Baiboly

1. rasera ( 01/04/2024 14:01)
 Saika nampiditra ilay baiboly diem aho fa tsy mety amin'ny version  android ko ilay izy fa mila ilay taloha hono 
Samsung s8 ny findaiko 

Mirary Alatsinain'ny Paka feno fifaliana any am-pitsangatsanganana 
novalian'i hery ny 1 andro lasa
2. hery ( 01/04/2024 17:03)
Ah ok. Andraso fa havaozina izany.
3. caprio ( 5 andro lasa)
Salama jiaby
Mila averina daholo le ondry fahiny tato fa tena nahafinaritra ty karajia ty a ! Alefa antso @ fb 
4. caprio ( 5 andro lasa)
Salama jiaby
Mila averina daholo le ondry fahiny tato fa tena nahafinaritra ty karajia ty a ! Alefa antso @ fb 
5. hery ( 1 andro lasa)
Hihi. Ondry mihitsy ve
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1378