"Je suis Charlie", ary ny kristiana?

21. rhaj0 ( 14/01/2015 14:25)
Andriamanitr'i ranona sy ranona... Ka ny an'i Kim-Jung-Un izao mila ho hay ho'a hoe iza ny "AndriamanintraNY" ahafahana mahalala hoe, mety ho tohina koa ve izy raha hanaovana caricature izao "andriamanitraNY" izao. Ny mpanompo "sampy" na ny mivavaka @ "Razana" izao koa mety ho tohina koa rahefa mampiasa ny "liberte d'expression"-ny ny Kristiana.

Ka ahoana.. afaka miara-miaina ve isikana eee ???
22. hery ( 14/01/2015 14:29)
rhaj0> Izaho tsy mahalala izay andriamanitry ny hafa fa ry zareo anontaniana :-)
23. rhaj0 ( 14/01/2015 14:35)
Ieee... hotry i Kim-Jung-Un izao dia hotry ny hoe izy Kim-Jung-Un no "andriamanitra" kely.. Fa h@ izao aloha izy tsy nandeha nampamono olona rahefa atao caricature izy e..

Ny olana, raha ny hevitro, dia ilay reaction hoe "mamono olona".. Ny caricature anefa dia isan'ny "dialogue social". Ka rahefa tsy hi-dialogue fa hoe hamono, dia ...

100% @ inona indray hoe ohatra i Fiffi iiiii ???
24. Fiffi ( 14/01/2015 17:42)

rhaj0:

Ny caricature anefa dia isan'ny "dialogue social". ...

FA.....sans exagération.......sans dépasser les bornes

rhajO:
100% @ inona indray hoe ohatra i Fiffi iiiii ??

rhajO ô ! 100% am liberté d'expression zah à une condition: sans dépasser les bornes.....
25. rhaj0 ( 14/01/2015 18:09)
.. hi hi hi ... amiko izany dia TSY 100%... Fa rahefa izay ve moa hoz'ianao..
26. leva2 ( 14/01/2015 19:17)

booboo:

Leva2 angaha isan'ny Fraternité Pie X ????

Tsia, fa santionan-tsary ireo e. Misy pire lavitra noho ireo ny fametavetana ny finoana kristiana ataon'ny charlie hebdo. Fa tsy misy tena mahavaly ny fanontaniana anie isika fa mihodinkodina be e
27. leva2 ( 14/01/2015 19:23)

bor2lais:

Lohateny : "Je suis Charlie", ary ny kristiana?
Valiny : Jesoa Kristy ! :-)

ianao no tena mahavaly amin'ny fomba tsotra ny fanontaniana namana, fa saingy izao : mba tokony ho velabelarinao kosa sao mba mahasoa ny hoe : fa nahoana no tsy "Je suis Charlie" fa Jesoa Kristy e. Satria ve manevateva an'i Kristy koa ny charlie hebdo? sa antony hafa? tsara marihina mantsy fa ny fanjakana frantsay manokana, tohanan'ny firenena maro hafa maneran-tany dia mi-qualifié ny nahazo ny "charlie hebdo" ho asa fampihorohoroana, fahavalon'ny demokrasia, sns e.
28. leva2 ( 14/01/2015 19:26)
Isika malagasy anie izao manana ny gazety ngah e,
Fa tsy mbola nahita angamba isika hoe nanevateva ny finoan'ny hafa, na niantsy olona.
Ny demokrasia ve manome fahafahana hanompa olona? na hamingavinga ny andriamanitry ny hafa? tsia angamba e
29. rhaj0 ( 14/01/2015 19:38)
Inona k'lou ilay "demokrasia" tianao tenenina.. hotry ny tsy dia azoazoko ity hitsin-dalana kapo-batana be hoe "demokrasia manome fahafahana mamingavinga"

Raha ny famaritana iray raisiko, dia ny teny demokrasia dia anondroana... "un ensemble de valeurs, d'idéaux et de principes politiques, sociaux ou culturels."

ka inona avy ireo "valeurs, d'idéaux et de principes" tianao tenenina? inona @ ireo no itarafana io zava-misy izao io? Ka hoe mahatonga ilay "famingavingana" ho anao, hoy ianao?

Dia inona aby ilay "valeurs, d'idéaux et de principes"
- an'i Sariliha
- an'i Coulibaly
- an'i Kristiana
- an'i Lafrantsa
- Oniversaly
- an-dramalagasy
30. bor2lais ( 15/01/2015 14:10)
leva2:

ianao no tena mahavaly amin'ny fomba tsotra ny fanontaniana namana, fa saingy izao : mba tokony ho velabelarinao kosa sao mba mahasoa ny hoe : fa nahoana no tsy "Je suis Charlie" fa Jesoa Kristy e.

