry zareo izany tsy mahay azy tsara satria ohatrany efa heritaona mahery ingahy Dieudonné no nihidy antrano fa voasakatsakana foana fa hoe tsy mety ny ataony sy ny ambarany ary izao moa izy toa garde à vue mintsy.
14. gasy1zay
(
16/01/2015 16:49)
raha mbola tsy azon'i rhaj0 ihany ilay fifandeferana sy fifanajana vohizin'ny sasany dia aleo alaiko ilay fanazavana anaty article figaro :
http://www.lefigaro.fr/medias/2015/01/13/20004-20150113ARTFIG00244-la-une-de-charlie-hebdo-censuree-par-de-nombreux-medias-anglo-saxons.php
Au lendemain de l'attentat contre le journal satirique, de nombreux grands médias anglo-saxons avaient déjà évité de diffuser les caricatures controversées du journal pour ne pas «heurter les sensibilités religieuses», affirmaient-ils.
Mety tsy mahazo satire koa ve izany ny anglosaxon raha mahatsapa hoe mety hanafitohina ny sasany ny sarin'i Charlie Hebdo dia aleo tsy publiena? Izaho ary mahita hoe ilay publication censurée farany iny dia moins choquante noho ilay "le coran c'est de la m...".
Ka tsy zavatra toy io ve ilay ambaran'i rhaj0 hoe afaka miaramiaina ve isika? Raha manohitohina ny hafa dia aleo tsy atao na dia eo aza liberté d'expression.

15. rhaj0
(
16/01/2015 17:02)
Azoko ny fifandeferana.. Ny Kanadiana dia ity hoe "accomodements raisonnables" ity no isan'ny soatoaviny. Afaka "milefitra" zahay, hozy ny Kanadiana, fa ao anatin'ny "raisonnables". Arakaraka ny tranga io. Dia arakaraka ny fotoana (mety miova hevitra rahefa mivoatra ny fotoana).
Fa kosa, ny resaka fototra, dia hoe, arovana ny "liberte d'expression" @ ankapobeny. Io aloha dia TSY ileferana. Mety tsy ho ampiasaiko ohatra izany, fa kosa, raha tia ampiasa azy ny hafa, dia hiady aho ny ahafahany mampiasa izany.

16. rhaj0
(
16/01/2015 17:37)
gasy1zay:
rhaj0 > ianao mahazo tsara ny resaka satire izany tokony mba makany France mampianatra an'ireo mpitondra frantsay..
ny frantsay... aaaaahhhh... ho lava ny resaka fa tazomy fotsiny aho :-)
Fa in-1 mandeha ho'a ni-critique ny frantsay ilay Eric Salvail io (toa t@ ilay fandaharana TV hoe "ce soir tout est permis" izy izay). Misy an'izany hoe, henjehiny sahala @ manenjika lolo @ filet ireny ilay frantsay, dia tazominy tsindriany dia asiany ranomanitra fa maimbo helika sy be volo-kelika hono... :-)
F'efa hoe satire ilay izy... fa tezitra be ny frantsay sasany, ary nitabataba be.. dia nilefitra ny kanadiana dia niala tsiny..
17. vahiny2004
(
17/01/2015 10:04)
ny tsy azoko aloha hoe maninona ny hafa tokony hi comprendre ny hoe professionnel - satire et patati io ary ny professionnel am satire tsy miezaka mi comprendre hoe inona no important et sensible am hafa e
18. Rainibalita
(
17/01/2015 13:15)
Resaka fanjanahatsaina ny hoe satire na profesionely dia azo atao ! na izy nanao azy aza anie mahafantatra fa mihoatra ny tokony ho izy ny ataony e ! io rehefa hoe "tout est permis" dia tokony samy hazaka fa ny tena olana dia arakaraka ihany ilay hoe "tout est permis" ! fa manisy ny teny hoe jiosy fotsiny ianao dia lazaina fa mpakahala jiosy, na sangisangy no ataonao na resaka atsipy ! io dia mitaratra feno ny toetsain'ny frantsay ! amin'io raharaha io dia matahotra ny ho raisina tahaka ny tsy manantsaina na tsy malala-tsaina izay manohitra ny ataon'io gazety io, dia manao rebik'ondry daholo ny ankabeazan'ny olona ! manokafa gazety ohatran'ny charlie hebdo di manaova satire momba ny jiosy, ho hitanao ny hanjo anao ! ary ingahy >PM >Valls aza nilaza fa "tsy azo atao ny manao sarisary sy vazivazy momba ny jiosy" !! sshhh !
19. rhaj0
(
18/01/2015 14:26)
vahiny2004:
ny tsy azoko aloha hoe maninona ny hafa tokony hi comprendre ny hoe professionnel - satire et patati io ...
Raiso ho'a hoe inona no nilavana ny "bouffon du roi" taloha e...
Dia heverivereto koa i Francis Turbo, hoe hatraiza izy no afaka hampihomehy anao..
Fa efa ao am-piangonana anie efa tsisy mihomehy ny Finoana/Fivavahana e... rahefa mivoaka ny Fiangonana dia mba eritrereto ihany ireo olona TSY miaraka aminao ao am-piangonana ao fa mba manana ny mampihomehy azy izy, na ny mampandaginina azy @ Fiangonana dia avoakany @ Fihomehezana
Rainibalita:
Resaka fanjanahatsaina ny hoe satire na profesionely dia azo atao
Io anie na hatraty zamerika ohatra ho'a rahefa mi-se moquer ny Frantsay i Eric Salvail e... na koa i Jay Leno sy ny talk show maneso ny puissant, na ny Leglizy io na ny Prezida...