Salama daholo ve ry namana isany a!
1. midrou
(
09/08/2022 06:54)
Elaela tsy hita2 fa zao ndray vao mba mandalo de manontany vaova..:-)
2. midrou
(
09/08/2022 06:57)
Aiza ry RBNIR, rhajO, gasy1zay sns....
3. lerastah
(
14/10/2022 18:43)
Ao daholo ireny
namana rehetra ireny kah.
4. RBNIR
(
08/11/2022 09:07)
Salama e! ary faly koa misera eto indray dia samia ho tahin'Andriamanitra hatrany ry namana isany a
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2023 - page load 0.1166