Fivavahana, finoana

Azrael666 ( 3 andro lasa)
Shalom. Te hiantso antsika izay mbola mino sy tia, matoky ary matahotra an'Andriamanitra aho, mba tena hijoro tokoa amin'ny fanompoana Azy! Ity misy rohy azontsika ivalamparana ho an'izay liana amin'... tohiny
Mjkekely ( 10 andro lasa)
Jesosy no Tompo. ... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 3 andro lasa
Azrael666 ( 23/07/2026 06:29)
Manoloana ny halatr'olona sy fanjavonan'olona marobe eto Madagasikara, dia tsy manan-jo hangina isika Fiangonana Kristiana, fa mila miteny sy mandray andraikitra. Ampianaro hijoro tokoa amin'ny finoan... tohiny
midrou ( 02/07/2026 14:55)
Miainga @ [b]MATIO .24: 14[/b] Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. — Matio 24 : 14... tohiny
novalian'i RBNIR ny 13/07/2026 04:17
RBNIR ( 14/03/2026 18:19)
Maro no mbola tsy mahafantatra misy koa no mbola manafangaro. Inona ny helo, ary inona ny paradisa? inona ny afobe , helo ihany v? Ary inona ilay tany vaovao sy lanitra vaovao, paradisa ihany v? Bet... tohiny
novalian'i midrou ny 02/07/2026 15:55
RBNIR ( 08/03/2026 13:17)
Faly mifanerasera amin-tsika hatrany ry namana isany. Samia mandinika ny zava-misy ankehitriny dia MBA diniho  tsara ary fakafakao lalina ity tenin'i Jesosy Kristy ity... Fa Andriamanitra kosa nana... tohiny
novalian'i midrou ny 02/07/2026 17:17
RBNIR ( 07/03/2026 22:56)
Faly mifanerasera aminareo indray ry namana isany,  Efa elaela ihany izay no tsy mifaneraserana teto, toa nangina ny saha? MBA aiza daholo ireo namana rehetra Mbola any ihany v? Rhajo, bor2lais, ma... tohiny
novalian'i midrou ny 02/07/2026 15:44
hery ( 05/05/2025 16:00)
Matetika adino matetika (adion'ny kristianina sy adinon'ny tsy kristianina koa) hoe ny Fiangonana dia tena miasa. Asa fampandrosoana, asa sosialy, asa fanabeazana. Mety hoe misy fidiram-bola ny sasany... tohiny
novalian'i midrou ny 02/07/2026 16:12
Azrael666 ( 21/04/2025 16:19)
Pourquoi? Parce que chez vous les européens, les croyants se dimunient considérablement; d'ailleurs, vos sociétés se sécularisent de plus en plus chaque jours. Contrairement, chez nous en Afrique... tohiny
Azrael666 ( 21/04/2025 15:40)
Nanaitra ahy loatra ity vaovao ity! Na dia tsy EKAR aza aho, dia nanohina ny foko loatra izao fahalasanan'ny Papa izao. Mahafantatra @ antsimpiriany ny tantaram-piainan'i St François d'Assise ilay ... tohiny
Azrael666 ( 20/04/2025 13:55)
Miarahaba ny Fiangonana Kristiana rehetra manerana izao tontolo izao nahatratra izao Paska izao. Velona Jesosy, velona koa isika! Nandresy Jesosy ka nandresy koa isika! Mila iainana anefa izany fan... tohiny
Azrael666 ( 18/04/2025 15:02)
Mahatsiaro ilay asam-panavotana teo ambony hazofijaliana nataon'i Jesosy Krisy isika androany. Misaotra Jesosy ô! Fa noho ny fijaliana mangirifiry niaretanao no nanomezanao anay ny fiainana mandrakiz... tohiny
novalian'i suzy02 ny 06/08/2025 07:42
Azrael666 ( 17/04/2025 19:02)
Tsahivintsika Kristiana androany amin'ity Alakamisy Masina ity: ny nanorenan'i Jesosy Kristy ny Fanasan'ny Tompo, ny nanasany ny tongotry ny mpianany, ary ny nisamborana Azy. Ny fiomanana tokony hatao... tohiny
RBNIR ( 16/07/2024 15:31)
Salama daholo, Mandeha Dia mandeha izany fotoana izany 2024 sahady nefa otran n'y vaovao vetivery no nifampiserasera teto, aiza ry rhajo, bordelais gasy1zay sns....?... tohiny
rasera ( 01/04/2024 14:01)
 Saika nampiditra ilay baiboly diem aho fa tsy mety amin'ny version  android ko ilay izy fa mila ilay taloha hono  Samsung s8 ny findaiko  Mirary Alatsinain'ny Paka feno fifaliana any am-pitsa... tohiny
RBNIR ( 28/03/2024 09:58)
Faly misera amin'ny namana rehetra indray, Mirary Soa sy fanambinana ary fahasoavana ho an'ny rehetra Inona no fantatrao momba ny paska fa ho avy indray ity fety manandaza eran-tany ity? Misoka... tohiny
novalian'i seraphina ny 18/06/2026 02:29
HaryNome ( 05/09/2023 08:03)
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/09/05/m/54032-copia-de-womens-day-quotes.jpeg[/img] ... tohiny
novalian'i jojo-bebe ny 20/11/2024 20:29
RBNIR ( 17/04/2023 23:09)
Araka ny fampianara mivantana avy amin'i Jesosy... « Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata; » (Kolosi... tohiny
RBNIR ( 27/03/2023 08:19)
https://www.youtube.com/watch?v=FFHzbOV-Y7M... tohiny
novalian'i kingmad998 ny 12 andro lasa
RBNIR ( 24/02/2023 16:52)
Ahoana no hahafantarana fa fampianarana avy any an danitra ny fampianarana iray?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1319