Salama daholo

1. RBNIR ( 16/07/2024 15:31)
Salama daholo,
Mandeha Dia mandeha izany fotoana izany 2024 sahady nefa otran n'y vaovao vetivery no nifampiserasera teto, aiza ry rhajo, bordelais gasy1zay sns....?
novalian'i RexSampson ny 15 ora lasa
2. Azrael666 ( 17/07/2024 12:34)
zahay ndray zao no actif ato
3. midrou ( 03/08/2024 16:26)
RBNIR:
Salama daholo,
Mandeha Dia mandeha izany fotoana izany 2024 sahady nefa otran n'y vaovao vetivery no nifampiserasera teto, aiza ry rhajo, bordelais gasy1zay sns....?

Salama namana RBNR a!
Zao ndray vao mba afaka mandalo e!
Mirary soa hoantsika rehetra!!
4. RBNIR ( 05/08/2024 07:49)
Faly misera @ izay rehetra ato ary e! Otran ny mangingina izy izany?
5. Gasy1zay ( 18/10/2024 15:11)
RBNIR:
Faly misera @ izay rehetra ato ary e! Otran ny mangingina izy izany?

miarahaba RBNIR, inona ny vaovao e? Toa lasa mandroso be hono zao fiangonana'i Pastera Vahao ny oloko zao? efa mba nitombo tsara aram-panahy koa ve ingahy?Efa nihaona @ Tompo? Aiza ho aiza ny fifandraisana aminy?
6. hery ( 23/10/2024 14:00)
Tsetsatsetsa tsy aritra kely. Fa angaha moa RBNIR "Vahao ny oloko"?

Raha ENY , ohatry ny nahoraka be ihany ianareo tato ho ato.
7. RBNIR ( 25/11/2024 13:35)
Salama, namana gasy1zay, namana hery ary namana midrou,
Izao indray vao tafiditra eto....marina ny fanamarihina nataon'ny namana hery fa tsy ao amin'ny fiangonana vahao ny oloko no misy ahy....
Mahafinaritra indray ny mifampiserasera aminareo mirary tokoa raha mirary ny mba hitomboan'ny tsi11 ara-panahy ka hananika sy hanantona akaikikaiky kokoa hatrany an'ilay tsitoha.
Ny tena tanjona hivavahana moa dia fikatsahana ilay fiainana mandrakizay..Koa dia mahereza hatrany fantaro ny marina hoy i Jesosy Kristy Tompo izay fa ny marina no hahafaka antsika tsy ho andevo...Mazava ho azy rehefa afaka amin'ny fanandevozana dia tsy maintsy hatsangany ho zanaka ary dia ny zanaka no ho mpandova koa mahereza daholo....
8. RBNIR ( 29/11/2024 02:38)
Azrael666:
zahay ndray zao no actif ato

Faly misera aminao namana
9. Azrael666 ( 11/04/2025 15:09)
Ndao tohizhna amzay ty serasera ty e! Akaiky Paska 2025 zao
10. hery ( 11/04/2025 15:13)
Marina mihitsy izany. Ndao
11. Azrael666 ( 15/04/2025 01:23)
RBNIR a! Mba asio lohahevitra vaovao e. Kristiana hiringiriny ny tenanay,dia sady mpamadibadika an'ireny debat-nao sy rhajo mangotraka be ireny. Makamaka morse amin'ireny matetika koa!
12. RBNIR ( 10 andro lasa)
Salama namana, tena izaho indray vao tafaverina eto....ary MBA lasa aiza marin tokoa i rhajo e! Otran'ny malahelo anao namana fa miverena mitafa indray...
13. RBNIR ( 10 andro lasa)
Mahafinaritra rehefa tafiditra tsara anatin'ny finoana (izay ngamba no tianao ambara @ Ilay hoe iringiriny?) Mampahery ireo Mbola misalasala Ary koa mampirisika hatrany ny tsi11 MBA handroso @ lalindalina kokoa hatrany .
Aza adino fa tanjona iray no tena tokony iombonan'ny kristiana rehetra Dia ny MBA handova fiainana mandrakizay
14. Azrael666 ( 10 andro lasa)

Marina izany; ary ianao elaela a! fa tsy eto Madagasikara saaaa????? Mirary ny Fiadanan'ny Tompo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.073