Ao amin'ny Matio 5 ao (ohatra) toa misy fampianarana nataoNY ho an'ny mpanaraka Azy e :
"Efa renareo fa ..., Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe ..." :-)
31. rhaj0 ( 15/01/2015 15:01)
[size=8]HS... mampome.. ny anareo izany anie toa lasa hotry ny hoe, izay resaka rehetra dia J.C. e.. masaka ny vary? J.C.... vita kabary? J.C.... vita HS... :-)[/size]
32. bor2lais ( 15/01/2015 15:21)
[size=8]HS ...
rhaj0:

HS... mampome.. ny anareo izany anie toa lasa hotry ny hoe, izay resaka rehetra dia J.C. e.. masaka ny vary? J.C.... vita kabary? J.C.... vita HS...

:-)
vita koa ny HS
[/size]
33. rhaj0 ( 15/01/2015 17:17)
Ny Papa izany toa TSY Charlie

http://www.lapresse.ca/international/dossiers
«Il y a tant de gens qui parlent mal des autres religions, les tournent en dérision, font un jouet de la religion des autres : ce sont des gens qui provoquent», a encore dit le pape, qui s'exprimait en italien. (..) «Ce qui se passe actuellement (avec les attentats djihadistes) nous étonne, mais pensons à notre Église! Combien de guerres de religion, nous avons eues, pensons à la nuit de la Saint-Barthélémy (massacre déclenché par les catholiques contre les protestants français et qui a marqué le début du XVIe siècle des guerres de religion). Nous avons été aussi pécheurs», a-t-il cependant rappelé.

Raha ny fahitako azy, dia soa ihany fa misy ny mpanao ny lalAna sy ny Juges mampihatra ny lalAna...

http://www.lapresse.ca/debats/chroniques/yves-boisvert/201501/14/01-4834951-contre-le-delit-dopinion.php
Le droit doit protéger le commentateur comme «le satiriste ou le caricaturiste, qui sautent sur un point de vue, lequel peut être seulement accessoire au débat public, et le gonflent hors de toute proportion dans une caricature outrancière pour informer ou faire rire le public, écrivait le juge Ian Binnie en 2008. Leur fonction n'est pas tant de faire progresser le débat public que d'exercer le droit démocratique de se moquer des gens qui protestent dans l'arène publique. La population comprend parfaitement que c'est là leur fonction».
34. leva2 ( 15/01/2015 20:29)

rhaj0:

Inona k'lou ilay "demokrasia" tianao tenenina.. hotry ny tsy dia azoazoko ity hitsin-dalana kapo-batana be hoe "demokrasia manome fahafahana mamingavinga"
Raha ny famaritana iray raisiko, dia ny teny demokrasia dia anondroana... "un ensemble de valeurs, d'idéaux et de principes politiques, sociaux ou culturels."
ka inona avy ireo "valeurs, d'idéaux et de principes" tianao tenenina? inona @ ireo no itarafana io zava-misy izao io? Ka hoe mahatonga ilay "famingavingana" ho anao, hoy ianao?

Miarahaba namana !

tsy hidirako lalina ilay famaritana teknika ny demokrasia resahinao fa izay handraisan'ny be syny maro azy no hitondrako azy namana : demokrasia = fahafahana miteny, zo haneho hevitra an-kalalahana (fa amim-panajana). Ny zo tadiavin'ny charlie hebdo eto dia "droit à l'insulte" izay tohanan'ny maro (tsy haiko raha anisany ianao), ka asa raha voafaritra ao anatin'ny demokrasia izay hitako fa hainao tsara ity farany ity?
Etsy ankilany, tahaka ny maha-saropiaro anao amin'ny Andriamanitrao (raha mino ianao), ny fahasarotam-piaron'iretsy hafa koa amin'ny andriamaniny ka tsy anekeny ny famingavingana ny azy, ary anehoany hevitra amin'ny fombany (famonoana).
Ity farany ity no tsy iombonako hevitra amin'izy ireo satria ho an'ny kristiana dia ity no baiko : "Tiava ny fahavalonareo, ary mivavaha ho an’ izay manenjika anareo" Mat 5/44.
35. rhaj0 ( 15/01/2015 21:41)
Ity resako t@ namana hafa .. @ teny frantsay f'hialan-tsiny.. (ho averiko adika @ teny gasy raha ilaina)

http://www.lapresse.ca/debats/chroniques/yves-boisvert/201501/14/01-4834951-contre-le-delit-dopinion.php
Le droit doit protéger le commentateur comme «le satiriste ou le caricaturiste, qui sautent sur un point de vue, lequel peut être seulement accessoire au débat public, et le gonflent hors de toute proportion dans une caricature outrancière pour informer ou faire rire le public, écrivait le juge Ian Binnie en 2008. Leur fonction n'est pas tant de faire progresser le débat public que d'exercer le droit démocratique de se moquer des gens qui protestent dans l'arène publique. La population comprend parfaitement que c'est là leur fonction».

