Fivavahana, finoana
randyrandy
(
19/05/2021 13:32)
Rehefa miresaka famonjena izao tontolo izao amin'ny fahotana dia tsy afaka mandalo fotsiny an'i Jesosy Kristy. Ahoana no tsy hiraharahianao an'Ilay nanolotra ny ainy teo amin'ny Hazofijaliana nefa Izy...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 19/05/2021 15:41
randyrandy
(
09/05/2021 04:06)
PASKA Jiosy, Misy diso fandray
Nisy lohahevitra iray izay efa nandeha teto hoe: TELO ANDRO SY TELO ALINA. Rehefa manaraka tsara io ady hevitra io anefa aho dia hitako fa miorina amin'ny tsy fahazoana...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 11/05/2021 11:57
RUZ9
(
25/02/2021 08:02)
Tontosa ihany ity sarimiaina long métrage malagasy ity, rehefa nampian'ilay ao ambony, hoa nao orinasan-tserasera sy ny fikambanana miankina sy tsy miankina indrindra ity : [url=http://]cyrius.unblog...
tohiny
midrou
(
17/01/2021 10:01)
Ry namako isany! Mba efa fantatrao ve hoe tombo-kase faha4 isika izao.
[u]FANONTANIANA[/u]
1- Inona no zavatra tena manamarika ny tombo-kase faha4?
2- Inona no tokony ho hataonao?
...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 29/06/2021 11:40
RBNIR
(
15/09/2020 12:32)
Aleo angamba hotohizana eto indray izy ity....
https://forum.serasera.org/forum/message/m5f3fb770e9c4a
Inona indray kosa ny zavatra hitranga rehefa vita ny asan'ireo anjely telo ao amin'ny bokin'ny ...
tohiny
RBNIR
(
21/08/2020 12:00)
Raha nanonofy i Farao fahiny dia nitebiteby fatratra ny amin'izay mety ho hevitry ny nofiny...(Gen.41:1-24)
Rehefa nambara taminy ny hevitry ny nofiny (Gen.41:25-32) dia natoro an'i farao ny zavatra...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 15/09/2020 12:38
RBNIR
(
28/07/2020 07:31)
« [Ny amin'ny anjely telo izay nitory, sy ny fahasambaran'izay maty ao amin'ny Tompo, ary ny andro fijinjana] Ary hitako fa, indro, nisy anjely iray koa nanidina teo afovoan'ny lanitra, nanana filaza...
tohiny
novalian'i midrou ny 17/01/2021 09:45
RBNIR
(
02/07/2020 05:15)
Tena misy Afo lehibe dia lehibe miendrika farihy afaka mandevona kintana tahaka an'io masoandro hitantsika io......
https://www.futura-sciences.com/sciences/videos/rencontre-apocalyptique-etoile-trou...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/07/2020 06:53
rhaj0
(
28/06/2020 12:52)
Resaka natambatra hita t@ Facebook dia zaraiko io ambany io.
Fa io dia ny an'ny Baiboly irery, fa mila ampiana ny @ Bible hafa rehetra,
- Oviana no nanoratana ny orijinaly
- Firy ny version h@ izao,...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/07/2020 12:46
rhaj0
(
21/06/2020 01:26)
Nadoboky ny "vahoaka" ny sary vongan'ny Masin-dahy (saint) Serra.
Oye oye ;-)
https://www.foxnews.com/us/ulysses-grant-statue-toppled-san-francisco
[i]The statue was one of three knocked over Golde...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/06/2020 11:29
fiderranaa
(
16/06/2020 06:40)
Différences entre le fruit de l'Esprit et les dons de l'Esprit - https://topmessages.topchretien.com/texte/differences-entre-le-fruit-de-lesprit-et-les-don-1/...
tohiny
charminggirl5
(
15/06/2020 04:46)
Salama daholo,
Hi All,
My name is Cecilia, I am Malagasy who is studying in New Zealand! I have always refused to study in France for so MANY reasons!
Ity misy Blog iray izay amiko, analyse object...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/06/2020 11:04
fiderranaa
(
08/06/2020 05:16)
365 jours de Paix garantie ! - https://topmessages.topchretien.com/texte/365-jours-de-paix-garantie/...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 01/07/2020 02:42
midrou
(
19/05/2020 16:23)
Aleo hiverina any @ lay tena fototra mihintsy satria ....
Ity no tena fototry ny famonjena.....
tohiny
novalian'i midrou ny 11/06/2020 16:21
alainsylvano1
(
17/05/2020 12:30)
mba alalino kely nge ity teny ity.eh, oanarew izay mpandalina baiboly
Apokalypsy 6 : 7. Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahefatra, dia reko ny feon'ny zava-manan'aina fahefatra nanao hoe: Avia*. [*...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 11/06/2020 12:40
rhaj0
(
12/05/2020 16:08)
Ireto avy hono ny Sekta ao Dago ao
1- Marc Tatandraza, Apostoly Ambasadaoron'ny Lanitra
2- Apostoly Tsaratsara, Mesia Jesosy Malagasy
3- Pasteur Mailhol, Apokalipsy na ny Fanambarana
4- Kohen ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/05/2020 10:39
RBNIR
(
11/05/2020 06:29)
Maro no tsy mahafantatra ny tena antony tokony hivavahana ankehitriny ka zary laza manao fahazarana sy fomba fomba fotsiny ihany rehefa mivavaka...
Hoy i Jesosy indray andro rehefa nahita ireo olona ...
tohiny
novalian'i midrou ny 14/05/2020 10:37
rhaj0
(
06/05/2020 15:58)
Io no isan'ny maha-koditra an-dRaolombelona. Ary dia samy namoromporona izay mampandrimandry ny sainy ny isan'isany any @ fotoana sy jeogirafia nisy azy aby tany... naverimberina ny resaka ary dia las...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 11/05/2020 06:29
alainsylvano1
(
28/04/2020 12:47)
ilaina tokoa ny faha fantarana ireo.satrie ra ts mafantatra anio tsik dia lalandiso fona no arahantsika, ka misokatta ny.ady hoanareo mahay baiboly ity resaka ity....
tohiny
novalian'i alainsylvano1 ny 11/08/2020 19:21
