Faly mifanerasera aminareo i'dray

1. RBNIR ( 07/03/2026 22:56)
Faly mifanerasera aminareo indray ry namana isany, 
Efa elaela ihany izay no tsy mifaneraserana teto, toa nangina ny saha?
MBA aiza daholo ireo namana rehetra Mbola any ihany v? Rhajo, bor2lais, maranatha, gasy1zay sns tsy voatanisa?
novalian'i RBNIR ny 22/03/2026 12:41
2. hery ( 07/03/2026 23:52)
Arahabaina indray RBNIR 
Mahafinaritra hatrany no mahita anao mitsiditsidika.
Izahay mbola misy vitsivitsy eto fa ny hafa mety mandalondalo eo ihany.
Mirary soa e.
3. RBNIR ( 08/03/2026 13:09)
hery:
Arahabaina indray RBNIR 
Mahafinaritra hatrany no mahita anao mitsiditsidika.
Izahay mbola misy vitsivitsy eto fa ny hafa mety mandalondalo eo ihany.
Mirary soa e.

Miarahaba torak'izany koa dia faly mandrakariva mifanerasera amin'ny namana rehetra eto e
4. Gasy1zay ( 19/03/2026 14:34)
RBNIR:
Faly mifanerasera aminareo indray ry namana isany, 
Efa elaela ihany izay no tsy mifaneraserana teto, toa nangina ny saha?
MBA aiza daholo ireo namana rehetra Mbola any ihany v? Rhajo, bor2lais, maranatha, gasy1zay sns tsy voatanisa?


RBNIR > salama e! i rhaj0 ngamba efa niova fo ka tsy nandalo naniratsira teto intsony :) mivavaha ho azy mba ho salama izy any fa efa ela tsy nahenoana vaovao
5. RBNIR ( 20/03/2026 00:48)
Salama namana gasy1zay, finaritra tokoa moa izany mandray ity hafatrao ity, elaela tokoa tsy hita ireo naman-tsika ireo fa dia mirary soa feno azy rehetra tokoa e! Ny faniriana moa dia indray andro any hiaraka hifaly any amin'ilay Jerosalema vaovao avokoa ..
6. Azrael666 ( 21/03/2026 09:55)
Miarahaba ô! Tena efa antitra daholo zalahy rehetraretra dia zahay indray zao no ato. Maro ihany ny membre ato saingy toa vitsivitsy volana daholo. Tahian'ny Tompo isika e
7. hery ( 21/03/2026 10:21)
Efa zokinjokiny hoe fa aza atao hoe antitra izany [size=3][font="Trebuchet MS", Geneva, Helvetica, Arial, sans-serif]????[/font][/size]

8. hery ( 21/03/2026 17:34)
[size=3][font="Trebuchet MS", Geneva, Helvetica, Arial, sans-serif]?[/font][/size]
9. RBNIR ( 22/03/2026 12:36)
Azrael666:
Miarahaba ô! Tena efa antitra daholo zalahy rehetraretra dia zahay indray zao no ato. Maro ihany ny membre ato saingy toa vitsivitsy volana daholo. Tahian'ny Tompo isika e

Salama namana, dia mbola faly mifanerasera amin-tsika mandrakariva e
10. RBNIR ( 22/03/2026 12:41)
lohery:
Efa zokinjokiny hoe fa aza atao hoe antitra izany [size=3][font="Trebuchet MS", Geneva, Helvetica, Arial, sans-serif]????[/font][/size]

Tena marina izany Sady isika olombelona (raha ny ao anaty) tsy misy mihevitra ny tenantsika ho antitra izany fa toa tahaka ny omaly ihany ny androany.
Izay koa no hanoroko hevitra hoe Jesosy Tompo anie ka mampanantena vatana vaovao tsy mety reraka na ho osa na ho faty e! Aza variana fa tsinjovy ny mandrakizay fa eto mandalo e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0439