Mes commentaires:
Le Juge parle des satiristes (et autres comediens) et caricaturistes qui font leur job, et que "La population comprend parfaitement que c'est là leur fonction". Mais toujours, il y en a qui "n'y comprenne rien"... (surtout dans d'autres populations)

Parlant (ou voulant parler) de debats de fonds, le fonds, pour moi, c'est la Croyance/Religion. Chacun a le droit d'y adherer et d'en celebrer, certes. Mais les autres qui voient differemment ont (ou doivent aussi avoir) le droit de ... critiquer. C'est ca le "dialogue social". Ou que l'on dresse un mur et qu'on ne se parle plus. (surtout que pour certains, une critique ne peut etre qu'un insulte... que veux-tu).

Hatraiza no hanakananao an'i ... asa, ohatra... I Bouboule ohatra ? Misy foana no ho tohina rahefa mamazivazy ny artista.. Fa rahefa ianao (ao @ finoanao ao) no tohina dia kary fa rahefa ny olona hafa no tohina @ resaka hafa dia vandany....
36. rhaj0 ( 16/01/2015 00:50)
rhaj0:
Chacun a le droit d'y adherer et d'en celebrer, certes. Mais les autres qui voient differemment ont (ou doivent aussi avoir) le droit de ... critiquer. C'est ca le "dialogue social". Ou que l'on dresse un mur et qu'on ne se parle plus. (surtout que pour certains, une critique ne peut etre qu'un insulte... que veux-tu).

Au fait, Croyance/Religion a déjà dressé du mur à l'intérieur duquel on ne niaise pas : les murs de leur Église... Et maintenant ils veulent que ses murs soient à grandeur de la planète ? I don't think so...
37. rhaj0 ( 16/01/2015 12:09)
Averiko ihany @ ity resaka Charlie ity fa "satire" anie no resaka e... satire ataon'ny profesionely toa an'i Charlie na koa I Dieudonné, fa tsy izay 'sangisangin'i Zefania' na 'vavan'i peloozy' any...

Ny ntaolo vazaha izao nanana izay instinct izay hoe, misy ny bouffon du roi, dia na manalika ny Roi azany izy dia ... "La population comprend parfaitement que c'est là leur fonction".

Rahefa tsisy echappatoire ny mpokona, echappatoire @ puissance-n'ny puissants sy I la-toute-pissante-Eglise, dia ... ataovy ao ihany fa dia ifoterany ao eo..
38. endriny ( 16/01/2015 16:06)
Ny frantsay dia mihevitra azy ho ambony razana foana hatramin'izay... izay no marina. Afaka mamono ny hafa izy fa tsy azo vonoina...
39. rhaj0 ( 16/01/2015 17:10)
i Endriny hotry ny milaza hoe resaka "frantsay" io.. asa.. misy lafiny frantsay chauvin sy ego-be tokoany aloha ilay izy... nefa izao io mivoaka io fa ny ao Belgique koa misy mitady hanao.. i Danemark koa moa no nanomboka ity caricatures ity.

Raha ny fahitako azy dia resaka finoana/fivavahana io. Ary i Papa aza moa mba nahateny tsara ilay hoe, ny Kristiana koa djihadiste taloha :-)

http://www.lapresse.ca/international/dossiers
«Ce qui se passe actuellement (avec les attentats djihadistes) nous étonne, mais pensons à notre Église! Combien de guerres de religion, nous avons eues, pensons à la nuit de la Saint-Barthélémy (massacre déclenché par les catholiques contre les protestants français et qui a marqué le début du XVIe siècle des guerres de religion). Nous avons été aussi pécheurs», a-t-il cependant rappelé.
40. endriny ( 16/01/2015 18:16)

Marina aloha fa resaka finoana no niandohany, saingy eo koa ilay fanambonian-tena diso tafahpatra ataon'ny frantsay milaza azy ho ambony noho ny rehetra. miaritra ange ny vahiny ao Fantsa e... Ary vao haingana no nisy moske maromaro nisy nanafika... Saingy ireny moa silamo no voa ka mangina sady mpivahiny ihany koa...

Fa raha Jiosy iray na Frantsay iray no voa... Tabataba ity, tabataba ity

Jereo izao ilay zazavavy Malagasy nisy nanapaka ny tendany... Iza no mba nijoro niogaoga miantso ny rariny mikasika an'io...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079