Maro no mbola tsy mahafantatra misy koa no mbola manafangaro.
Inona ny helo, ary inona ny paradisa? inona ny afobe , helo ihany v? Ary inona ilay tany vaovao sy lanitra vaovao, paradisa ihany v?
Betsaka no mbola mino fa tena ho an-danitra ny olona...izay tokoa v no tena marina ?
RBNIR: Maro no mbola tsy mahafantatra misy koa no mbola manafangaro.
Inona ny helo, ary inona ny paradisa? inona ny afobe , helo ihany v? Ary inona ilay tany vaovao sy lanitra vaovao, paradisa ihany v?
Betsaka no mbola mino fa tena ho an-danitra ny olona...izay tokoa v no tena marina ?
Ny tena marina RBNIR de ny ankamaroan ny olona rehetra mihitsy no miheritreritra fa ny helo ihany no afobe, ary ny paradisa ihany no ilay fiainana mandrakizay na ny fanjakan ny lanitra.
Misy an ireo sasany aza (raha mba afaka hazavainao) dia milaza fa efa tany @ helo sy paradis ka nihaona t@ ndry Abrahama sns....
Izoho aloha dia manaiky fa misy ny helo, toraka izany koa ny paradisa saingy hafa mihitsy ilay hantsoina hoe afobe, sy fiainana mandrakizay.