"Je suis Charlie", ary ny kristiana?

41. rhaj0 ( 16/01/2015 21:28)
endriny:
Fa raha Jiosy iray na Frantsay iray no voa... Tabataba ity, tabataba ity

Io indray k'lou dia giravy.. ary tokony ho efa zatra ianao @io e... Ny mandaginina ahy aty zamerika aty, dia ireo kristiana (fa tsy jiosy) no tena masiaka koa raha vao voakitika ireo Jiosy. Dia hoe, satria izy koa hono mino fa ny Jiosy no ... voafidy, I Jerosalema tonta no vaovao.. tsy haiko intsony, fa dia resaka finoana/fivavahana (t@ 2000 taona lasa) no mibahana, fa TSY ny rariny/hitsiny, na koa fotsiny ny zon'olb fototra (@ izao taona 2000)...

I Kanada izao tsy tian'ny firenena hafa intsony, fa h@ izay ireo Conservatives ireo no teo @ fitondrana dia pro-israeliana noho ny israeliana ilay gvt. Ireo Conservatives ireo dia saika ireny Kristiana fondamentaliste vinany ireny.
42. Rainibalita ( 17/01/2015 13:49)

hery:

Nahagaga ahy koa ilay hoe Charlie Hebdo en rupture de stock nefa natao 3 millions d'exemplaires (raha hatram'zay 60.000)

Sa misy sabotage?


Dokambarotra e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0858