Baiboly

1. rasera ( 28 andro lasa)
 Saika nampiditra ilay baiboly diem aho fa tsy mety amin'ny version  android ko ilay izy fa mila ilay taloha hono 
Samsung s8 ny findaiko 

Mirary Alatsinain'ny Paka feno fifaliana any am-pitsangatsanganana 
novalian'i hery ny 28 andro lasa
2. hery ( 28 andro lasa)
Ah ok. Andraso fa havaozina izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3104